be vava rehefa tsy mahatanty.

1. Mirananirina ( 17/09/2009 12:39)
fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy eroa:iny efa sipako eh,iny efa voako sns.....nefa lainga be daholo io.
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:03
2. xxx ( 17/09/2009 12:45)
Miala tsiny amin'ny anaran'ny lehilahy rehetra ny tenako.
3. booboo ( 17/09/2009 12:49)
:lol:
4. ni81 ( 17/09/2009 12:56)
fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy eroa:iny efa sipako eh,iny efa voako sns.....nefa lainga be daholo io.
raha tena zavatra tsy misy dia aleo izy ry mirina hivazavaza sy hilaza izay filazany any fa rehefa vizaka ve izy tsy hikatona ihany ny vavany a! :)
5. Mirananirina ( 17/09/2009 13:18)
Miala tsiny amin'ny anaran'ny lehilahy rehetra ny tenako.
hihihi,tsy ny lehilahy rehetra akory ka,diso kely.boboo,himehezanao fotsiny an.
raha tena zavatra tsy misy dia aleo izy ry mirina hivazavaza sy hilaza izay filazany any fa rehefa vizaka ve izy tsy hikatona ihany ny vavany a!
Ny mahagaga anie ry ni81 dia ireo olona sasany mino ity lainga be eh!!mampalahelo marina.Ary ireo no milaza.
6. ni81 ( 17/09/2009 13:31)
Ny mahagaga anie ry ni81 dia ireo olona sasany mino ity lainga be eh!!mampalahelo marina.Ary ireo no milaza
Manahirana be ny resaka toa io ry Mirana a! Zà t@ toerana niasako taloha dia efa tratran'ny toa izay. Nirava alina be aho t@ zay fotoana izay fa nisy asa tsy maintsy nataoko maika be dia avy eo naterina nody. Tsy ireo sofera no nanatitra fa hoy ilay chef tao @ ry zareo hoe: aleo ateriko izy. Dia nentiny aho. Ny ampitso dia nandeha be ny resaka fa hoe kay hono dia nisy an'izao sy izao i anona sy anona ... :roll: 8O ary dia zendana fotsiny ny tena, satria tena resaka tsy marim-pototra mihitsy na dia kely dia kely aza.
Ny tsy nazava, dia tsy haiko na ireo sofera no namorona, na tena ilay chef-ndreo nanatitra mihitsy no tena mpamorona. Tsy dia nivakiako loha fa mitady aretina fotsiny hisaintsaina izay rehetra izany ve e? Rehefa mandry ny konsianko dia izay.
Fa ny baraka aloha dia afaka na dia tsy nisy aza, atao ahoana moa fa dia nijanona ihany ny resaka rehefa ela ny ela.
7. Mirananirina ( 17/09/2009 13:40)
ary dia zendana fotsiny ny tena, satria tena resaka tsy marim-pototra mihitsy na dia kely dia kely aza
tena mahazendana tokoa aloha io eh,fa de asakasak'ireo mpamorona sy mpanararaotra .
Ny ampitso dia nandeha be ny resaka fa hoe kay hono dia nisy an'izao sy izao i anona sy anona ...
io raha vao 1 fotsiny no milaza dia miparitaka maheno daholo ny vahoaka eran'ny tanàna.. :( :(
Tsy dia nivakiako loha fa mitady aretina fotsiny hisaintsaina izay rehetra izany ve e? Rehefa mandry ny konsianko dia izay
misaotra aloha aminy torohevitra fa tena marina tanteraka mihitsy izany.
8. ni81 ( 17/09/2009 14:06)
misaotra aloha aminy torohevitra fa tena marina tanteraka mihitsy izany.
tsisy fisaorana fa aza kivy fa misy foana ny olona ratsy toetra sy mpampitombo eto an-tany e! :)
9. simplex ( 17/09/2009 15:52)

ka tsy mafinaritra kosa aloha le fitia tsy mifamaly ee... na enao tsy ho eo @ toerany kosa aza :(
dia mba izay no reaction-ny ka atao ahoana ary :)

