fITIAVANA VE SA FIJALIANA
1. xxx
(
08/09/2009 08:38)
Fitiavana ve sa fijaliana ny fandeferana rh ny hevitrareo ,rh ny fifandeferana eo anivony tokatranony mpivady no tiako holazaina .Ohatra:Mitserotserona sy manome tsiny foana ranga ao an-trano de mandefitra ramatoa satria tinay ny vadiny de manginy izy nefa ny any anaty sy ny fo marary mihitsy fa tsy zaka ilay izy ka fitiavana ve zany sa fijaliana? 8-)
novalian'i rhina ny 21/09/2009 06:00
2. peta83
(
08/09/2009 08:48)
fa afaka lazainao ve oe inona no antony mahatonga an-dranga mitrerotrerona lava? manao aona ny vie familiale nareo, aona ny fomba fifampitondranareo mivady sy ny ankizy.misotro nga ramose sa ...? aza kivy fa eto amam-bavaka ny fiaina-tokatranonareo! Mahereza!
3. booboo
(
08/09/2009 09:14)
Famonoan-tena zany amiko manokana.
Rehefa mitaba² iny izy dia ie, tsara ny mangiana mba tsy hahalasa lavitra ny raha. Na tena te-hanombo mafy dia mafy an'ilay vady aza mandritra an'azy mi-bla² mahasoso-po sy mahasoso-saina iny, dia tapenana mafy ny sofina :°)
Rehefa tony @ zay ny rehetra dia mifampiresaka handaminana izay tsy mety².
Raha hiaritra hiaritra ao, aretim-po ara-bakiteny no ahazo sady hiakatra² foana eo ny tosi-drà dia mety ho voan'ny AVC ny farany... ny aina tsy hananam-piry dia aleo izay ahasalamana foana no hatao...

4. ni81
(
08/09/2009 09:20)
Amiko koa aloha dia fijaliana izany fahanginana foana izany e! Tokony hisy ny fifanazavana fa matoa nasian'Atra io vava io dia hifampiresahana fa tsy ny iray foana akory no hi-wawawa lava eo.
Mety misy fahasorenana mahazo azy kosa angamba ramose-nao matoa mitreron-dava toy izany e! Mifanazavà aloha e!
Mety misy fahasorenana mahazo azy kosa angamba ramose-nao matoa mitreron-dava toy izany e! Mifanazavà aloha e!
5. Mirananirina
(
08/09/2009 09:53)
amiko indray dia izy roa.
Fitiavana satria miharitra ny mafy eo foana,na inona ataon'ilay 1 dia eo foana.
Fijaliana satria tena mijaly tokoa ny saina sy ny fo.Mandefitra ,mandefitra fa rehefa mipoka amin'izay tsy laitra intsony.Ka na mamoifo misotro toaka sns...na lasa mamaly faty ka mitady hafa hanambitamby.

6. fahamarinana
(
08/09/2009 10:19)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny mirananirina aho amin'ilay resaka fijaliana !Fa ilay fitiavana indray ,ndra atao hoe mety tsy dia izay fa fahazarana na fatahorana ho irery,ny fiaraha-monina dia iafiana eo aloha mandra-paha !...nefa miafara amin'ny fipoahany koa an ! (l)
7. nathie86
(
08/09/2009 10:45)
ra mitombona ny antony iteni tenenany d fitiavana anao hiova zay. fa ra @ tsis dikany d leo anao iz zay d ataony ankolaka.
8. xxx
(
08/09/2009 10:49)
booboo a , mety marina izany fa izao, indraindray ianao mba mitady hiresaka sy handamina ohatran'ilay lazainao io, izany hoe rehefa tony izy , dia midona @ poteau fotsiny ihany : tsy misy répondant , satria tsy vonona hiresaka aminao mihintsy ilay olona fa hafa ny fomba fisainany angamba
Ny tiako lazaina , mety tsy ao aminy mihintsy ilay esprit discuter-partager et surtout hoe izay hahasoa ity tokatrano iombonana ity no tanjona
Ka raha sendra vady ohatr'izay i xxx nametraka sujet dia aleo mitsoaka fa maty tampoky ny alahelo anaty eo

