mba nihiratra kely ndray ny masoandron TIM de be wawawawawa
1. terrywui
(
02/09/2009 16:32)
mba nahita ioriranana kely ndray ry TIM de be horakoraka eto am serasera ! nefa ny alatsinainy manotolo bongo maso daholo ! afa-tsy mirana sy ifiona irery no mba nitombandahy namaly teto ! hatramin hariva ! de zao zao ry lerony vao mody mb miseho mafy be eo daol ndray ! ha ha ha ha ha ! mampihomehy nareo reto kah ! tena vavivavy toetra zany daholo izy rehetr na lahy na vavy ! ha ha ha ha !!
--ny safony moa defa herinandro vitsy no efa nitsoaka teto ref nahalala fa hitsefotra ndray ty maputo nandrandraina ! sady amzay tsy tahotra tsy henatra milaza fa tsy te halala ze politika sy zay tanindrazana any hono lery !!
---le kofboay vavikely mipikaty ,mipikaty mba mpivovoh isamaraina manaitra matory iry moa de tsy hita fa niforidrambo ni-kay!kay!kay! any ! ha ha ha ha !!

novalian'i pikatti ny 03/09/2009 20:46
2. xxx
(
02/09/2009 18:01)
terrywui:

Vao hilaozan'i Pikatti vetivety ve enao de sahirana ery! andraso fa antsoiko izy e! eo izy analanao tsy eo izy manina azy enao ary enao ve tsy mety raha tsy miteny ratsy be e!
3. pikatti
(
02/09/2009 21:01)
le kofboay vavikely mipikaty ,mipikaty mba mpivovoh isamaraina manaitra matory iry moa de tsy hita fa niforidrambo ni-kay!kay!kay! any ! ha ha ha ha
ho aiza eo elah é, :-D :-D :-D
efa roa andro elah zay no tsy tazana fa nanino leity a,efa alazaiko anie elah hoe tsy mahafaty ny eto fa inona ary ty manao akolahy fataka ty :-D :-D
Vao hilaozan'i Pikatti vetivety ve enao de sahirana ery! andraso fa antsoiko izy e! eo izy analanao tsy eo izy manina azy enao ary enao ve tsy mety raha tsy miteny ratsy be e!
mihevitra angamba wiwi fa le ompa no hadosirana azy ,zay sisa no mba heriny nefa vao maika lery hanalako tsara
:-D :-D
4. pink
(
02/09/2009 21:54)
tsy mahita resaka ny pro HAT eto fa menatra ny hal-abary malaza eran'ny madagasikara.
Mahamenatra no tsy mendrika ny ho aviny ny taranaka

5. bazylou
(
03/09/2009 17:59)
trodnro maty iray lavaka ireo ve lesy ry terrywui dia ankaiza kle, na le lohany aza mbola lasa nirepla cox any afrika, beuurkk :-D :-D :-D
6. pikatti
(
03/09/2009 20:46)
Aza be kotaba lesy elah ry basseloha a,mbola mampinana an'i wiwi ato fa mangina aloha elah :-D :-D :-D