vierge be fitombenana sy be nono !! ts tiko ny bibako !! sss

1. xxx ( 01/09/2009 06:48)
bonjour doly nareo retr retr ! za sipa 21ans, be nono ah no sady somary be be fitombenana zay ! tena halako ny bikako : ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah!
toroy hevitra ah : inn kay no fomba tsara sy tsy manimba ka azo antoka fa efficace zay mampihena ny haben'ny nono sy ny haben'ny fitombenana !! rah misy hafa kou par exemple massage na otr zany de teneno fa mety mahaliana iany !!
merci mialoha à tous et à toutes.
2. nathie86 ( 01/09/2009 08:27)
fa manin no ahena eh, ny sasany aza mitady ny ho ngôda. Io no maha vehivavy anao. Mba mahaiza oa mionona @ zay ananana, fa d hitady hitovy lava am'iza aza eh.
Tsy ny bika anie no maha virja sy tsia eh, io refa vierge enao tsis tokony hamenatra anao @ paozinao sns. Tsy mahamenatra ihany koa anie ny tsy maha virjiny intsony eh.
Aza miova ki fa io miintsy no itiavako andjy an :) :) :-P
3. Mirananirina ( 01/09/2009 09:12)
Izany hoe raha azoko tsara izany dia ianao hanao opération hanena..fa ny olona anefa manao opération hampitombo :( mahagaga indray 8O
4. boozkel ( 01/09/2009 09:57)
ny olona aza mitady ny hahagenzangeza koa,

tsy misy hidirany @ hahabehany na hahakelin'ny entana no manamarika fa virja ny oul iray ny tsy virja,

5. simplex ( 01/09/2009 10:01)

xxx:
inn kay no fomba tsara sy tsy manimba ka azo antoka fa efficace zay mampihena ny haben'ny nono sy ny haben'ny fitombenana !!
tsy mahita ambara afa tsy ity ah: :evil: :evil: :evil:
6. simplex ( 01/09/2009 10:03)

aaaaaaa eeeee
mahita zavatra bedabe otenenina ah:

sa va pas la tety non? :evil: :evil: :evil:
7. ni81 ( 01/09/2009 10:11)
sa va pas la tety non?:evil: :evil: :evil:
:-D :-D
8. boozkel ( 01/09/2009 10:14)
zay ary ny an'i xxx

9. simplex ( 01/09/2009 10:21)

zao ee,
misy antony 2 tsara be tokony hisaoranao an'i A/tra ra tena ngozangoza tokoa ny entana:

* antony cool:
mba hainao ve hoe faran'ze manamora ny fiainana rehefa "hot" enao?
vao mahita anao fotsiny ny ol dia mitsiky avy hatrany :)
za zao ohatra tsy manampy ol zany raha tsy hoe olom-pantatra (zany hoe namana akaiky) na fianakams, na hoe mandoa karama enao. Fa ny ol tsy fantatra ampiko gratuitement dia ny ol "hot" ;-)
Tsy voatery hoe mikoty akory na otr'zany fa... on ne sait jamais 8)

Mino marimarina ah fa i toi zao tsy mamoha varavarana izany ra mbola misy bandy eo akaiky eo.

* antony "low to crap", zany hoe zavatra marina fa tsisy mirara afa tsy ny ol vieux jeux sy tsy cool :
Tsy tokony ho menatra @ maha enao anao enao. Tsy nosafidiana ny vantana fa izay omen'A/tra eo dia mahasoa izay.
Ny pokona koa tsy maintsy mahita ho tenenina foana fa rehefa a l'aise @ tenanao enao tsy koi zany. En plus, matetika ireo be tsikera matetika mitsiriritra sy mialona doly ny ankabeazany. Zany hoe te ho eo @ toeranao izy...

Ka zay ee,
Ataovy norma fotsiny ny fomba fiakanjo. Dia aza mi-allumer ol zany, ny bikanao fotsiny dia efa ampy.

Sinon,
ny massazy vao mia manangeza aza raha ohatra ka mbola @ taonany mety hitomboany enao.
Ny nono tsy tokony ahena zany mintsy hoy aho. Mba tsinjovy ny zanakao futur :roll:
Ny fitombenana nga no mila fiheverana raha ohatra ka tena mitondrotra be loatra fa sinon compenser-n'ilay sakafon-jaza @ le oui dia efa ca va wazy... sady ny gasy otran'ny tsy dia mitondrotra be izany ny fahitako azy... hevitro manokana.

