hisy fati-olona misimisy ato ho ato fa be loha reto !
1. swann
(
02/09/2009 17:11)
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na ny afobe hidirana haingana ? ha ha ha ! efa tsihita tson zay de hatao de manaonao foana sy manapatapapoana hetra taingina rehetr zao !! ho antsika namana eto amin serasera na de adva aza de hafatra no ataoko mba tsy ho goagoaka fahatany eto isika ! ;"aza mandende eny amn magro eny tsony fa efa "FANAHY" sy "MATOTOA" daholo ireo eo reo !! --tandremo an !! izy reo ihany no nitady anzany an !! hoe te hivadika any ankoatra ry zalah fa malaelo mafy an'i dada !! ny "moyen de transport" rahateo misy sady mipoapoaka tsara ny feony !
novalian'i xxx ny 04/09/2009 10:10
3. zoam
(
02/09/2009 17:43)
calme ialahy fa tsy izay miaramila voavidy vola ireo akory no hanao otage an'i madagasikar iray manontolo.Tsy mbola henon'ialahy angaha ny kaozin'i johachim chissano hoe mivaky roa ny tafika malagasy ary koa hoe maharesy an'ny tafika afrikana angaha ny tafika malagasy
4. fijo
(
02/09/2009 20:01)
izay ihany wa no hiafaranamin'ity resaka ity.ary ahiako mafy ny hoavin'i andry tgv,fa lery no tena ahita ny mafy eo
5. pikatti
(
02/09/2009 21:10)
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na ny afobe hidirana haingana ?
zany leity no tena henjana ,tsy miafina zany refa hamely ,azon'(elah ve zany é, ary raha masahy elah de aza miafina ry wiwi a,bala roran'elah io tsy mangery aty :-D :-D :-D
ary refa zay no tadiavin'elah dia ho avy @ io kah
6. zoam
(
02/09/2009 21:43)
tsara omena lecon tsara ry rasarla,lylison ,kotonandrasa ary ndrinarijaona,na ny mijery aza aza manohatra an'ireny milsy any RDC ireny
7. pink
(
02/09/2009 21:56)
swann:
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na ny afobe hidirana haingana ? ha ha ha ! efa tsihita tson zay de hatao de manaonao foana sy manapatapapoana hetra taingina rehetr zao !! ho antsika namana eto amin serasera na de adva aza de hafatra no ataoko mba tsy ho goagoaka fahatany eto isika ! ;"aza mandende eny amn magro eny tsony fa efa "FANAHY" sy "MATOTOA" daholo ireo eo reo !! --tandremo an !! izy reo ihany no nitady anzany an !! hoe te hivadika any ankoatra ry zalah fa malaelo mafy an'i dada !! ny "moyen de transport" rahateo misy sady mipoapoaka tsara ny feony !
Fa maninona no dia tifirina sy vonoina nefa samy malagsy.
Ianareo ve dia tsy mahalala afa-tsy ny basy sy mandromba marina
8. ravatorano
(
03/09/2009 05:44)
fa angah raha tsy manaiky ny hevitry ny fat hat ny sasany dia avy dia hoe hisy faty olona ! aminao ve ry swann dia azo heverina izany ; azo eritreretina ve izany na dia iray segondra akoriny aza !
i swann ange izany no hitarika hamono na hampanmono malagasy iray rà aminy e ! ny nataon'ireo teo aloha aza efa tena nahakivy sy nampiaka-po ka nareo indray izay mitonona sy manohanana tsisy fepetra io HAT/FAT io indray no hitarika faty olona eto ! asa lahy fa za aloha tsy mahita an izany vinavina ratsin 'i swann zany e ! sa nareo any ivelany any d mandrangitra ny olona mipetraka eto hifamono ka tsy maninona na ny havanareo aza no maty aloha eo ! ntssssss ! :wink:

9. reeves
(
03/09/2009 08:39)
raha ny toe-tsain`ireo CEMGAM , kotonandra , sarla , lylison dia azo heverina ny hitrangan`izany ! Soa anefa fa efa manomboka mampiaka-peo ny maro ao amin`ny Tafika ( Emmo Reg , Ombimanga ) mba sahy mijoro manohitra an`ireo satria tsy tokony ho azo saintsainina akory ny fiandanian`ny tafika atsy na aroa . Tokony hapetraka haingana io neutralité n`ny tafika io hisorohana ny rà mety handriaka eto amin`ny firenena !!!
10. xxx
(
04/09/2009 10:10)
reeves:

mety tsara io ary tena rariny fa ra miova amin'io dia tsiy izy intsony,mety e