SAKAFO MANADIO SY MANDOTO TAREHY

1. NDINDY ( 09/08/2011 14:27)
INONA AVY IREO SAKAKAFO METY MANADIO NA MANDOTO TAREHY ?( NA KOA MANATSARA NA MANARATSY NY ENDRIKA) ?
novalian'i vale ny 05/09/2011 10:43
2. bichette ( 10/08/2011 18:18)
ny hoe manadio sy hoe mandoto tarehy ve ? mihinana sakafo ara-dalana : legioma betsaka, tsy mihinana matsiro be loatra, tsy mihinana sosy tomaty loatra, misotro rano tsara, mihinana voakazo tsara,
ny mandoto dia ny mihari-tory be loatra, mihinana matsiro be foana foana, mihinana afa-tsy hena lava nefa tsy mihinana legioma sy voakazo

....
3. daran ( 12/08/2011 10:37)
tena marina ny voalazan'i bichette, d zao koa : raha manana tarehy tsara enao nefa mavon'ny sigara sy ny café ny nify d tsis varany hihi
4. NDINDY ( 17/08/2011 09:10)
MISAOTRA NAREO T@ TORO HEVITRA FA MBA INONA INDRAY NY SAKAFO MAPISY MEMOIRE ?
5. sitlo ( 17/08/2011 11:24)
Tena adinoko
6. booboo ( 17/08/2011 14:12)
Sitlo > lol
7. manampi67 ( 17/08/2011 14:29)

Pour le mémoire les graines de sésame c'est très bon, préparation = grillé comme de cacahuete et mixé, mettre dans un bocal. Peut étre demander chez un (e) nutritionniste le dosage.
Raha te-hananatarehy madio dia "boire beaucoup d'eau" et n'utilise pas trop des produits sur le visage.
8. aayah ( 18/08/2011 12:14)

NDINDY:

INONA AVY IREO SAKAKAFO METY MANADIO NA MANDOTO TAREHY ?( NA KOA MANATSARA NA MANARATSY NY ENDRIKA) ?

Ny hitako oe manadiho tarehy alony de misotro rano be e! de mihinana voankazo.
Fa tena madio be ko ny tarehinao rh le izy mintsy no ahositra eo oha: karoty, fraise, cocombre.
andramo de ita eo fa za efa nanandrana.
9. aayah ( 18/08/2011 12:16)

NDINDY:

MISAOTRA NAREO T@ TORO HEVITRA FA MBA INONA INDRAY NY SAKAFO MAPISY MEMOIRE ?

Bah manges-toi des haricots, des chocolats, (atidohan-kena, voanjo)
bis eeeee!
10. soanja ( 30/08/2011 19:24)
Ny manampy am memoire de ny trondro n-dranomasina e! Io an raha mahavita mividy le tsy ompiana ianao fa ilay azo avy any ranomasina avy hatrany. tsy le be menaka fa ireo zay tsy misy tsirony firy saingy be zavatra manampy antsika tokoa am fahasalamana.

ny flax seeds koa dia isan'ny manome memoir saingy tsy haiko na misy any Mada.

ankoatr'zay de ialana avokoa izay mety zavatra be caffeine. Hadinoy ny sigara sy ny toaka ary ny zavatra mampimpattitaka ny atidoha.

Zavatra iray entina mampiakatra memoir koa dia ny milalao matetika. Zany hoe rehefa mba malalaka iny ianao dia milalaova jeu ordi na anjaza aza. misy anreny calcul sy memoire ary coordination na maso sy tanana ireny. Manala stress ireny sady manampy am fifantohana!!!!! Manaova sport mampifantoka! courage e!
11. vale ( 05/09/2011 10:43)

NDINDY:

MISAOTRA NAREO T@ TORO HEVITRA FA MBA INONA INDRAY NY SAKAFO MAPISY MEMOIRE ?

bjr! ny germes de blé tena mampisy mémoire tsara ihany koa, mety tsy mampazoto izy io fa ilay izy efa lasa farine iny, tsy tena potika lasa vovoka fa somary lebebe, fa manify kosa, dia iny no andrahoina, eo @ 20mn eo ho eo na 30mn; lasa ohatry ny farilac ireny izy avy eo, asiana yaourt izy tena tsara, azo tsy asiana koa raha tsy mampaninona anao ny tsirony nature iny. atao matetika mihintsyizy io an, atao ny gouter ohatra, na atao petit déjeuner, atao matetika fa sinon tsy misy dikany.
Ny poissons ihany koa hono mampisy mémoire, ary ny chocolats, saingy tsy dia conséillé loatra satria mampangezabe, lol!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2878