Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
madazikart ( 02/09/2009 19:50)
Sary nahazo loka
Dia mba faly izany ny tenanay nahazo ny toerany voalohany, na dia fifaninanana tsotsotra ihany aza ilay izy! :D I am proud and honoured to announce that the winner of the dotGALLERY Reflection the... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/10/2009 03:49
ifiona ( 02/09/2009 18:05)
ahoana ny ho tohin'ny tantara?
Miarahaba antsika rehetra indray, Tanteraka androany zany ilay fivoriam-bahoaka nataon'ireo mpiara-dia @ Andry TGV tao Ambotsirohitra. T@ zany no nilazàny sy namafisiny fa [b] tsy ho any Maputo in... tohiny
novalian'i diloo ny 05/09/2009 22:33
swann ( 02/09/2009 17:11)
hisy fati-olona misimisy ato ho ato fa be loha reto !
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na... tohiny
novalian'i xxx ny 04/09/2009 10:10
terrywui ( 02/09/2009 16:32)
mba nihiratra kely ndray ny masoandron TIM de be wawawawawa
mba nahita ioriranana kely ndray ry TIM de be horakoraka eto am serasera ! nefa ny alatsinainy manotolo bongo maso daholo ! afa-tsy mirana sy ifiona irery no mba nitombandahy namaly teto ! hatramin ha... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 20:46
locl ( 02/09/2009 16:12)
place des nations
Hanao fihetsiketsehana eo @ place des nations unies ao Geneve ny Malagasy eto Suisse, koa dia manainga ny mpisera avy eto schweiz izany ho avy marobe. Indrindra amin'izao didoha ataon'ny TGV izao. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:16
aivetinakely ( 02/09/2009 13:56)
Hitady anarana Mpihira
Manahoana daholo Azafady indrindra sao de mba misy mahafantatra ilay anaran'ilay mpihira ny hira ao amin'ny film gasy hoe " maty LOLO", ilay tonon-kira hoe : Efa tapa-kevitra aho hanao izay h... tohiny
novalian'i Envy7 ny 06/09/2009 20:23
Envy7 ( 02/09/2009 10:05)
Dikany voninkazo
manana antony hafa ,ve ireny karazam-boninkazo ireny. akoatra ny maha fialamboly azy.... tohiny
novalian'i sahia ny 17/07/2014 06:37
Simpona ( 02/09/2009 09:48)
Mitady solfa gasy hianarana mitendry valiha
Salama daholo, Mba omeo anarana site misy solfa hira malagasy hianarana mitendry e. Valiha no tiako hianarana amin'izao. Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 03:53
Envy7 ( 02/09/2009 08:00)
Misitery ny fiainanao ra-Malagasy
[b] Fanainga lavitra, Ody fitia,Matotoa,....inona koa?[/b]... tohiny
Envy7 ( 02/09/2009 07:09)
Ny hevitrao
Arahaba aloha no atolotra,alohany hanombohantsika tafa vaovao.[b] Misy bandy akama,latsaka an-katerena ka mila ny hevitry ny maro.Tsy hanonona anarana pour le respect.Ka toy izao lay zistoire.Tafalats... tohiny
novalian'i Envy7 ny 27/09/2009 04:32
xxx ( 02/09/2009 06:36)
Hery
[quote=hery]Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/09/2009 11:37
niryna ( 02/09/2009 06:25)
Fa maninona tokoa ary e
Mety ho gaga angamba isika hoe tena manampahaizana be aho izany kanefa raha asiana mamaky baiboly aho dia tsy azoko ny ao anatiny,izaho ve no vendrana sa ilay izy mihitsy no tsy miditra sa rehefa tsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:12
niryna ( 02/09/2009 04:27)
Ravintoto
Manao ahoana daholo indray o,elaela be izaho tsy niditra tato :D Raha mipetraka any ivelany hianareo dia mety mahita anamamy maniry ve ? Mahita aho fa matahotra ny mihinana azy sady misy koa toera... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:57
fijo ( 01/09/2009 22:47)
feom-baovao
Investisseurs « saoudiens » Une ardoise de 3000 euros de frais d'hôtel 2 milliards de dollars. C'est le montant des investissements que des hommes d'affaires saoudiens promettaient de faire... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:55
tsimiandravola ( 01/09/2009 20:54)
Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana
[quote=niryna tatsy ambadika][b]Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....![/b] Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ... Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zav... tohiny
novalian'i Fody ny 09/09/2009 20:59
Noue ( 01/09/2009 20:05)
Mirana
http://www.youtube.com/watch?v=xyUED4yIVfo&eurl=http%3A%2F%2Fwww.sobika.com%2Fwebradio-orange.php&feature=player_embedded... tohiny
zoam ( 01/09/2009 19:09)
demonstration de force an'i tgv dem1 eny mahamasina
tena kivy tgv e,saika hanao manifs eo kianjan'ny mahamasina rahampitso dia matahotra ny tsy ahazo kil dia hoe atao ao kianja mitafo ny mahamasina,nefa mbola matahotra ihany soa tsy feno io kianja io d... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:00
sitlo ( 01/09/2009 19:03)
boky mena
Raha misy manana ilay boky mena nosoratan'i Didier Ratsiraka dia mba scaneo dia alefaso aty raha mety. :wink:... tohiny
novalian'i milamm ny 19/09/2009 00:06
matoss ( 01/09/2009 18:16)
Hasin'ny vehivavy malagasy sy afrikanina
Vokatry ny fahantrana ve sa vokatry fanambaniana? Fa toa tsy re mihitsy ny hasin'ny vahivavy gasy sy afrikanina. Raha ny silamo no jerena dia ekena fa famoretana tsotra izao no mahazo ny vehivavy any... tohiny
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:13
niryna ( 01/09/2009 16:53)
Vangianao ve izy ?
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia? Ahoano hoy ny tenin'Atra ? .........tany am-ponja aho dia novangianareo Andeha amangy ve nareo raha mitranga ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/09/2009 16:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6204