rehefa tsy hietsika isika any @ province sy ny hafa

1. xxx ( 07/09/2009 12:14)
aza mimenomenona raha hiakatra 25000fmg ny kilao ny vary bientot ,50000fmg ny litre ny menaka ,betsaka no en chomage tekinika,ny mpiasa mpanjakana tsy voaloa intsony ny karama,anachie total,ny bois de rose masoala ho fongana bientot ,ny dahalo hanjaka ,ny fampihorohoroana ,dia ny mbola tsy tara magro isaky ny vifondronanmpokotany,legalisteihany ary legaliste hatrany
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:29
2. pikatti ( 07/09/2009 12:33)
any an-kady no hiafaran-io tgv sarety io saga,zahay tsy manaiky an'io é,aleo hasorina refa be zesta :-D :-D :-D
3. xxx ( 07/09/2009 12:33)
Zah aloha efa ela no nihevitra fa action violente ihany no mety amin`ireo tafika Mpioko ireo izay heveriko fa tena fahavalom-pirenena mihitsy ! Ireo ihany no mahatonga ny HAT hidingin-drambo ka hiziriziry amin`ny heviny na dia efa fantatry ny rehetra izao aza fa hanimba ny fiainam-bahoaka ny fiziriziriany am`heviny .
4. Mirananirina ( 07/09/2009 13:01)
Be mokony eh!toerana efa azony ve avelany intsony eh!Aleo aloha vita ny afera rehetra vao miala :x :x :x :x
5. pikatti ( 07/09/2009 13:06)
Aleo aloha vita ny afera rehetra vao miala
lol, zao hamono tena ao lery kou :-D :-D
6. Noue ( 07/09/2009 13:24)
toa efa nanomboka androany nefa ny grève générale ?

http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=1024&Itemid=4
7. pikatti ( 07/09/2009 18:29)
mamay ndray le tgv raha zao no fandehany ,ny chance kely nomena azy ndray ty moa no laviny de zao vao mihinana ny tsy fihinany :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1056