Raikitra ny bal e

1. ari.malala ( 09/09/2009 07:46)
President DJ, minisitry ny tanora DJ, ts maints ho raikitra iany ny bal...
novalian'i pikatti ny 11/09/2009 14:53
2. ravatorano ( 09/09/2009 08:58)
fiesta zany e !
=D> :-P
3. ouiandry ( 09/09/2009 09:45)
ravatorano:

fiesta zany e !
=D> :-P

afaka mandihy tsara mintsy zahay mouvance Rajoelina satria resy lahatra ny mpanohana an'i Ravalomanana fa marina ny nataon'ny TGV ka d mila tohanana ny ataony mba entina hampandrosona ny firenena, porofo amin'izany ny:
_Tsy naneken'ny mpiasa mpanjakana hitokona intsony na d nanao antso aza i Constant!!!
_Tsy niova t@ position-ny ny miaramila na d niantso ny handraisany ny fitondrana aza ny 3M!!!
_Tonga mavitrika i Andriamiseza satria efa tsapany fa ampy izay ny Magro ary tsy maintsy à saisir ny opportunité hoan'ny fampandrosoampirenena!!!


4. Mirananirina ( 09/09/2009 10:41)
bal populaire eh!
5. xxx ( 09/09/2009 11:36)
ouiandry:


_Tsy naneken'ny mpiasa mpanjakana hitokona intsony na d nanao antso aza i Constant!!!

Satria ny gasy vendrana, tsy mahalala izay hahafaty azy, miandry ny hafa hiady ho azy eo ka dia endraso tsara eo ary . Aleo ho eo fa ikakàzan'ny vorona eo sisa, aleo hihinana ny ananany eo rehefa tsy hihetsika e

ouiandry:

_Tsy niova t@ position-ny ny miaramila na d niantso ny handraisany ny fitondrana aza ny 3M!!!

Ny olona voavidy vola sy tsy mandray responsabilités ve hahagaga, miaramila gasy anie tsangan'olona e, mahabe maso ho aho

ouiandry:

_Tonga mavitrika i Andriamiseza satria efa tsapany fa ampy izay ny Magro ary tsy maintsy à saisir ny opportunité hoan'ny fampandrosoampirenena!!!


Là je vois une girouette (cacahuète)

6. patrick2002 ( 09/09/2009 12:59)
Rehefa mba tanora no tafakatra sy mahazo toerana dia hita foana ny hanandotoana azy :oops: :oops: :oops: ,mampalahelo ilay foto-pisainana .
Ary ny tena mampalahelo dia misy olona tsy dia manankatao firy no mandoto ny olona mitovy saranga aminy mba lasa @ fiainana.
Iza no Tanora ka tsy nandalo tamin`izany asa antselika tsy natao haavelona izany ,DJ, mpioty voaloboka, livreur ,ouvrier ny zone france ,mecanicien ,mpanera .mpibizna ,receveur na bus, taximan tao madagasikara na tao frantsa .
Matoa ianao tsy nandalo t@ izany dia satria ny Ray amand-Reninao ilay olona mpangala-bolam-panjakana ireny t@ androny Ratsiraka.
7. dadabe ( 09/09/2009 14:11)
:-D
8. xxx ( 09/09/2009 20:06)
Enao ry pahina 2002 no te mafy ady any koa ny olona rehetra no lazainao fa mpangalatra tàny androndratsiraka ,ary enao voavidy vola @andron'ny vendrana ,tgvendrana,izay tsy naka ny ariarin'ny fanjakana na ta@andron'ny deba na ra8 na tgvendranao lolohavinao antampodoha io ,mafy refa vendrana ny olona hisolelhana aza vendrana !!!
9. ndotofetsy ( 09/09/2009 22:42)
sipa dj sisa :^) :^) :^) :^)
10. jemimah ( 10/09/2009 06:03)
bal -boalavo ve
11. dadabe ( 10/09/2009 16:02)
:roll: :roll:
12. yonikafopl ( 11/09/2009 09:28)
ho raikitra zany ny tapolaka sy ny kilalaka hihihihihihihih
13. pikatti ( 11/09/2009 14:53)
bal populaire eh!

efa raikitra ao ny tolom-bahoaka é,tsy voatam-pimbava ntsony le tolona,zay vao hifaly @ zay ny Malagasy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364