Misy koa ny vevavy rehefa ampiresahina dia otran'ny mampifilafila be, voire miavona mintsy aza. Kanefa rehefa efa lasa tia olon-kafa le bandy na hoe efa lasa mpinamana be indray ry zareo vao mamonjy miadaladala...
dia tsy haiko mintsy fa betsaka mintsy ny vevavy otran'zany... dia atao hoe natiorany angamba izany :)

fiainana doly zany, sa ahoana? :P


;-)
10. Papoose ( 17/09/2009 16:07)
aoka marina eee!! iatahana no tsara @ le olona raha mitady zvt impossible aminao ny manome azy amiko
11. xxx ( 17/09/2009 16:32)
Ka ireo bandy mitady sipa ato @serasera ange refa tokony mijery ny profil ny vehivavy aloha é,ny sasany avy dia hikaoty foana ,rehefa tsisy soratra ao @profil le sipA hoe mitady olon-tiana dia tokony tsy kaotina ,mankaleo be izay lehilahy miditra a@boîte-ko à 80% hikaoty2 fotsiny
,Ny sasany ary milaza fa manambady nefa tsy tahotra tsy henatra fa mikaoty2,handraso fa bola hisy voafandrika ato refa kelikely ,ny vadiny ihany no kaotiny dia rehefa mifanao fotoana ry zareo dia misy hisaraka ny farany ,misy site natao ho an'ny mitady vaDy ato ,tokony any ireo izay mitady vady na sipa no mandeha .
Izaho namana tsotra no tadiaviko fa tsy sipa?REFA tsy valiana dia lazaina fa miavona ,,refa tsy mitady dia tsy mitady fa tsy miavona .
12. ni81 ( 17/09/2009 17:27)
ka tsy mafinaritra kosa aloha le fitia tsy mifamaly ee... na enao tsy ho eo @ toerany kosa aza
dia mba izay no reaction-ny ka atao ahoana ary
ka rehefa tsy miady kosa ve ny tadin-dokanga dia ho forsé-na fotsiny ve ilay olona? indrindra raha toa ka efa manana ny an'azy izy? :roll:
Misy koa ny vevavy rehefa ampiresahina dia otran'ny mampifilafila be, voire miavona mintsy aza. Kanefa rehefa efa lasa tia olon-kafa le bandy na hoe efa lasa mpinamana be indray ry zareo vao mamonjy miadaladala...
dia tsy haiko mintsy fa betsaka mintsy ny vevavy otran'zany... dia atao hoe natiorany angamba izany

fiainana doly zany, sa ahoana?
hay misy toy izany koa ao? :)
Ka ireo bandy mitady sipa ato @serasera ange refa tokony mijery ny profil ny vehivavy aloha é,ny sasany avy dia hikaoty foana ,rehefa tsisy soratra ao @profil le sipA hoe mitady olon-tiana dia tokony tsy kaotina ,mankaleo be izay lehilahy miditra a@boîte-ko à 80% hikaoty2 fotsiny
,Ny sasany ary milaza fa manambady nefa tsy tahotra tsy henatra fa mikaoty2,handraso fa bola hisy voafandrika ato refa kelikely ,ny vadiny ihany no kaotiny dia rehefa mifanao fotoana ry zareo dia misy hisaraka ny farany ,misy site natao ho an'ny mitady vaDy ato ,tokony any ireo izay mitady vady na sipa no mandeha .
Izaho namana tsotra no tadiaviko fa tsy sipa?REFA tsy valiana dia lazaina fa miavona ,,refa tsy mitady dia tsy mitady fa tsy miavona .
Atao hoe 80 taona ao @ profil, dia vao mahita an'iny izy dia mitsoaka e! :-D :-D
13. Papoose ( 17/09/2009 20:07)
xxx, kadia aza valiana fotsiny xxx a! zany ve dia atao mankarary an-doha?
14. simplex ( 17/09/2009 22:15)
ni:
ka rehefa tsy miady kosa ve ny tadin-dokanga dia ho forsé-na fotsiny ve ilay olona? indrindra raha toa ka efa manana ny an'azy izy? :roll:
ka hitanao ihany le lelah be ambo-po... dia ny taim-bava sisa no atao betsaka refa tsy mazaka koah :lol:

fa ny bandy tsy mpanenjika anie, maka fotoana tsara mintsy mi-observe sy mandinika ny tena paika ady vao tena mampiresaka ee. Sarotra be mintsy ny handa :)
ary ny matetika aza dia vao eo ampandinihana izy dia efa mahatsapa hoe tssssssssssss otran'ny tsy mahatara anah tsony indray ity sipa ity le... mora bataina hahaha :-D:-D

Ny tiako tenenina dia hoe: ra bandy mahavita anareo tezitra na hoe mimenomenona hoe mampahelo be fa lavitry ny afo ny kitay dia na izy zay dia na izy zay bandy amateur na izy zay bandy faikany, tsisy ilana azy... zany hoe aza mandany rondoha @ izany.
Fiainana manja be ity ve dia ho laniana @ fieritreretana izay olana misy etsy babay sy lohovohitra rehetra ity :)

