ka elah anie efa lazaina hoe pion de mialà fa aza be dohika eo é,zao elah dans la merde totale , io lessy mba lelafo ao ndray izy ry mpanao ouiandry a :-D
sali mirana
reo le jiolahimboto de zay ihany no fiainany, tsy maintsy averina aminy ny fameriny é ha ha ha,aleo aloha hilalao an'ny alikakeliko wiwi iny aho ,ary fa lasa aiza ndray nedala teo :-D