Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 01/09/2009 16:27)
Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ? Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola ... tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2009 04:20
xxx ( 01/09/2009 15:43)
PC 3G
Naheno aho hoe misy izany PC 3G izany hono moa iny sa PC G3 fa tsy tadidiko, ka marina ve fa hoe na aiza na aiza de afaka mi-se connecter @ internet foana amin'io karazana PC io? Mba mila fanampimpa... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:58
ifiona ( 01/09/2009 15:16)
mety tokoa ve ny hoe "référendum" ataon'i TGV rahampitso?
miarahaba antsika Rahampitso dia tanterahina ao @ kianja mitafo Mahamasina ny "mini-référendum" mifanaraka amin'ilay hevitra hoe consultation populaire efa tian'ny mouvance Rajoelina tanterahina ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:14
vitamatavy ( 01/09/2009 15:02)
tonga ihany en fin PPN nafarana avy any arabie saoudite
hany mba promesse tokana tanteraka jusqu'a maintenant dia hoe hivarotra vary 2500fmg,saingy indrisy hay vary nangalarina tsy misy mason karenena ve no mba nampananantenaina ny vahoaka nefa le vary aza... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:42
rakapy ( 01/09/2009 14:26)
Ny baiboly: Ilay boky nampisara-bazana ny kristianina
Rehefa tena dinihina sy fakafakaina dia ity boky atao hoe baiboly ity no an'isany mampisara-bazana ary mbola hampisara-bazana ny xana eto ambonin'ny tany angamba. Rehefa dinihina mantsy dia samy mana... tohiny
novalian'i rakapy ny 13/09/2009 09:34
xxx ( 01/09/2009 14:05)
malahelo ny olona ary tena leo an'ity FAT ty
hiditra zao ny mpianatra nahazo fanampiana daholo ny mpianatra indrindra ny tany ambanivohitra t@ andron-dra8,fa @ ty betsaka ny tsy hiditra an-tsekoly! http://www.youtube.com/watch?v=IOz0HEdp3j8&eur... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2009 20:20
artefy ( 01/09/2009 13:24)
tononkira
mba mangataka ilay tononkiran'ny tarika Ambondrona iny izay manana ô misy toy izao ilay izy: "so ever..."... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2009 16:19
Onjakeli ( 01/09/2009 11:38)
Mifampiampanga amin'ny varin'ny orinasa Tiko ny FAT
sy takona afenina izany izao ny ady an-trano ao amin’ny fitondrana izay efa mitatra amin’ny ady amin’ny fangalana ny varin’ny Magro. Vaky ny ady eo amin-dry Pety Rakotoniaina sy ny Minisitry ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2009 20:34
jefou ( 01/09/2009 08:45)
mba mangataka torohevitra azafady
Miarahaba antsika rehetra. Misy asa izay ataon`ilay namako izay any amin`ny faritra lyon iny .4 mois eo ho eo ilay izy.Ka sao dia mba mahalala olona manao collocation ireny ianareo tsy mihoatra ny 30... tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 19:15
ravatorano ( 01/09/2009 07:16)
dia izany "ziriziry" izany indray zao no malaza !
iza avy moa ireo mpanao politika tany maputo ireo ? iza no olona azo atao hoe vaovao : i Andry Rajoelina sy Monja roindefo ary azo atao koa hoe i Ravalomanana fa ny ankoatran'izay dia efa hatramin'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:11
xxx ( 01/09/2009 06:48)
vierge be fitombenana sy be nono !! ts tiko ny bibako !! sss
bonjour doly nareo retr retr ! za sipa 21ans, be nono ah no sady somary be be fitombenana zay ! tena halako ny bikako : ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah! ... tohiny
lako ( 01/09/2009 06:17)
MBA ATOROY AHY SAO MBA FANTATRAO!!
Mitady ireny machine manao sarona "pot yaourt allu, plastique" ireny raha mba misy mahalala. Misy vita vazà ny betsaka, misy vita Gasy fa samy tadidiaviko avokoa izy 2. Na misy mahita ny mpanamboatra... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2009 07:43
TEGEVE ( 01/09/2009 04:41)
MILATSAKA AMBANY NOHON'NY CASE DE DEPART NY FIRENEKO
Anaka isany , Nieritretra ny hiala ihany aho tany Mputo fa tena tsy zakan'ny ambavafoko izany hoe izaho no prezidà nandrava haingana indrindra ny fanabeazana ny tanora,ny toekarena,ny kolotsaina ,ts... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:00
soanja ( 01/09/2009 00:14)
Ny hazo fahalalana ny tsara sy ratsy.
Araka ny voasoratra ao amin'i Genesisy 2- Baiboly 8 Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny. 9 Ary nampanirin'i Jehovah Andria... tohiny
novalian'i soanja ny 12/09/2009 00:15
hery ( 31/08/2009 19:35)
Reveo manja ao aloha :-)
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e :-) Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:18
Mirananirina ( 31/08/2009 15:36)
miaro tgv,nefa ny fananan' ol norobany tsy any ampaosinareo
Dia mbola sahy miteny ihany ianareo tgv fa tsy mandroba fananan'olona sy tanàna sisa ataonareo???Mankaleo fa mialà amin'izay :x :x :x Leo izahay vahoaka,mila olona vaovao.Milaza fa tsy mty ny atao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:15
ifiona ( 31/08/2009 14:58)
naverina ny MAGRO
miarahaba antsika indray nanomboka ny andro niverenan'ireo ankolafi-kery avy any Maputo andihany faharoa (MAputo II) dia niverina koa ny hetsik'ireo mpitaky ny ara-dalàna etsy Magro Ankorondrano.... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:18
swann ( 31/08/2009 13:20)
Tsy PETSA tsony fa tena dobo ny ara-dalana" e ! vita matavy
indrisy mantsy ty niafaranareo ry ara-dalana , fa mijery lavitra fotsiny ts sahy miditra eto ! ----ngah ra hiady de mora milefitra toy izny e ! mila mafimafy loha rah te ho tafita fa tsy sarimbavy ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:18
remahity ( 31/08/2009 12:59)
bandy sy joba ny serasera ZERO POLITIQUEMENT
3 à 4 jours be izao, alors que mafana dia mafan ty raha à madagasy ao, ils n'ont rien à dire les bannes normal, ils se repetent, lany kabary, fohy loatra ty raha hay ka la, miverimberina le... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:22
terrywui ( 31/08/2009 12:52)
NTSOOO! MAMPALAELO KELY NY TIM TSA SAHY MIDITRA ETO KOA
miandriandry vaovao sa miandry fivadiky ny tantara ho tsartsara vao hipoitra eto ry Penguin , Rahery , Noue ,Pikatti(mipikaty) ,zoam , locl ,cyril ,nancy ,bekitana .....aa!! aiza ee!!! mivoaha rah m... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.011