miaro tgv,nefa ny fananan' ol norobany tsy any ampaosinareo
1. Mirananirina
(
31/08/2009 15:36)
Dia mbola sahy miteny ihany ianareo tgv fa tsy mandroba fananan'olona sy tanàna sisa ataonareo???Mankaleo fa mialà amin'izay :x :x :x Leo izahay vahoaka,mila olona vaovao.Milaza fa tsy mty ny ataondra8,nefa io no averina .Tsy ampy 1 taona ve dia mahavidy trano sahady ry zalahy????Mba mahagaga ihany lahy.Aiza ny vahoaka tsinjovina?????
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:15
2. terrywui
(
31/08/2009 15:40)
Mirana ! aza tezitr be otran'io hoa elàh an !
eny ary e! ekena ny tenindry ,, :* :* :* :* fa iza ary hono ty atao ho solony ?? de i Ravalo ndray ve ??? azafady anefa ry Mirana fa rah vao zay le sujet oe Ravalo ndray de tsary mety mitsy ah an !!!!! tena ts mety !

3. Mirananirina
(
31/08/2009 15:43)
Iza anefa no miteny anao fa mila Ravalo aho eh :( ,samy tsy mety daholo ny ataon'ireo.Olona vaovao mihitsy izao no tadiavina.Misy havako akaiky 2 ao aminy tgv,dia haiko daholo ny zavatra miseho ao,dia aleo mangina angamba no mety
4. remahity
(
31/08/2009 15:49)
ok mirana ! d'accord tanteraka aminao aho, raha nisy tokoa aloha izany ka voaporofo, dia anjarantsika ny mieritreritra.
eto indrindra no ilazako hoe:
Ny mouvement GTT dia tsara mihintsy, surtout raha tokony hiarovana an'i Madagasikara fa tsy iravalo.
Misy izy io izao, andao henjehintsika @ alalan'ny association ireny olona ireny.
misy ny trasparency international.
Misy ny GTT. Porofoy eto fa tsy ravalo, fa ny vola gasy voahodikodina no tsy tianareo
A la mode rahateo ny fannejehana ny compte numerotée any @ banky suisse.
tairo
izay no ilaina
je te donne mon adresse et on va organiser tout ça.
jusqu'à nouvel ordre angony foana ny porofo
remahity@yahoo.fr
Si toi, tu ne le fais pas, personne ne le fera à ta place

5. Mirananirina
(
31/08/2009 15:57)
Remahity,na organiser inona ianao na inona dia ny eo ihany no eo.Voatery miandry ny fifidianana,mila olona vaovao sy manampahaizana hitondra an'i gasikara.
6. terrywui
(
31/08/2009 16:09)
aleo ary miandry ny fifidianana sady efa izay mihits ane le programmm fa ny sasany mila vaniny oe ataovy filohampirenena ony izy !! --de rah miady hatao filoha daholo i Ratsiraka :satria zaho ozizy miaramila , Zafy Albert :aleo zaho fa za no zokiny indrindra ,ratsirahonana:aleo zaho fa za efa ela no teo farany , andriamanjato:aleo entiko fa za no mpivavaka manao ny marina , ravalomanana : aleo idirako fa efa za no teo talohanty fitondrana ty , andry rajoelina: za tsy hiala fa za no nahazo ny fitondrana farany !!
de iza ary no avahana homena ny fitondrana ho any am fifidianana aminireo !?? tsy aleo ve ny condition amin'ny fitondrana le fifidianana no atao mpetraka sy hivoriana any maputo fa tsy le filambaniny lava io !! rehefa mazava ny fomba hitondrana ny fifidianana na hanafarana materiel raityra avy aty ivelany aza de zay no tena maika sy tokony atao !!

7. Mirananirina
(
31/08/2009 16:13)
Terrywui,mahatsiaro ny rantsana 5 aho marina moa.
Samy nanana ny heviny, hono, ny rantsana dimy, toy izao:
1.Hoy ny ankihikely: «Noana aho izany»
2.Namaly kosa ny manaraka hoe : «Noana ka tsy mangalatra»
3.Fa hoy kosa ny manaraka : «Mangalatra ve tsy ho very?»
4.Dia hoy ny fanondro : «Very tsy avotana»
5.Fa hoy kosa ny ankihibe «Hihatakataka aho fa olon-dehibe»
Izany, hono, no nampisaraka ny rantsana ho dimy sy nahatonga azy ho lava sy fohy. Ny ankihikely no kely ka noana lalandava ; ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin’ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany.