;-)
15. Papoose ( 17/09/2009 22:18)
ka hitanao ihany le lelah be ambo-po... dia ny taim-bava sisa no atao betsaka refa tsy mazaka koah
io dia hitako mihitsy!!!tssssfftsssff
16. cutie ( 17/09/2009 22:28)
Ny tiako tenenina dia hoe: ra bandy mahavita anareo tezitra na hoe mimenomenona hoe mampahelo be fa lavitry ny afo ny kitay dia na izy zay dia na izy zay bandy amateur na izy zay bandy faikany, tsisy ilana azy... zany hoe aza mandany rondoha @ izany.
Fiainana manja be ity ve dia ho laniana @ fieritreretana izay olana misy etsy babay sy lohovohitra rehetra ity

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. nathie86 ( 18/09/2009 06:17)
tsssssssss, ny lehilahy izay sipanao taloha aloha d rare ny hanaiky ho namana ftsny eh, na iz sipanao ihany na iz lasa olona tsotra mifampiarahaba d samy miparitaka. Fa tsy asiko blem ra za, aleo iz ho any refa tsy hinamana boff.
Ny kofboay b resaka ety @ sisiny ndray oe, ilay manao oe iza no navita , iza no navita, kofa bombina reny, na tena nisy aza ilay zavtra natao, @ io resaka io anie tsis oe vita sy tsy navita eh fa samy olondehibe, consentante hoy ilay fiteny ka aleo iz hitabataba eh, tsy olana zany.
Ny ataovy ao andohandry ftsny d oe bombina izy d zay, iomehezo ftsny d samy miala.
18. Mirananirina ( 18/09/2009 09:39)
ka tsy mafinaritra kosa aloha le fitia tsy mifamaly ee... na enao tsy ho eo @ toerany kosa aza
dia mba izay no reaction-ny ka atao ahoana ary

simplex
19. Mirananirina ( 18/09/2009 09:46)
ka rehefa tsy miady kosa ve ny tadin-dokanga dia ho forsé-na fotsiny ve ilay olona? indrindra raha toa ka efa manana ny an'azy izy?
Marina mihitsy io.Tena forcéna fotsiny na hita fa tsy mety izao ary.Dia rehefa tsy manaiky amin'izay be resaka etsy sy eroa!!
Atao hoe 80 taona ao @ profil, dia vao mahita an'iny izy dia mitsoaka e!
mba andraso marina hoe hijery ny atsy aminy profil fa efa ela no tsy nijerevako azy izay.
hihihi,aiza kosa aky dia 80 taona an :-D :-D :-D :-D
ka hitanao ihany le lelah be ambo-po... dia ny taim-bava sisa no atao betsaka refa tsy mazaka koah

fa ny bandy tsy mpanenjika anie, maka fotoana tsara mintsy mi-observe sy mandinika ny tena paika ady vao tena mampiresaka ee. Sarotra be mintsy ny handa
ary ny matetika aza dia vao eo ampandinihana izy dia efa mahatsapa hoe tssssssssssss otran'ny tsy mahatara anah tsony indray ity sipa ity le... mora bataina hahaha

Ny tiako tenenina dia hoe: ra bandy mahavita anareo tezitra na hoe mimenomenona hoe mampahelo be fa lavitry ny afo ny kitay dia na izy zay dia na izy zay bandy amateur na izy zay bandy faikany, tsisy ilana azy... zany hoe aza mandany rondoha @ izany.
Fiainana manja be ity ve dia ho laniana @ fieritreretana izay olana misy etsy babay sy lohovohitra rehetra ity

Simplex an...tena hainao mihitsy ny toetrany lehilahy sasany.Ary mitombona sy marina mihitsy io lazainao io.Ny tena mandreraka aminazy ity anie dia ilay lhl be resaka avy eo eh.Maninona moa raha hatsaraina ilay sipa hoe ,tena hendry kosa iny fa tsy manaiky miaraka aminy lehilahy hafa(nofy anie io an)
20. ni81 ( 18/09/2009 09:56)
mba andraso marina hoe hijery ny atsy aminy profil fa efa ela no tsy nijerevako azy izay.
hihihi,aiza kosa aky dia 80 taona an
fa maninona ry mirana? Raha olona tsotra tsy manana saina hafahafa izy dia miresaka aminao foana na dia milaza fa 80 taona ianao na 19 taona.
Nisy olona izay tao nandefa mail tamiko ary nilaza fa mitady olon-tiana t@ zany fotoana izany. Ny tao @ profil-ko anefa milaza hoe: tsy mitady vady na olon-tiana. Dia vao napetrako ilay hoe 70 taona dia tsy hitako intsony izy fa nanjavona =)) =)) Mety niova ps izy aloha dia niverina niresaka amiko ao fa tsy asiako olana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0549