be vava rehefa tsy mahatanty.

21. tywa68 ( 18/09/2009 10:30)
ni81 > Koa ngah io taona io midika inn eto fa be ny mandainga, sady ny 70 taona @zao fotoana mbola mmhhh ohatrany 50 fahiny e :lol:
Sady raha tena hikôty izy d hainy foana ny manadala na mapiresaka fa tsy hoe ovaiko ny profil d mandry ny saina ntsssss :lol:
22. ni81 ( 18/09/2009 10:39)
ni81 > Koa ngah io taona io midika inn eto fa be ny mandainga, sady ny 70 taona @zao fotoana mbola mmhhh ohatrany 50 fahiny e
Sady raha tena hikôty izy d hainy foana ny manadala na mapiresaka fa tsy hoe ovaiko ny profil d mandry ny saina ntsssss
marina fa tsy midika inona io 70 io, mitovy @ ps ihany io mantsy, fa nilamina aho ary tsy be mail tsisy dikany ho valiana loatra tsony! :D . Mba mail hafa no misy dia tsy maninona :)
23. Mirananirina ( 18/09/2009 10:47)
tsssssssss, ny lehilahy izay sipanao taloha aloha d rare ny hanaiky ho namana ftsny eh, na iz sipanao ihany na iz lasa olona tsotra mifampiarahaba d samy miparitaka. Fa tsy asiko blem ra za, aleo iz ho any refa tsy hinamana boff.
Ny kofboay b resaka ety @ sisiny ndray oe, ilay manao oe iza no navita , iza no navita, kofa bombina reny, na tena nisy aza ilay zavtra natao, @ io resaka io anie tsis oe vita sy tsy navita eh fa samy olondehibe, consentante hoy ilay fiteny ka aleo iz hitabataba eh, tsy olana zany.
Ny ataovy ao andohandry ftsny d oe bombina izy d zay, iomehezo ftsny d samy miala
nathi86 Koa ngah io taona io midika inn eto fa be ny mandainga, sady ny 70 taona @zao fotoana mbola mmhhh ohatrany 50 fahiny e
Sady raha tena hikôty izy d hainy foana ny manadala na mapiresaka fa tsy hoe ovaiko ny profil d mandry ny saina ntsssss [/quote] tywa :-D :-D :-D Sao kosa anie hitany fa olondehibe ity dia tsy sahiny hanihanihana intsony eh.Ny ahy moa tsy mety intsony ny hanovana ny taona satria ny sariko aza efa hita fa tsy ho 80 taona mihitsy hhihi
24. tywa68 ( 18/09/2009 10:56)
Mirananirina > vavan'ilay tsy mahazàka ve d hivakianjy loha e :wink: :-D Zany hoe misy resaka koa tsy d tsara atao raha ohatra ka tsy hay ny limites-ny, na hahakenda anjy :lol: asa aloha fa anareo tanora zany :-D :-D :-D
25. ni81 ( 18/09/2009 11:07)
ni izay aloha eh.Ka ny andry zareo anie izany raha hoe manaiky ny hiresaka dia midika fa azo kotiana eh surtout rehefa misangisangy izay ilay resaka
zà aloha dia tia mananihany rehefa mananihany koa ilay olona e! fa kosa tsy midika izany fa hoe hikotikoty izy dia ho dakaoro :roll: Ka raha izay rehetra mananihany no ho raiketiny daholo tsy ho feno ny bus be! Sa?
Sao kosa anie hitany fa olondehibe ity dia tsy sahiny hanihanihana intsony eh.Ny ahy moa tsy mety intsony ny hanovana ny taona satria ny sariko aza efa hita fa tsy ho 80 taona mihitsy hhihi
:) na lehibe na kely dia samy misy sokajy ahafahana mifanihany foana ka! Tsy zavatra ratsy ny mananihany ange e! Fa io koa arakaraka ilay resaka hifananihanian'ireo olona eo indray. Azon'ny mirana atao ny manoratra ny taona hoe: 80 taona fa kosa mbola mitovy @ 18 taona aho araka io sariko eo io! =)) =)) =))
26. fahamarinana ( 18/09/2009 11:10)
:arrow: tywa : :-D :-D andry zareo tanora tokoa !
Mirana : aza valiana intsony akia ny mail-ny,aza miresaka akory fa ho reraka eo ndry hamaly azy sy hanazava azy rahateo !Atao ahoana fa samy manana ny toetrany ny olona,nalahelo mafy izy angamba fa tsy lasany ndry !..(l)
27. soanja ( 19/09/2009 02:30)
Mirananirina:

fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy eroa:iny efa sipako eh,iny efa voako sns.....nefa lainga be daholo io.

