vierge be fitombenana sy be nono !! ts tiko ny bibako !! sss
21. simplex
(
01/09/2009 14:55)
Samoana:+1
mba te hanome torohevitra ny tenako saingy tsy azoko an-tsaina izany hoe "otran mpanao firaisana fona izany". Mety mba afaka asianao sary ve eto azafady?
merci mialoha
24. Papoose
(
01/09/2009 16:44)
za moa dia saika niraraka ny rarakiviko!!! za mba botra ihany fa reo no tena tsy misy nefa!! impossible be le hiteny hoe omeo ahy aty....aza mba maniry ny ho ohatr'ahy fa ifalio zay ananana eeee!! efa tsy fidiny aza ny tsy manana nefa maniry mafy! :evil:
25. simplex
(
01/09/2009 19:41)
dia in zany no botrabotra ry papoose ra tsy izy 2 ireo? :-w
tokony miditra ao @ staff-ko @ propagandiko ndriko fa atao tsara karakara ra lany ah :P
^:^
26. Papoose
(
02/09/2009 00:42)
sarotra be le manao description ry simp mihoatra io efa nokoziko io a!!! ary ahon ndray zany plan nareo zany? velabelaro hoe 8)
27. ari.malala
(
02/09/2009 06:43)
:-D :-D :-D :-D :-D d rononon'in no homen' i simp? zany hoe ny zanako efa lehibe daolo fa tsy ho anà akory fa mba hoan'ny hafa e!
ny mahavariana anà hoa, d lazain'ny oul fa refa miteraka d mihangeza ny nono, fa tam zà nampinono iany no ngeza ny nonoko fa refa nitsahatra tsy ninono tsony ny zanako d nihena ilay nono... :roll: am lafiny ray aloha tiako iany satria ny chemise ko rht taloha tsy antonona anà dool fa zao efa lasa miditra tsara e! fa ny ts tiako d misy akanjo nozairina tamizan lasa mipetrapotsiny satria natao nanaraka ny bikan'ilay nono d amizao izy efa kely d ts mety tsony :-( asa nga in no azo atao analehibeazana azy mba ho antonony ny hangezany fa d tratram-banton-jaza lava izao ny anay :-D :-D :-D :-D :-D :-D

28. ni81
(
02/09/2009 07:08)
asa nga in no azo atao analehibeazana azy mba ho antonony ny hangezany fa d tratram-banton-jaza lava izao ny anayraha toa ka atao somary mahazo aina i ari dia mety hitombo koa iny matetika ka!
29. tywa68
(
02/09/2009 07:39)
xxx:
bonjour doly nareo retr retr ! za sipa 21ans, be nono ah no sady somary be be fitombenana zay ! tena halako ny bikako : ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah!
toroy hevitra ah : inn kay no fomba tsara sy tsy manimba ka azo antoka fa efficace zay mampihena ny haben'ny nono sy ny haben'ny fitombenana !! rah misy hafa kou par exemple massage na otr zany de teneno fa mety mahaliana iany !!
merci mialoha à tous et à toutes.
Tsy misy afatsy ny manena tena @ sakafo équilibré sy sport d mihena daholo ireo tsy tianao ireo. Raha efa vahana ao @ fianakaviana d aza misahiran-tsaina mitady ny an'olona fa maika miampy kilao @ stress :wink:
Ny lahy aloha d tia an'ireny misy polipolesina ireny, jereo fotsiny ny valiny efa milahatra ireo e :lol:
30. ni81
(
02/09/2009 07:42)
Ny lahy aloha d tia an'ireny misy polipolesina ireny, jereo fotsiny ny valiny efa milahatra ireo e:lol: :lol:
31. tywa68
(
02/09/2009 07:43)
ni81:
asa nga in no azo atao analehibeazana azy mba ho antonony ny hangezany fa d tratram-banton-jaza lava izao ny anayraha toa ka atao somary mahazo aina i ari dia mety hitombo koa iny matetika ka!
Ni81 > Mety ny fitombenana fotsiny koa no mitombo raha efa vahana koa ilay izy e :-D :-D
Ari.malala > mety akia njy f'aza mitady raha2 a :-*
32. xxx
(
02/09/2009 08:24)
ari.malala:
asa nga in no azo atao analehibeazana azy mba ho antonony ny hangezany fa d tratram-banton-jaza lava izao ny anay :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mihinàna fromage betsaka dia mitombo ny nono, tena marina io ...
33. navigo
(
02/09/2009 11:40)
Mampme kosa enao, misy oh zany ndray v!!!! sady mbola virja nefa nefa ny entana ao tsara dôly, que demande le peuple!!!
36. simplex
(
02/09/2009 12:52)
papoose,
tena code secret le izy retsy a. Tsy mety velabelarina, sao dia hitan'ny mpifaninana manko. National security :roll:8)
ari,
ka tsy efa mazava ve izany ny tokony ataondry e?
refa mampinono indry dia mihangoza izy... mila mampinono izany :P
ho ela velona anie M/car tsy mandohalika :^):^)
tywa,
tsy hoe le mipolepolesina no tian'ny lehilahy fa mitsapa izy sao dia misy cancer des seins. Fitiavana sy fanampiana anareo vehivavy doly izany :-P:@
^:^
37. Papoose
(
02/09/2009 14:00)
papoose,alefaso aty zany sao de mba mahasoa eeee! :D
tena code secret le izy retsy a. Tsy mety velabelarina, sao dia hitan'ny mpifaninana manko. National security
38. simplex
(
02/09/2009 20:43)
:D:D
eny ary koa fa ny condition izany dia mila fihaonana @ toerana feno olona, tongava seule... hisy fitsapatsapana vatana @ izany. Sao dia misy micro na fitaovam-piadiana manko :roll: :lol: :lol:
39. Ratoa
(
02/09/2009 23:05)
Sao dia mba be velarana fotsiny izy fa tsy matavy, ka raha izay no izy dia efa vahana.
jereo anie ny vehivavy amerikana é! ngeza be ohatra ireny ve ianao? Jereo ireny fa tsisy complexe mihitsy. Manao bikini mihitsy izy.
Ny tiako lazaina hoe: tiavo aloha ny tenanao.
Dia rehefa izay, dia jereo hoe inona ny antony maha ngeza anao. Indraindray koa tsy tavy fa mety ho dérèglement hormonal dia mila manatona diététiste sy kynésithérapeute ianao fa misy fiatraikany amin'ny hazon-damosika ny vesatry ny nono ary amin'ny lohalika ny vesatry ny fitombenana.

40. tywa68
(
03/09/2009 04:30)
Simplex > f'angah i Papoose io xxx nametra-panontaniana io :lol: sa tena manao HS nareo :wink:
Navigo > aza manonofy atoandro eo :-D :-D
Navigo > aza manonofy atoandro eo :-D :-D