Liste des messages
Liste des messages, inserés par NDINDY, par ordre de date
NDINDY
(
12/11/2016 13:25)
PROSTATE
Inona no mahatonga ny lehilahy ho voan'ny PROSTATE; dia inona no atao mba ho fiarovana tsy ho voany ?...
suite
répondu par calin.brandon le 07/07/2017 05:52
NDINDY
(
29/10/2016 13:53)
FIANARANA TENY FRANCAIS EN LIGNE GRATUIT
Sao mba misy namana mahalala site mapianatra teny francais na teny anglais gratuit fa mba ilaiko maika azafady indrindra. Misaotra mialoha....
suite
répondu par asa18 le 28/09/2018 12:47
NDINDY
(
27/10/2016 14:39)
FIANARANA TENY FRANCAIS SY TENY ANGLAIS
SALUT DAHOLO! SAO MBA MISY AFAKA MANOME ADRESY NA OLONA AFAKA HAMPIANATRA TENY FRANCAIS NA TENY ANGLAIS MORAMORA FA TENA ILAIKO MAIKA BE IZANY NIVEAU MOYEN. MISAOTRA MIALOHA...
suite
répondu par asa18 le 28/09/2018 12:45
NDINDY
(
22/10/2016 12:24)
FANALANA FOFOKELIKA
MIARAHABA ANAREO NAMANA JIABY ? MBA AMBARAO FANAFODY MANALA FOFONKELIKA ZALAHY FA TENA TSY METY AHAFAKA MIHINTSY NY AHY SA MISY TORO HEVITRA HAFA TSY HAIKO ? MISAOTRA MIALOHA E; EFA NATAOKO DAHOLO IRE...
suite
répondu par rhaj0 le 11/11/2016 16:23
NDINDY
(
08/08/2012 10:41)
COURS D' ANGLAIS GRATUIT
Miarahaba anareo namana rehetra Sao mba misy olona tsara sitra-po hampianatra COURS D' ANGLAIS MAIMAIMPOANA debutant; mandritra ity vacance ity .Olona mipetraka eot Antananarivo ? Misaotra mialoha ho...
suite
répondu par primorh le 04/11/2012 06:57
NDINDY
(
08/08/2012 10:29)
COURS GRATUIT INFORMATIQUE
Miarahaba anareo rehetra Sao mba misy mahita olona mahay mampianatra informatique gratuit any aminareo mba hianaran'ny ankizy mandritra ity vancance ity. Misaotra mialoha ho an'izay hamaly ny antso....
suite
répondu par Sytraka le 27/07/2013 17:19
NDINDY
(
08/08/2012 09:37)
COURS GRATUIT MECANIQUE AUTO
Miarahaba anareo rehetra. Sao mba misy fampianarana cours mecanique auto gratuit fantatrareo mba hianaran'ny ankizy mandritra izao vancance izao eto Antananarivo ville ? Misaotra mialoha ho an'izay ha...
suite
NDINDY
(
01/02/2012 08:57)
FAHANTRANA
EFA BETSAKA IHANY IREO HEVITRA SY TETIKA NATAO TETO AMINTSIKA HANDRESENA NY FAHANTRANA SAINGY TOA TSY HITA MIHINTSY HATRAMIN' IZAO IZAY VOKANY. KOA RAHA MBA MISY VAHA OLANA VAOVAO HAFA HITANAREO ANY ...
suite
répondu par dadabe le 24/03/2012 17:32
NDINDY
(
24/09/2011 07:51)
KOLIKOLY
Inona no fomba entina manafoana ny kolikoly ? Satria toa izay alela rehetra na aiza na aiza dia misy kolikoly daholo eny fa na dia hatrany ampiangonana aza dia misy KOLIKOLY ?...
suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 14:31
NDINDY
(
09/09/2011 15:30)
FILM MAMOHAFADY
ahoana ny mba hevitrareo amin' ireny film mamohafady aseho amin' ny tele ireny ? sa efa andron' ny fivoarana izao ka tsy mahamenatra intsony ny mijery ireny ? amiko mantsy dia toa lasa manimba ny anki...
suite
répondu par NDINDY le 29/10/2016 14:09
NDINDY
(
23/08/2011 14:55)
FANALANA STRESS
INONA IREO SAKAFO METY MANALA NA MAMPIHENA STRESS ?...
suite
répondu par dadabe le 01/07/2012 14:21
NDINDY
(
23/08/2011 14:53)
TARANJA MORALE
TENA TSY MISY HEVITRA INTSONY VE NY FAMERENANA INDRAY NY TARANJA " MORAL " AO ANATIN' NY PROGRAMME NY FAMPIANARANA MBA HANABEAZANA NY ZAZA MALAGASY ? SA EFA LANY ANDRO IZANY ?...
suite
répondu par jesuisla le 22/01/2012 04:35
NDINDY
(
23/08/2011 14:45)
VOLO SOLA
INONA NY FANAFODY TENA MALAKY MAMPANIRY VOLO SOLA (NATUREL NA CHIMIQUE NA ZAVATRA HAFA...) ?...
suite
répondu par ndysa le 21/12/2018 12:00
NDINDY
(
10/08/2011 09:40)
VACANCE
INONA NO MBA TORO HEVITRA AZO OMENA NY MPIANATRA MANDRITRA IZAO VACANCE IZAO ?...
suite
répondu par Belle le 11/03/2014 11:46
NDINDY
(
09/08/2011 14:27)
SAKAFO MANADIO SY MANDOTO TAREHY
INONA AVY IREO SAKAKAFO METY MANADIO NA MANDOTO TAREHY ?( NA KOA MANATSARA NA MANARATSY NY ENDRIKA) ?...
suite
répondu par vale le 05/09/2011 10:43
NDINDY
(
09/08/2011 14:22)
BROME
ARAKA NY VOALAZA DIA MISY BROME NY MANDARINE. INONA NO FIANTRAIKANY BROME @ TOE-PAHASALAMAN'NY OLONA ( RATSY NA TSARA )...
suite
répondu par Ratoa le 12/11/2011 00:07
NDINDY
(
05/03/2011 08:10)
ZAZA MIPIPY AMPANDRINA
INONA NO FANAFODY TENA MAHOMBY SY TSY LAFO LOATRA @ ZAZA MIPIPY AMPANDRIANA ?...
suite
répondu par guant le 05/05/2011 13:30
NDINDY
(
17/06/2010 10:59)
FITAIZANA NY MASO
INONA NO FANAFODY NA SAKAFO NA TAMBAVY NA HAFA, HITEZANA NY MASO MBA HAMPATEZA AZY KA TSY HANAOVANA SOLOMASO VETIVETY, NA MBA TSY HANAOVANA SOLOMASO MIHINTSY ? ...
suite
répondu par soanja le 17/06/2010 11:30
NDINDY
(
14/05/2010 13:05)
ASTHEM NA SOIKY
INONA NO FANAFODY SOIKY (ASTHEM) FA MIHETSIKA NY ARETIN-JANAKO. MIKOHAKA BE SADY TERA-TSEMBOKA BE IZY REHEFA AMIN'NY ALINA....
suite
répondu par Maranatha le 19/08/2011 10:55
NDINDY
(
06/04/2010 09:10)
Antso hampianatra teny anglais sy francais
Miangavy antsika ato amin'ny namana serasera mba hanome adiresy hampianatra cours de francais sy cours d'anglais ho ahy raha misy fa tena sahirana aho, somary debutant ihany anefa satria efa elaela no...
suite
répondu par niryna le 18/04/2010 19:36