9. terrywui
(
31/08/2009 16:21)
fanondro no fohy dia botrin’ny sain-dratsinyiza io fohy io ? enao mahalala (dada io)botrin'ny saindratsiny ! ratsy kosa ane zany pactes satanika zany ry mirana e !
__
Ny ankihikely no kely ka noana lalandavaiza io ?le mbola tsy nihinana ny volampanjakana io ! mazava (tgv)
---
ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany.de iza ndray zany io ? ratsiraka ve ?ratsirahonana ve ? asa !! fa tsy ravalo aloha io ee!!ngah iny lava sy lehibe ??
10. remahity
(
31/08/2009 16:27)
Mirana, je vais essayer de perdre mon temps à te repondre, ça vaut le coup On sait que tu es legaliste , mais tu es toujours moderée par tes propos, et c'est bien; TU AS TES ENFANTS ET TU PENSES à EUX ? ET C''EST BIEN
Sois dit en passant: TU ES BELLISSIMA
raha ny eo ihany no eo tokoa, à quoi ça sert notre bavardage ici au forum ? à pleurnicher...? mama, papa, lany ny saka ny trondro??? non,
Nandalo ary mbola mandalo @ izany daholo ny pays rehetra na ireo lazaina fa developé aza, saingy ny an-dry zareo moins problematique, moins profond
na hisy fifidianana, na hisy olom-baovao, l'homme est cupide par nature,
c'est l'association, et la loi qui vont le changer
N'attendons pas que l'homme fasse la loi, ils se ressemblent, avide de pouvoir, cupide, egoiste, Faisons en sortes que la loi fasse
l'homme
Farany, si les gens de Magro arrétent de parler RAVALO RAVALO, et commence à parler MADAGASCAR, LA LOI, LA DEONTOLOGIE, croyez moi, tous seront contre TGV. ARY IZAHO MIHINTSY NO HAMADIKA PALITAO VOALOHANY
Ce n'est pas qu'on aime TGV, mais on a peur le retour de RAVALO

13. remahity
(
31/08/2009 16:55)
à locl: l'heure est serieux, arréte de réver, ravalo ne reviendra plus, raha tsy hoe dans 2 ou 5 ans angamba, izay kosa dia possible
l'impopularité est inherente à l'exercice de pouvoir, ary ho tian'olo indray i ravalo, mais pas maintenant, dans 5 ans oui
à Mirana: tsy ampy le hoe hi hi hi...., miha ritra tokoa i Gasikara, tantely afa-drakotra,
mais si tu ne bouges pas , personne ne bougera à ta place

16. pikatti
(
01/09/2009 04:52)
aleo ary miandry ny fifidianana sady efa izay mihits ane le programmm fa ny sasany mila vaniny oe ataovy filohampirenena ony izy
fa inaona ndray ty mitady fifidianany ty ry raiketaka a,mivadika ndray ve ny lohan'elah ry andrywui vao lasa tany @ province zah klé ha ha ha,tsy hitako le cyber falehan'elah iny :-D :-D
17. xxx
(
01/09/2009 04:57)
remahity:
ok mirana ! d'accord tanteraka aminao aho, raha nisy tokoa aloha izany ka voaporofo, dia anjarantsika ny mieritreritra.
eto indrindra no ilazako hoe:
Ny mouvement GTT dia tsara mihintsy, surtout raha tokony hiarovana an'i Madagasikara fa tsy iravalo.
Misy izy io izao, andao henjehintsika @ alalan'ny association ireny olona ireny.
misy ny trasparency international.
Misy ny GTT. Porofoy eto fa tsy ravalo, fa ny vola gasy voahodikodina no tsy tianareo
A la mode rahateo ny fannejehana ny compte numerotée any @ banky suisse.
tairo
izay no ilaina
je te donne mon adresse et on va organiser tout ça.
jusqu'à nouvel ordre angony foana ny porofo
remahity@yahoo.fr
Si toi, tu ne le fais pas, personne ne le fera à ta place
LE IHA AVAO REMAHITY
18. pikatti
(
01/09/2009 05:29)
efa samy mihetsika dôly less eto a,samy manao zé mafaly2ny sainy é :-D :-D :-D
fa hevitra mety daholo zany remahity a
fa hevitra mety daholo zany remahity a
19. fijo
(
01/09/2009 22:15)
eto aho dia mitovy saina amin'i remahity.ialahy moa izany no lasa mitovy saina amiko izoa,fa ny ahy efa hatry ny ela no efa toa izao.
za manaraka lalana,fa za kosa tsy mihizingizina hoe tsimaintsy ravalo izany.io tsy fahaiznaa milefitra io,no mampikatso ny raharaha

20. xxx
(
02/09/2009 14:35)
Ka io efa hoe tsy Ra8 fa i TGV nareo no mbola miziriziry eo , hoy ravatorano izay, ka tsy hay hoe ahoana e
Raha gasy vaovao madio no tadiavinareo dia na izy mbola tsy teraka na ny anjely gabriely alaina (mety tsy ho gasy iny nefa)