FIARAHA -MIASA TSY MAINTSY HATAO!!!

1. TEGEVE ( 08/09/2009 12:59)
Anaka isany ,
Voatery tsy maintsy hiara-miasa @ reto mouvances sasany reto ny tgv,nefa efa nomaniko ho an'ny akamako daholo ny toerana,ka dia aza tsiny ry akama isany ary aza dia manao lolom-po
(l) (l)
novalian'i pikatti ny 08/09/2009 16:17
2. pikatti ( 08/09/2009 13:18)
mampmé klé,fa ahoana no tena fandehany ao bainn a,de izy no tsy nahazo seza??? :-D :-D :-D
3. pikatti ( 08/09/2009 16:17)
ary tsy ao i wiwi klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0976