Tsy mila anefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT

1. diloo ( 17/09/2009 03:08)
Tsy mila nefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT!

Ny minisitra Razafimahaleo, mi-zesta be hoe tsy mila ny fanampiana avy any ivelany, ny GIC sy ny sisa, tsy mila Maputo, nefa mangataka fanampiana @'i Khadafi, en plus ny HAT mitomany sy mangatagaka ho Maputo-vaina.Koa araka izany, dia no-ratifié-na ny Charte de Maputo:
"Ordonnance N°2009-009 du Président de la Haute Autorité de la Transition Andry Nirina Rajoelina portant ratification de la Charte de la Transition de Maputo que le Conseil des ministres a promulgué après l’avoir entendu en sa réunion du 08 septembre 2009. L’ordonnance a été envoyée à toutes les missions diplomatiques, toutes les organisations internationales et toutes les missions consulaires par la Vice-primature chargée du Ministère des Affaires étrangères. Sans commentaires."
Dia nahely haingana any @'ny Chancelleries au cas où! Ntss. Tena mitovy @'ny lelon-jaza. Tsy manana hazon-damosina.

Hay ve ilay volan'ny HAT ireo mihainga avy @'ny halatra bois précieux, ary kobon'i Zafy:
Expliquant son choix, l'ancien président de la République de laisser entendre: « C'est dans cette région que l'impact des agissements et des abus, pour ne citer que le pillage de la forét et des bois précieux, des tenants de l'actuelle transition sur la vie de la population, est flagrant ».

Tsy intoxe ireo rohy ireo fa sendra hitako tao @'ny gazety midi mada.
Tena tia tanindrazana vinany tokoa izato HAT.
"Ohé la Mafia,HAT nos bois de rose. Avec nous tout peut s'HAT: rano, tany hoan' Alwaleed, solitany hoan'ny reny malala, sns. Coucou Maputo svp HAT- nous. On vous aime quand méme et on a besoin de vous pour payer ra-Sarla car l'argent commence à manquer" ntss
:evil: :evil: :wink:
novalian'i tsiafoi1 ny 17/09/2009 08:56
2. tsiafoi1 ( 17/09/2009 08:56)
Ny firenena ngeza tsy hanaiky ny avantages-ny ho votsitra ho lasan'ny terroristes, ry khadafi sy ny tariny... De tsy maintsy ze tian'izy ireo, ka hahafahany mamahatra ihany no hipetraka eo @'ny fitondrana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659