NTSOOO! MAMPALAELO KELY NY TIM TSA SAHY MIDITRA ETO KOA

1. terrywui ( 31/08/2009 12:52)
miandriandry vaovao sa miandry fivadiky ny tantara ho tsartsara vao hipoitra eto ry Penguin , Rahery , Noue ,Pikatti(mipikaty) ,zoam , locl ,cyril ,nancy ,bekitana .....aa!! aiza ee!!! mivoaha rah mbola sahy ee! anay zany ny serasera rehefa ts hivoaka nareo !!

---aiza le vava be reny ry "ara-dalana a" ! sa tsy ni-pass ara-dalana ny hadalana sy ny hagegena ??? ha ha ha !
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:05
2. terrywui ( 31/08/2009 12:53)
kaya ry Tim a! toa tsary misy hita aby ! nataoatra viiiii !, fa anay vii mitifitriiii , toko anay kou any mba miandry dahery aaa !!
3. terrywui ( 31/08/2009 12:56)
miboaha koa mbo hagnano agnareo TIM reto ! ino ma raha atonareo any tsarà eto misy olo hanino anareo eto,fa just hikoragna kely tou atsika ,izikoa mbo tsy ampy nazonareo zey mbo avy koa ny an'ny amaray fa niany ty fa tsisy raha mipilaka
4. terrywui ( 31/08/2009 12:59)
tsy gege areo ty ndaty aby ambetoa fa ne tsy hipay fifidiana zay re midoboa avao atrano areo agny fa tsy ndaty aby ty hanaova fisay raty areo "ara-dalana" reo! neh agnano re miamby azo avao ty fitondra'e ne tsy hanao re mipolia atrano areo agny abe !! ha ha ha ha !!!
5. patrick2002 ( 31/08/2009 13:34)
mbola maka formule na baomba ,hanakorotanana letsy izy ra wiwi ah!
Ravalo indray tsy hanaiky moramora eo ,zavatra olona efa notaizana t@ secte ireny ,ka tsy maintsy mitsipaka mandrapatapitry ny fofon`ainy ,ho lasa sahala @ Somalie sy Afghanistan io madagasikara io .
Ary amiko dia i Ravalo no fototry ny afo .
Nahoana moa izy raha manaiky ohatry ny nataony Ratsiraka t@ 2002 ,
Dia heverinireo zanaky Dada ve hoe raha miverina eo ny Rainy hisy zava -banona ao madagasikara ao fa tsy ho guerre civil io ,ny Tafika iray manontolo no efa tsy manaiky ny hiverenany ao .
Tia Tanindrazana hono izy :roll: :roll: :roll:
amiko Tena Terroriste
6. xxx ( 31/08/2009 13:45)
tena nipitsoka indray ilay adala mpiteny irery ato zany
7. xxx ( 31/08/2009 14:53)
terrywui:

miandriandry vaovao sa miandry fivadiky ny tantara ho tsartsara vao hipoitra eto ry Penguin , Rahery , Noue ,Pikatti(mipikaty) ,zoam , locl ,cyril ,nancy ,bekitana .....aa!! aiza ee!!! mivoaha rah mbola sahy ee! anay zany ny serasera rehefa ts hivoaka nareo !!
ny olona manankatao, miasa, tsy miklandy, tsy miditra eto manomboka @ dimy maraina dia tsy miala raha tsy alina ny andro.


8. terrywui ( 31/08/2009 15:11)
miboaha koa mbo hagnano agnareo TIM reto ! ino ma raha atonareo any tsarà eto misy olo hanino anareo eto,fa just hikoragna kely tou atsika ,izikoa mbo tsy ampy nazonareo zey mbo avy koa ny an'ny amaray fa niany ty fa tsisy raha mipilaka
9. Mirananirina ( 31/08/2009 15:31)
hanao inona moa,kivy
10. terrywui ( 31/08/2009 15:37)
hanao inona moa,kivy

Mirana a! aza miteny anzany tsony elà ! tsy fiteny mitsy zany negatiffff be zany !
11. Mirananirina ( 31/08/2009 15:45)
Very hevitra fa izay eo dia mandroba ny fananan'ny hafa daholo :x :x :x
12. pikatti ( 01/09/2009 13:45)
miboaha koa mbo hagnano agnareo TGV ,nitsoaka ndray zay le pelaka iny kléreto ! ino ma raha atonareo any tsarà eto misy olo
=)) =)) =))
13. ouiandry ( 02/09/2009 06:02)
pikatti:

miboaha koa mbo hagnano agnareo TGV ,nitsoaka ndray zay le pelaka iny kléreto ! ino ma raha atonareo any tsarà eto misy olo
=)) =)) =))

elah less ry pokatti d efa tsy mahalala menatra tsony fa d efa zatra minono katala satria efa tsy afaka mampiasa ny ryfonlah tsony elah d zao sisa ataonlah =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti ( 02/09/2009 11:43)
elah less ry terrywui d efa tsy mahalala menatra tsony fa d efa zatra minono katala satria efa tsy afaka mampiasa ny ryfonlah tsony elah d zao sisa ataonlah
:-D :-D
15. xxx ( 02/09/2009 14:24)
ouiandry:

pikatti:

miboaha koa mbo hagnano agnareo TGV ,nitsoaka ndray zay le pelaka iny kléreto ! ino ma raha atonareo any tsarà eto misy olo
=)) =)) =))

elah less ry pokatti d efa tsy mahalala menatra tsony fa d efa zatra minono katala satria efa tsy afaka mampiasa ny ryfonlah tsony elah d zao sisa ataonlah =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))



=)) =)) =)) aleo aho hihomehy na dia mangoraka anao ary,mampalahelo de teny ratsy foana ve! Tianao be ngah i pikatti, tsy aritrao mihitsy ny tsy hahita azy koa, tsy eo izy tadiavina eo indray izy hedivana tsy azoko ihany
16. pikatti ( 02/09/2009 21:05)
ahoana leity wiwi miafina a!!! tsy sahy mifanatrika ve elah ty é,ha ha ha,ao lesy fa tsy veleziko ntsony elah fa mipoira @ zay a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.5649