Liste des messages

Liste des messages, inserés par aivetinakely, par ordre de date
aivetinakely ( 02/09/2009 13:56)
Hitady anarana Mpihira
Manahoana daholo Azafady indrindra sao de mba misy mahafantatra ilay anaran'ilay mpihira ny hira ao amin'ny film gasy hoe " maty LOLO", ilay tonon-kira hoe : Efa tapa-kevitra aho hanao izay h... suite
répondu par Envy7 le 06/09/2009 20:23
aivetinakely ( 04/05/2009 16:50)
Ahoana ny ...
Nahoana no mahazo mail hoe misy hafatra tonga kanefa rehefa sokafana ny rohy de tsy hita ao ilay hafatra lazaina ho voaray? Misaotra izay afaka mamaly.... suite
répondu par Lejoba le 05/05/2009 10:57
aivetinakely ( 24/03/2009 07:24)
fanontaniana
Mirary soa Te-hanontany aho fa tsy tafiditra ao amin'ny takelaka ohabolana hatry ny omaly. mahagaga ahy fa tafiditra amin'ny takelaka hafa iaho fa ny ohabolana ihany no tsy mety azoko , marihina fa ... suite
répondu par hery le 25/03/2009 09:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319