Lainga dia isan'ny fahalemen-dRaolombelona. Akory atao fa izay no isan'ny momba azy. Sarotra ny hanakana ny hafa hanimba ny momba anao. Ny hanaratsy ny hafa koa dia isan'ny toetra tsy mendrika, fa dia ny fahatsapana hoe madio ny atao dia ampy hampilamina ny saina.

Ny fanabeazana ny zazalahy amin'ny ankapobeny no misy olana. Tsy azo omena tsiny anefa izy ireo satria mba victims toa anao ihany izy amin'ny lafiny maro tsy voatonina eto.

28. kaofyboay ( 19/09/2009 11:20)
soanja:

tsy ny lehilahy rehetra kosa angamba no manao izany e! za manokana, mahalala tsy tiana, rehefa tsy mety miaraka amiko ianao de bon! fa mety ho izao no anton'izay; tsy zakan'ny sain'ny bandy sasany ny hoe nikôty d tsy nahazaka ka entina hanamboarana saina de lasa manao ireny fihetsika ireny izy, fa matetika koa dia avy aminareo vehivavy ny fototry ny olana, anisan'ny zavatra tena mahafinaritra anarero ny mifampiresaka @ namanareo hoe i anona nikôty ahy fa za tsy nety niaraka taminy, de mahatsiaro oainina le bandy ka manontany tena oe fa ngah za d ratsy b ze manaôna? fa ty misy sekre: rhf ny bandy zay no miteny oe i.... voako, dikany tsy mbola voa izy izay! i ....nataoko an'izao, dikany, tsy nanao an'izany nedala! zay aloha fa @ manaraka ndray.
29. Mirananirina ( 19/09/2009 13:02)

Eny eh,mety marina izany teninao izany,raha toa ka manao ny tsy mety ilay bandy...fa raha olona mikoty anao fotsiny ka tsy misy resaka ,tsy misy olona miteny angamba.Marina mihitsy aloha io hoe tsy zakany sainy bandy io izany ,nefa mba tsy zakan'ny sainy vehivavy koa anie izny mampirafy izany eh.Amiko rehefa manambady ilay olona dia tokony tsy kotina intsony.sa rehefa hoe miresaka dia mola izay ilay vhv..ao koa anefa no tia miresaka fotsiny.
zà aloha dia tia mananihany rehefa mananihany koa ilay olona e! fa kosa tsy midika izany fa hoe hikotikoty izy dia ho dakaoro Ka raha izay rehetra mananihany no ho raiketiny daholo tsy ho feno ny bus be! Sa
hihihi,nihomehy kely aho amin'ilay hoe feno ny bus.Ary tena marina io,ao aminy FB ao misy manana namana mihoatra ny 1000,di a ahoana re raha kotina daholo ireo eh!!! :roll: :roll: :roll:
Mirananirina > vavan'ilay tsy mahazàka ve d hivakianjy loha e Zany hoe misy resaka koa tsy d tsara atao raha ohatra ka tsy hay ny limites-ny, na hahakenda anjy asa aloha fa anareo tanora zany
somary narary kely aloha aho eh,nefa anie dia mpinamana be izao eh.Mpiresaka isan'andro no mahavita manao ahy izany.Bon efa tsy raharahako intsony ka,efa afaka ny foko izao fa misaotra.
tywa : andry zareo tanora tokoa !
Mirana : aza valiana intsony akia ny mail-ny,aza miresaka akory fa ho reraka eo ndry hamaly azy sy hanazava azy rahateo !Atao ahoana fa samy manana ny toetrany ny olona,nalahelo mafy izy angamba fa tsy lasany ndry
Tsy vitany hoe tsy miresaka intsony fa tena natao liste rouge sy blokena mihitsy eh.Mandreraka be ,anefa atao ahoana .Fa misy kosa koa aloha ny lhl manaiky namana mihitsy ka,tsy ny rehetra kosa.Aleo aza anie mpinamana ,mafy kokoa ny fihavanana toa izay sipa dia miady dia misaraka dia mifanaratsy!! :(
Lainga dia isan'ny fahalemen-dRaolombelona. Akory atao fa izay no isan'ny momba azy. Sarotra ny hanakana ny hafa hanimba ny momba anao. Ny hanaratsy ny hafa koa dia isan'ny toetra tsy mendrika, fa dia ny fahatsapana hoe madio ny atao dia ampy hampilamina ny saina.