^:^
10. ni81 ( 01/09/2009 10:39)
Ny pokona koa tsy maintsy mahita ho tenenina foana fa rehefa a l'aise @ tenanao enao tsy koi zany. En plus, matetika ireo be tsikera matetika mitsiriritra sy mialona doly ny ankabeazany. Zany hoe te ho eo @ toeranao izy...
zà zao somary be ranjo, tsy dia tiako ilay izy, saingy efa izay no bikako eo, ka ndeha ho tapahina ve? :) Dia nisy olona niteny tamiko mihitsy (eo imasoko an) hoe tsy tiako ny ranjonao!:roll:? dia hoy aho hoe: anà foana io na tsy tianao aza...
11. fahamarinana ( 01/09/2009 11:03)
:arrow: simplex : :-D :-D fa maninona no :evil: kay ?
ni : itovizantsika roa iny .. :-P :-D
xxx mpandefa :mila manaiky ny tenanao ianao fa mbola misy olana hafa ankoatrizay anie e!Mino aho fa tsy ho sakana izany fa hisy mpitia foana ,ny saina no mila atao positif kely :) (l)
12. Ratoa ( 01/09/2009 11:41)
Tsara amin'ny vhv ny be entana. Ny ilàna ny nono dia hamelomana ny zanaka fa tsy ny bika akory . Mifalia fa manana ianao . Ary ny vhv be velarana indray mora fiterahana satria malalaka ny bassin dia misokatra moramora rehefa miteraka. Raha tsy hoe tavy angaha no maha be velarana anao. Raha izay idray dia mila mouvement ianao. Fadio ny mipeytraka tontolo andro.
Dia mifalia fa tsara bika ianao no manan-katao. Mino aho ny taille-nao kely dia kely. Dia sahala @ ilay saribakoly Barbie ianao izany: bien galbée
13. fahamarinana ( 01/09/2009 12:03)
:arrow: Ratoa :tsetsatsetsa tsy aritro ity ary hs be zao !
Tsy hangezan'ny nono akory no mahabe rononon-jaza fa hevitra diso izany !Tsy midika inona io fa na kely aza dia misy maharitra sy boba-ronono koa ,marina hany zany !Misy ngoda tsy aminapany sady tsa misy akory ! :)
Ilay bika anie ,ny mahatsara sy maharatsy azy die eo isika tompon'ny tena fa na ny olona eo anoloana koa za manana ny heviny manokana !Ny tiko lazaina hoe tous les gouts sont dans la nature ,tsy tokony atao ho areti-tsaina fa rehefa salama vatana tsy farofy dia izay no lafatra indrinra !..izay tiana mitombo tarehy hono e ! :D (l)
14. Ratoa ( 01/09/2009 12:21)
izay tiana mitombo tarehy hono e
tena marina
hangezan'ny nono akory no mahabe rononon-jaza
misy maha marina azy koa izany saingy raha kely ny entana sarotra aminy ny hitombo.
tsy tokony atao ho areti-tsaina
message
maso tsokona io: izay kely (be) ananana no ahitatra
15. xxx ( 01/09/2009 14:11)
Lé izy kosa aloha rehefa matavy be loatra dia tsy milay. :)
Eo ihany lé fankaherezana voalazan''ny namana etsy ambony ary tsy hoe fitiavana te hanakivy ny ahy fa rehefa ngoda be dé ratsy e! sady eo ihany ny fijerin'ny olona anao fa ao koa ange ny resaka fahasalamana e!

Manaova spaoro ranona a! mora tenenina a! Tsy voatery atao tena enjana be ange lé kotrana fa atomboka tsy moramora, dia atao régulier fotsiny.

Mahereza.

16. simplex ( 01/09/2009 14:28)

dia ahoana zany le hoe sady taviny no volony? :P
17. ari.malala ( 01/09/2009 14:28)
simplex =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) maita raha mints!
18. soanja ( 01/09/2009 14:34)
xxx:

! tena halako ny bikako : ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah!



Ny toro-hevitro voalohany aloha dia tiavo ny tenanao amin'ny maha ianao anao. Isika rehetra dia manana zavatra tsara sy kanto araka ny fitiavan'Andriamanitra antsika isanisany avy. Ireo no misy amindry dia hatsarana izany. Misy zava-mahasoa foana miaraka amin'izany raha voajanahary. Misy aza iny no zavatra heverina fa ratsy iny no ananana talenta amirapiratana.

Miezaha miala amin'ny fangenjan'ny fisainan'ny fiarahamonina manimba. Raha virijina ianao satria virjiny ianao dia mitonea ao anaty. Tsy hisy afaka hanala izay mahaIzy anao. Izay no averina ao an-tsaina rehefa misy mitady hanimba ny fahatokisan-tena. Ny ao anaty no mila alamina lalandava indrindra amin'izao hatanorana izao.

Raha ny hoe hanova vatana. Zinona moa izay ety ivelany raha motraka ny ao anaty? Ny hatsarana any anaty no kendreo tanteraka hananana araka izay azo atao.

N'inona n'inona izay tsindry azo avy amin'ny fiarahamonina dia tadidio fa rehefa tonga ny anjara dia migadona izy. Izy no ho tia anao maha ianao anao. Raha mbola tsy eo izy dia aza maika. Ny hivoarana amin'ny fiainana milamina no ataovy zava-dehibe.

Tsotra ny fiainana rehefa tsy asarotina. Mahereza indrindra.


19. Samoana ( 01/09/2009 14:52)
xxx:

... ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah!


mba te hanome torohevitra ny tenako saingy tsy azoko an-tsaina izany hoe "otran mpanao firaisana fona izany". Mety mba afaka asianao sary ve eto azafady?

merci mialoha


20. simplex ( 01/09/2009 14:53)

ari,

mampiomehy mintsy anie ity kozy ity ee
za zao ra mirotsaka filohan'ny repoblika dia ozy ah @ propangady hoe ataoko maimaim-poana ny fanangezana nono. Politika ny fitsinjovana ny zaza voateraka ;-)

Fidio aho :* :*

:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216