Valinkafatra ho an'i Hery 2 ...!

1. swann ( 16/09/2009 15:10)
valinkafatra ho an'i Hery 1 !! = nofafana tao .....(?)

kobonareo ve fa nisy dinika iray natsangako izay tatao afakomaly oe !! tratra i HERY!! -- tamin'ny valinkafatra nalefako ho azy!!
--- faly be mantsy lery fa nahapotika fotodrafitrasa tao M/car ony !! nopotehina daholo ony ny panneaux an'ny INJET ,sady nidedaka be ngama!! nefa haingotananan'iza ireny ?? angah an'ny INJET irery ?de faly zany fa potika ny tanana? nahazo aina fa niha ratsy endrika Tananarive nongotana panneaux?
--fa maninnn no nofafainlah rahery le diniko ?? voa be angah elah sa naharary le izy ?? ny teninlah iany anie no naveriko fa tsy namorona ah ee! ozy elah tamle valinkafatra hery1 oe :: ""ataovy ihany e! zao nopotehinay daholo ny plakin'ny INJET rehetra :"" ka innn no tena natahorana tamin'io ??? sady zavatra notenenina ve atahorana ?? tazony ny hevitrao ee!! aza mivadibadika !!!


asa na hofafainlery ndray ty zao na ahoana fa averiko eto foana ty mandrampifonan-drahery amiko !!

mpandoro tanindrazana kah !! hon hon hon hon hon !!
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 03:52
2. Banndi ( 16/09/2009 15:15)
o ry malala maty eto anie enao e, tsy ho tonaga akory ny 14 febroary , avelao any reo politika reo fa handao hirevy tsiska roalahy e,aza mikôty bandy hafa ntsony chérie a,zah anie saropiaro be @ iny bazylou iny é ,tiko be ndray le fiankanjon'i wiwi zany,mahay maikanjo moa o, mahay miséduira an,handao handé @ zay hoa wiwi , eo ndray enao de tamana eo an, zah saropiaro be an;
enao anie malala ataon'olona fihomezana fotsiny eto é, handao hoa hirevy
3. swann ( 16/09/2009 15:17)
pikatti a, tsy mikozy amin voambotavo otran-dry alou izao andrywui fa ny lehibenareo no ilainy!! tsy ndry alou zao no his'adresseko!! mazava ve zay akia ? TAPITRA
4. Banndi ( 16/09/2009 15:20)
o ry malala maty eto anie enao e, tsy ho tonaga akory ny 14 febroary , avelao any reo politika reo fa handao hirevy tsiska roalahy e,aza mikôty bandy hafa ntsony chérie a,zah anie saropiaro be @ iny bazylou iny é ,tiko be ndray le fiankanjon'i wiwi zany,mahay maikanjo moa o, mahay miséduira an,handao handé @ zay hoa wiwi , eo ndray enao de tamana eo an, zah saropiaro be an,niova akanjo ndray malala zany tiko be koa anie le ntss e, mba rozirozy ndray ny lokonao androany io kosa tsara é :* :* :* avia malala a
5. terrywui ( 16/09/2009 15:22)
ahoana kosa rahery zani le !! mila valiny maika zany io kozy io e!! enao no ilaina !! tapitra
6. terrywui ( 16/09/2009 15:25)
raha mbol fafain'i hery io dinika ao ambony io dia publieko ao amin'ny facebook sy you tube io !! mikozy ah zay !! ha ha ha !! fay elah amzay fa itan'ny olona ny lamba maloto tato !!ha ha ha ha
7. Banndi ( 16/09/2009 15:26)
Hery anie malala tsy miresaka anie chérie tsy miresaka @ olona miteny ratsy e, :* :* aza lany andro eo malala fa handao hirevy é,tiko be moa wiwi o,aza aseho olona eto chérie hoe be taraina be enao ah,vao maika faly eto ndray ry zareo :* :*
8. terrywui ( 16/09/2009 15:31)
rah mbol fafain i hery io didnika ao ambony io publieko amin facebook sy yuo tube io fa mikozy aho zay !!! fay elah amzay tsy mamafamafa tsony !! ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon
message
9. Banndi ( 16/09/2009 15:33)
Hery anie malala tsy miresaka @ olona miteny ratsy e, :* :* aza lany andro eo malala fa handao hirevy é,tiko be moa wiwi o,aza aseho olona eto chérie hoe be taraina be enao ah,vao maika faly eto ndray ry zareo :* :*
zah anie tia olona pelaka hotran'ano koa e, de le resatsika aza adino an, le 14 febroary :* :*
10. pikatti ( 16/09/2009 19:38)
zah anie tia olona pelaka hotran'ano koa e, de le resatsika aza adino an, le 14 febroary

mahazotoa nareo mitsam :-D :-D :-D
11. patrick2002 ( 16/09/2009 21:16)
Zao koa nahita an`iny ary dia gaga sy talanjona ny tenako nahita ny valiteniny Hery t@ iny panneaux ny injet iny ,
Ka hoy izaho hoew efa lasa fanatika aby ireo GTT ,ireo fa tsy misy reflexe intsony ,mampalahelo.
12. xxx ( 16/09/2009 21:30)
Refa tsy hainareo ny politika ry rapà de hialao a!!!, tsy handany roara @nao eo akory ny olona
13. fijo ( 16/09/2009 21:45)
mitovy ihan nareo rah aizany.ny TGV koa teto,faly ery hoe norobana ny tiko.aiza ary izy ity?jereo any ambany any,fa efa nisy resaka kely nalefako any,hoe "efa nosimbana daholo ny tiko,izao indray hanomboka ny viva sy injet,kdia inona sisa no hiarina ao?"io no tokony saininareo tia manimba zavatra ireo.
14. Papoose ( 16/09/2009 22:06)
raikitra ndray ny course ato :-D
15. pikatti ( 16/09/2009 22:42)
"efa nosimbana daholo ny tiko,izao indray hanomboka ny viva sy injet,kdia inona sisa no hiarina ao?"io no tokony saininareo tia manimba zavatra ireo.

marina io kôzin'elah io fijo, efa nolazaiko foana koa io esprit revenchard lava io , hifamotika foana mandrapaha-tapitry ny fananan'i Madagasikara manontolo
16. dadabe ( 17/09/2009 03:52)
ary zao vao noremarkeko fa toa olona 1 ihany le manoratra ps eo ambony ireo kle :roll: mitovy be le fomba famalin'i swann sy terrywi sa zah no mandro roa ny masoko?? :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1026