Ny fanabeazana ny zazalahy amin'ny ankapobeny no misy olana. Tsy azo omena tsiny anefa izy ireo satria mba victims toa anao ihany izy amin'ny lafiny maro tsy voatonina eto.
tsy omena tsiny mihitsy izy ireo raha tsy be vava kosa aloha eh,normal anie ny lhl raha mikoty eh,nefa kos rehefa mba tsy manaiky ny vhv aminy lafiny maro tokony tsy insiste sy hanaratsy any aminy hafa avy eo.Efa milamina mihitsy ny saiko izao ka,izay no namoahako azy eto.Ny fanabeazana ny zazalahy,asa aloha,tsy haiko ,nefa anie samy nateraka ny vhv daholo ihany eh.Tadidiko tsara nampianatra tao amindry masera aho tamin'izay.Fa nisy raiaman-dreniny mpianatro izay tamin'izay no niteny ahy hoe sipako i masera directrice nareo io.Ka io rangahy io aloha isan'andro dia miditra ao aminy biraony.Dia tena sahy ny mandainga mamingavinga masera ianao izany.Nangina moa aho tsy niteny.
30. ni81 ( 19/09/2009 13:29)
Tsy vitany hoe tsy miresaka intsony fa tena natao liste rouge sy blokena mihitsy eh.Mandreraka be ,anefa atao ahoana .Fa misy kosa koa aloha ny lhl manaiky namana mihitsy ka,tsy ny rehetra kosa.Aleo aza anie mpinamana ,mafy kokoa ny fihavanana toa izay sipa dia miady dia misaraka dia mifanaratsy!!
ka mety hanova ps indray ry mirana an! Dia hiditra ho namanao indray izy avy eo :-D :-D
Amiko rehefa manambady ilay olona dia tokony tsy kotina intsony.sa rehefa hoe miresaka dia mola izay ilay vhv..ao koa anefa no tia miresaka fotsiny
ka io ange samy manana ny toetrany e! Misy na efa manambady aza dia mbola te hanao sipa koa fa tandremo an! :roll:
31. soanja ( 20/09/2009 13:14)
Ny fahitako azy aloha dia ny vehivavy/ lehilahy tsy mazoto hokotina ato amin'ny serasera Malagasy dia ho sahirana ihany raha isaky ny mihetsika dia ho tezitra satria hisy foana ny hikoty ary ity serasera ity dia isan'ny fantsona manamora izany. Tsy afaka manakana ny fitiavan'ny sasany hanao zavatra isika fa afaka kosa mametra ny tsy hisian'izany eo amintsika sy ny hanaovantsika izany eo amin'ny hafa. Tadidio fa tsy mitovy ny fijerin'ny tsirairay ny zavamisy.
32. rhina ( 22/09/2009 09:03)
xxx:

Ka ireo bandy mitady sipa ato @serasera ange refa tokony mijery ny profil ny vehivavy aloha é,ny sasany avy dia hikaoty foana ,rehefa tsisy soratra ao @profil le sipA hoe mitady olon-tiana dia tokony tsy kaotina ,mankaleo be izay lehilahy miditra a@boîte-ko à 80% hikaoty2 fotsiny
,Ny sasany ary milaza fa manambady nefa tsy tahotra tsy henatra fa mikaoty2,handraso fa bola hisy voafandrika ato refa kelikely ,ny vadiny ihany no kaotiny dia rehefa mifanao fotoana ry zareo dia misy hisaraka ny farany ,misy site natao ho an'ny mitady vaDy ato ,tokony any ireo izay mitady vady na sipa no mandeha .
Izaho namana tsotra no tadiaviko fa tsy sipa?REFA tsy valiana dia lazaina fa miavona ,,refa tsy mitady dia tsy mitady fa tsy miavona .

tena marina mintsy io volazanao io
mba jereo ihany ny profila e!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0466