ahoana ny ho tohin'ny tantara?
1. ifiona
(
02/09/2009 18:05)
Miarahaba antsika rehetra indray,
Tanteraka androany zany ilay fivoriam-bahoaka nataon'ireo mpiara-dia @ Andry TGV tao Ambotsirohitra. T@ zany no nilazàny sy namafisiny fa tsy ho any Maputo intsony i Andry Rajoelina ary alefany par mail izany valiny izany. Nanamafy koa izy fa izy hono no Filohan'ny tetezamita ary i Monja Roindefo no praiminisitra.
Avy aty ankilany ndray, dia nanome ultimatum hatr@ rahampitso ny mouvances telo, initié par Zafy Albert, fa raha tsy manaiky ny hi-laché primature ny mouvance Rajoelina, dia hanangana gouvernement SANS mouvance Rajoelina ny mouvances telo. Mazava anefa zao ny position an'ny mouvance Rajoelina, ka ho toy ny ahoana ny mety ho tohiny?
Raha mijanona ho transition unilatérale toy izao izy ty (satria sady HAT ny présidence no HAT ny primature) dia zay vao tena tsy hahazo reconnaissance internationale ny fitondrana malagasy, donc tsy hahazo fanampiana.. Misy moa opérateurs économiques sasany efa sahy milaza fa azo atao ny mandroso ara-toekarena na dia tsisy reconnaissance internationale aza... Irréaliste ve zany sa tena azo tanterahina tokoa?

novalian'i diloo ny 05/09/2009 22:33
3. xxx
(
02/09/2009 18:17)
tsara omena lecon kely ireo mutins miseho azy biby rakaka ,RPG IRAY DIA EFA MILAMINA NY TANTARA
4. locl
(
02/09/2009 18:39)
Za dia pour an'i zoam, fa basy no manaly azy eo, sady amin'izay koa mahazo lesona miaramila tsara zareo e
5. fijo
(
02/09/2009 19:59)
ahiako ho izay ihany no hiafarany,fa efa tsy misy resaka mety hiampita intsony.
6. pikatti
(
02/09/2009 21:11)
basy no niakaran'ireo teo dia basy ihany no hidebarasena azy c toutzay no homena azy refa miseho be mokony kah :-D :-D :-D
7. xxx
(
02/09/2009 21:45)
efa ela no tokony nasiana ny fampiasana hery sady izay bandy ohatran'ireny ve e,jereo ny nanaovan' le kapiteny azy niforitra izy 20lahy be izao,vao maika moa fa hoe nisy nitifitra angamba dia asa fotsiny nitsoaka ny fis (putes)
8. zoam
(
02/09/2009 22:12)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17386
9. ravatorano
(
03/09/2009 06:02)
za manokana dia tsy mankato ny fampiasan-kery ary tsy mety mihitsy zany fa manjary hisy rà malagasy maro ho latsaka indray !
aleoko lavitra aza mifampitazana eto dia ho hita eo tokoa izay tena hahaita faisana na ny fitondrana fat/hat izay "miziriziry" amin'ny heviny amin'izao na ny vahoaka hahatsiaro fangirifiriana ka hitroatra amin'izay !
izao anie e ! raha tsy ny vahoaka mihitsy no miara mientana manoloana ny fanjakana tsy mety ho tafa mihitsy fa ho toy izao foana no ataon'ireo mpanao politika ireo.Rehefa mahatsiaro mangirifiry ve ny vahoaka tsy hivadika amizay ary eo ilay ho avy ny fitenenana hoe "kekerin"ny amboakely tiany " !
fa aza harantiranty mihitsy ilay hoe fanafihana hisian'ny fandatsahn-drà !
:wink:

10. ravatorano
(
03/09/2009 06:04)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17390
11. fijo
(
03/09/2009 20:30)
ka io anie ravato,na ny vahoaka aza no hitroatra hisy ra malagasy hilatsaka ihany e
12. diloo
(
03/09/2009 21:53)
Ravatorano, misaotra ary novkiako ilay ,
Ity fehezan-teny ity no maha variana ahy:.
Col. RAVALOMANANA Richard.
Manomboka misitaka tsikelikely @'i Andry sy ny HAT angaha lery, fa toa masaky
manao défiance an'ny FIS indrindra fa manoloana an'i ra-Sarla le barbare.
Mbola nisy koa gradé Emmo-Reg iray masaky ary miantso ny andrim-pokonolona mihintsy aza, hiambona ny fangalarana sy mampitandrina ny FIS, araka ny vaoavao etsy ambany:
.
Hmmm, manomboka tonga saina ihany ny miaramila fa tsy maintsy ny fampiarana ny ordre constitutionnel ihany no mampilamina ny andrim-panjakana fa tsy ny lalan'ny FIS sy ny HAT.
Mahafinaritra ka. Tohizo tsara ry miaramila fa hiombona aminareo ny vahoaka madio raha mitoy izao fandraisanareo ny andraikitra ampanajàna izao: au moins l'honneur de l'armée est sauf et retrouvé.
Mais ce n'est pas suffisant. Il faut libérer notre peuple de ces 2 tyrans conseillers spéciaux du président de la HAT. :evil:

13. fijo
(
04/09/2009 20:28)
efa tonga saina daholo ireo,fa miandry ny fotoana tsara hietsehana sisa.izay no fahitako azy
14. aivetinakely
(
05/09/2009 20:11)
Ny manahirana @ resaka fifandonana ireny anie dia ny " innoncents" no maty aloha. Ny vahoaka no ho ringana fa ny mpitondra hanana ny mpiaro azy.
Indrisy !!!!!!!!!!!!!!!!!! :snif:
Indrisy !!!!!!!!!!!!!!!!!! :snif:
15. diloo
(
05/09/2009 22:33)
Aivetinakely:
Rehefa mandinika aho, dia manaraotra i ra-Sarla fa tsy misy adversa tahaka ao afrika, ohatra Somalie contre Ethiopie.
Misy mahatsara ny maha nosy antsika: tsy misy fahavalo manafika.
Ny tsinony, dia tsy manakatao ny miaramila tahakan'i ra-Sarla, dia ny vahoaka "innocents" araka ny voambaranao no ataony lasibatra hanaovany "entrainement".
Jereo fotsiny ny nanjo ilay madama tsy manantsiny tresaka roa iny ny lohany.
Ny lacheté ny la HAT sy ra-Sarla no mameno ny tantaram-pirenena ho fampafatarina ny faramandimby: vonoina ny vahoaka "innocents" amin'izay mipetraka milamina ny fitondrana nokendrena.
Dadany ihany ilay fitiavana pouvoir kle.
Atoseo aho ry vahoaka 13 mai mba hafahako hipetrahako eo amin'ny lohanareo. Rehefa mandrebireby ahy ianareo dia antsoiko ny dadatoako ra-Sarla hanamboatra anareo.
Manomboka androany dia appelez- moi président, na faly na tsy faly ianareo vahoaka. Izany no didiko manoloana anareo vahoaka kilalaoko.
Ahy ny vola 835 milliards de dollars ao amin'ny banky foibe ary ny vola avy amin'i Alwaleed vidin'ny tany sy ny rano hamidy aminy.Saosy be io, araka izany dia tsy mila GIC.
Ary aza manantena fa ho anareo vahoaka ireo vola be ireo.
Ianareo ihany anie no nanosika ahy aka ilay fitondrana koa inona indray no menomenomanareo ahy hoe noana izahay vahoaka. Angaha nisy nanery anareo hanohana ahy teny amin'ny 13 mai. Tant pis pour vous sitrapon-drakamisy io. Je suis le président un point tout mazava.Andry TGV.