Tsy PETSA tsony fa tena dobo ny ara-dalana" e ! vita matavy
1. swann
(
31/08/2009 13:20)
indrisy mantsy ty niafaranareo ry ara-dalana , fa mijery lavitra fotsiny ts sahy miditra eto !
----ngah ra hiady de mora milefitra toy izny e ! mila mafimafy loha rah te ho tafita fa tsy sarimbavy toy izao e !
---de izao ve no niafaranareo ry tim ato am serasera a ! nofinofy sisa le vava be tato ! fa nandraiky narary daol ry zalah rah vao mis henjana kely atao aminy !
:-D :-D :-D :-D :-D :{ :{ :{ :{

novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:18
2. patrick2002
(
31/08/2009 13:26)
Tsy i Ravalo mihintsy no hampianatra ,na hanome lesona izany fitondrana ara-dalana ,Ravalo izay nitsipaka ny Dakar2 (tsy nanaiky 2 eme tour), nanarama reserviste rehefa nijanona ho neutre ny miaramila fa tsy nanao politika ny 2002, mampiasa volam-panjakana tsy mifanaraka @ loi de finance , manome baiko hisambotra ny mpanao politika izay tsy manaraka ny teniny ,
4. remahity
(
31/08/2009 14:56)
aoka izay ry SWANN, fa tsy mifandanja intsony ny lalao a!
hery sy sandry tsy mitovy ! ce n'est plus la peine! tsy miady sasy le laboly
sinon mba hampiady azy, dia mody manaova legaliste nareo ry terrywuy, sy patrick2002.; kôziko @ dada any sudaf any, de omeny fanam's ianareo 2 lahy
sinon, le combat n'aura plus lieu, faute de combattants

5. terrywui
(
31/08/2009 15:15)

ha ha ha ! remahity tena kozy ve zany e? de ahoana lety ! sao hipitsoka eto daolo anie letsy remahity reto TIM tsika ato am serasera reto no hiafarany de tsy misy hanalana eto tsony isika e! irep no mba fanalan'androtsika ato ! sa ahoana letsy ra-pà , remahity , bazylou , mihitsy ,essera , ouiandry ... reo le fianakam's !!!!!
6. xxx
(
31/08/2009 15:17)
Ra essera aza ity tsy hita, asa na voaroaka t@ asa fa nikatona ny toeram-piasana dia tsy afaka mi tchat intsony
7. terrywui
(
31/08/2009 15:21)
zany an !!? sao de diso fijery ary enao ry xxx ? jereo tsara ny fomba fanoratra ry TIM de fantaro oe iza i Essera a ! be Essera ao fa mba mandiniha oa !
8. xxx
(
31/08/2009 17:41)
Ambany be loatra ny niveau-ny mpiaro tgvendrana ato ,izay no tsy hidiran'ny mpiaro ny ara-dalàna ,dia havelanay ianareo hiteny irery hoe fa ianareo moa vendrana ka akory hatao !!!!
10. pikatti
(
01/09/2009 05:25)
Ambany be loatra ny niveau-ny mpiaro tgvendrana ato ,izay no tsy hidiran'ny mpiaro ny ara-dalàna ,dia havelanay ianareo hiteny irery:-D :-D :-D
11. terrywui
(
02/09/2009 16:22)
indrisy mantsy ty niafaranareo ry ara-dalana , fa mijery lavitra fotsiny ts sahy miditra eto !:-D :-D :-D :-D