9. booboo
(
08/09/2009 14:15)
xxx7 > aleo tokoa midify raha mafy hatoka sy tia mijery² foitra loatra ilay rangahy ( tsy manana ilay esprit discuter-partager no tiako tenenina hihihihi ).
Aza mamono tena @ fanangonana alahelo ao anatin'ny fo ao ry xxx1 fa ataovy izay hampilamina ny raha. Ny tena fitiavana tsy fijaliana izany.
Aza mamono tena @ fanangonana alahelo ao anatin'ny fo ao ry xxx1 fa ataovy izay hampilamina ny raha. Ny tena fitiavana tsy fijaliana izany.
10. soanja
(
08/09/2009 15:55)
xxx:
Fitiavana ve sa fijaliana ny fandeferana rh ny hevitrareo ,rh ny fifandeferana eo anivony tokatranony mpivady no tiako holazaina .Ohatra:Mitserotserona sy manome tsiny foana ranga ao an-trano de mandefitra ramatoa satria tinay ny vadiny de manginy izy nefa ny any anaty sy ny fo marary mihitsy fa tsy zaka ilay izy ka fitiavana ve zany sa fijaliana? 8-)
Izay ny ilana foana ny fanitaran-tsaina avy amin'ny alalan'ny fahalalana sy ny fianarana ny fiainana miainga amin'ny zavamisy hoe ahoana no ataoko raha izao no mitranga amiko sy ny zanako sns sns...
Io resaka hoe Fitiavana io mantsy dia isankarzany ny fandraisan'ny olona azy ka ao ny mihevitra fa mandefitra rehefa tia, ao koa anefa ny misaina hoe mila mahazo ny tiako ambara ny iray satria izay no ifankatiavana, ao ny hafa maro izay fefin'ny kolontsaina sy ny fahaizana ary fahalalana. Fantaro ny vadinao na ho vadinao!
Somary HS kely ity alefako ity, fa ny olantsika Malagasy indrindra amin'ny akabezany ny vehivavy dia mihevitra fa izay mangata-bady anao eo amin'ny fiainan'ny fisipana ka manambola hanatanterahana izany no lasa anjara. Zany hoe ianao vehivavy izany dia manantena fa mba hanana anjara amin'izany fanambadiana satria izay no tanjona ka izay lehilahy tonga voalohany eo mangataka ka hitanao fa manana ny ampy na tsy manana aza indraindray dia ekena ho vady. Ary matetika tsindriana amin'ny hoe ity zany no " anjara" .
Saingy tsy tokony ho izay ilay izy raha resaka fisipana sy fiarahana fa azonao atao ho fianarana fotsiny ny fiainana ilay olona iarahana ka na tianao aza izy nefa hitanao fa betsaka ny zavatra tsy ifandraisana mialoha ny hidirana ao dia aleo aza tsy misy zany fanambadiana fa aleo mijanona ho sipa ilay olona na miala dia miaraka amin'ny hafa indray izay mety ahitanao ny hahasoa anao sy ny ho avinao.
Io fahatokisa-tena io no matetika tsy ampy amin'ny vehvavy Malagasy. Matahotra sao tsy ahita intsony any aoriana sa tsy ahahazo izay tandrify mifandraika amin'ny mombamomba ny tena sns sns.. moa koa ny kolontsaina sy ny fiarahamonina manenjika sady mandatsa hany ka zary tsy afaka mivoatra ilay saina kely mba te ahita mahiratra. Manaiky tsy sazoka izay tandrify nandalo teo dia rehefa ao anaty tokatrano mijaly fadiranovana satria mbola ampian'ny Malagasy ilay fisainana hoe " tokatrano tsy ahahaka..." Hola!!! Efa mivoatra isika izao fa aza variana amin'ireny intsony. Rehefa tsy zaka ny ao dia ento any an-kafa ifampiresahina hakanao hevitra sy fitaovana entina hanatsarana ny ao. N'inona n'inona io.
Ho an'izay tsy mbola manambady dia hevero amin'izay hoe " io vady tsy anjara intsony fa safidy..." aza misafidy ny ratsy tompoko o fa voa be ianao any aoriana, indrindra ny taranakao.... aza heverina koa aza fa tanjona ny fanambadiana sy ny fiterahana.... afaka mivoatra sy sambatra ianao ao anaty tanjona hafa... diniho tsara amin'izay fa olon'afaka isika!
Ka ny hamaliako ny mpametraka hevitra dia rehafa tsy azo ifampiresahana ambava ny vadinao dia ifampiresaho an-tsoratra fa aza avela hiangona ny lomotra fa manimba ny rehetra ao anaty tokatrano. Anoraty pistily izy na email na hafa tsy arako ara-pivoarana fa ara-pitiavana feno kosa. Tsy fitiavana ny fandeverana lavareny! Aza avela tsy hahafantatra anao ny vadinao. Ampafantaro azy ny momba anao. Mivavaka ho anao aho hahavita izany!
11. Zina
(
09/09/2009 19:08)
sady fitiavana no fijaliana, ka ilaina mihitsy ny manana communucation nareo, mahaiza mifam-piresaka rehefa tsy tezitra iny izy lazao azy ny ao am=-ponao araho am-bavaka fa ny fanaovana tsara tsy mba very mande.
Mazoto aky a
Mazoto aky a
12. rhina
(
21/09/2009 06:00)
xxx:
Fitiavana ve sa fijaliana ny fandeferana rh ny hevitrareo ,rh ny fifandeferana eo anivony tokatranony mpivady no tiako holazaina .Ohatra:Mitserotserona sy manome tsiny foana ranga ao an-trano de mandefitra ramatoa satria tinay ny vadiny de manginy izy nefa ny any anaty sy ny fo marary mihitsy fa tsy zaka ilay izy ka fitiavana ve zany sa fijaliana? 8-)
tsotra
fitiavana : satria hoy ny fitenenana hoe: 'mahareta fa hanana ny soa' any aoriana any hanenina ranga raha toa ka misy manjo andramatoa na vise versa
ny tokatrano fiafina sady mila faharetana no mila fandeferana ao anatin'ny fitiavana bdb na dia sorena ihany aza indraindray hihihihi