MILATSAKA AMBANY NOHON'NY CASE DE DEPART NY FIRENEKO

1. TEGEVE ( 01/09/2009 04:41)
Anaka isany ,
Nieritretra ny hiala ihany aho tany Mputo fa tena tsy zakan'ny ambavafoko izany hoe izaho no prezidà nandrava haingana indrindra ny fanabeazana ny tanora,ny toekarena,ny kolotsaina ,tsy resaiko intsony ny nataon-dry Pety nagalatra varin'ny TIKO ,sy ny justice militaire capsat,very saina aho marina ,voafandriky ry zalahy voaibe de zao mitaingin-tseza tsisy mpanaja izao sisa
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:00
2. pikatti ( 01/09/2009 05:24)
ka elah anie efa lazaina hoe pion de mialà fa aza be dohika eo é,zao elah dans la merde totale , io lessy mba lelafo ao ndray izy ry mpanao ouiandry a :-D
3. Mirananirina ( 01/09/2009 09:08)
hihihi.. :lol: :lol: :lol: Fa angaha izay ihany ny lasanao ry tezeve an...,ny fananan'olona tsotra koa,robanareo daholo..
4. pikatti ( 01/09/2009 14:00)
sali mirana
reo le jiolahimboto de zay ihany no fiainany, tsy maintsy averina aminy ny fameriny é ha ha ha,aleo aloha hilalao an'ny alikakeliko wiwi iny aho ,ary fa lasa aiza ndray nedala teo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.079