FANALANA STRESS

1. NDINDY ( 23/08/2011 14:55)
INONA IREO SAKAFO METY MANALA NA MAMPIHENA STRESS ?
novalian'i dadabe ny 01/07/2012 14:21
2. soanja ( 30/08/2011 19:18)

NDINDY:

INONA IREO SAKAFO METY MANALA NA MAMPIHENA STRESS ?


Tsy misy afa tsy ny sakafo maivamaivana ihany. zany hoe sakafo be roniny, tsy be sira. ny sakafo tsy be hena matavy na menaka matavy, toy ny sakafo misy zavamaintso. Ny salady isankarazany manta ary misotro rano matetika mba tsy ho maina loatra ny sela ao anaty. ialana ny sakafo mavesatra saro-devonina am alina toy ny ravitoto sy ny laisoa sns sns ... fa raha afaka mihinana trondro in 3 isakerinandro dia milamina ianao!

Ny tena manala stress anefa amiko dia ny yoga sy ny fanaovana sport ihany, ampiarahina amin'le sakafo maivana ary mila mifoka rivo-baovao matetika, miala ny renivohitra be pollution lava!

mahereza fa tsy mora ny miaina an'io lazaiko io anefa. tsy misy tsy vita anefa rehefa vonona ny fo sy ny saina hiatrika azy!
3. manampi67 ( 01/09/2011 20:00)


Si vous sentez stresser plusieurs fois par semaine, essayez de coucher plutôt le soir, le sport, distraction, etc........pour eviter que ça devient chronique. Ou consulter un (e)Psychologue.
4. miarana ( 02/09/2011 20:28)
Raha ny fantatro aloha dia ny "Chocolat" no anisany tena manala stress, porofon'izany ireo izay hanala fanadinana dia ahitana an'io matetika any aminy.
Tsy chocolat blanc no resahiko eto satria io blanc io dia tsy manana ny élément anti stress toa ireo hafa (au lait na noir)

Ny fihinanana azy be loatra ihany koa anefa dia tena miteraka aretin'aty. Ary ny hahafantarana fa marary aty dia rehefa miseho eo amin'ny hoditra ivelany : toa mangidihidy ary misy endrika ratsy toa fery izany ilay hoditra. Ny ratsy dia ny eo amin'ny tarehy.

Nefa kosa raha te hisoroka izany aretina izany dia ny fisotroana rano (tsotra) no tokony atao matetika (1.5 - 2 L / j).
5. miarana ( 02/09/2011 20:47)
Faharoa :
araka ireo mpitsabo amin'ny fomba natoraly, dia, ny "GRAINS DE SESAME" dia tena manala stress ihany koa ary mitondra soa maro ho an'ny olona ny fihinanana azy (oh : manampy amin'ny fitadidiana, manala havizanana, misy vitamine A, ...).

1 sotro kely : maraina sy hariva ny fihinanana azy

ny ahitana azy dia eny amin'ny mpivarotra épices, saingy mbola manta ireny.
ny fandrahoana azy indray dia tsy haiko loatra (endasina ngamba).

Ny nahafantarako izany dia izaho mihitsy no nanatona mpitsabo ary nomeny ahy ilay efa masaka tamin'izay. Tsy misy hifandraisany amin'ny ody gasy io hoy izy ary tsy manao izany aho fa zavatra natoraly daholo no ampiasaiko rehefa mitsabo (oh : tongolo, voasary makirana, papaye, karôty, ...)

6. Brune ( 11/09/2011 14:22)
Raha mi stress matetika ianao an dia afaka mampiasa ny produit any ALOES, complément nutritionelle izy io, 100% bio et 100% garantie. Tsy hita any aminy grande surface izy io an fa ra ohatra ka interessé ianao dia contacteo fontsiny za satria vente privé le izy :) Mazotoa ô
7. diamondra27 ( 15/09/2011 18:06)
tadidio fa ny zavatra rehetra dia miankina @ herintsaina.
Ny stress dia misy hoe bon stress= nahazo promotion, mariage, déménagement etc misy ihany koa ny mauvais stress toy ny hoe: fiasahan-doha sns
rehefa tsy voavahanao ny stress-nao dia iny no atao hoe: mauvais stress ka ezaho fantarina izany ny olana mahatonga ilay stress aloha dia rehefa avy eo par rapport amin'ny le probleme no amahana ny olana

misy ny olona tsy mety raha tsy misy stress ny fiainany , mila miakatra ny adrenaline

ny hamahana izany dia mila manao exercice de respiration par le ventre, rehefa mahatsiaro stresse ianao avant ny examen ohatra dia manaova respiration kely aloha dia vider-o, roasy ilay eritreritra maloto ao antsainao izay manome doute na mampatahotra anao,

mila mi- anticipe ihany koa mba tsy ho stresse e,ohatra fantatrao hoe afaka 6mois ny examens dia manaova revision fa tsy rehefa akaiky ny date vao hikoropaka, fixer-o ny objectif
aza manome pression ho an'ny tenanao fa manjary manome stress ho anao fa alaivo mora ilay fiainana, lavabe ny fanazavana fa ireo aloha andramo
farany dia mivavaha mba tsy hanana stress; Atra o ampio aho mba tsy hi stress lava izao,
8. dadabe ( 01/07/2012 14:21)
bonjour diamondra27 ....


mazava be le fanazavanao , inona ny vaovao ? misy stress koa angaha ianao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5068