efa manomana ny fanantontana ny vola vao2
1. xxx
(
09/09/2009 21:28)
toa hoe hanamboatra vola be hono ry tgv dia dia ho tafa ny resaka tsy fahampiana eto @ tanana ,ary tena loza dia hoe sarin'i roindefo milanja levona no en face le billet 250.000AR,miloko orange dia misy train tgv ka i rajoelina no conducteur,io no billet vaovao hivoaka tsy ho ela ,mariako fa dj tgv no namorina an'io idée io
novalian'i Veloo ny 10/09/2009 14:23
2. ifiona
(
09/09/2009 21:38)
ouuuuh sao dia manao salaka mavokely koa i Roindefo @ zany vola vôvô zany oooooooooo 8O
3. ndotofetsy
(
09/09/2009 22:31)
vola be erakin ny arabr otran ny vood be =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. patrick2002
(
09/09/2009 23:20)
F`angaha ialahy ra xxx no zanaky Sylla sa gouverneur ny banky central no miseho mahalala an`izany.
5. dadabe
(
10/09/2009 00:35)
alao hanambotra vola amizay dia mitovy @ revolution interne an'i sinoa e
6. Veloo
(
10/09/2009 14:23)
bedada indry zao no tokony lehiben'ny revolution satria efa fantatr'ela ny fanaovana azy :-D :-D :-D