Resin'i Pikatti ny fianakam's

1. diloo ( 05/09/2009 08:32)
Nahazo laharana faha telo i Pikatti ary nahazo isa 95.

Arabaina izany fa mahery ianao e: voanao daholo ireo fianakam's t@'ny:
Ireo namana nanoratra be indrindra tamin'ity volana ity.

:wink: :D
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:58
2. terrywui ( 05/09/2009 10:56)
diloo !! =)) =)) =)) =))
3. terrywui ( 05/09/2009 10:57)
i MIPIKATY ve zany oul voalohany tao amin'ny TIM"ara-dalana "zany ? io oul mivika io ve ? ha ha ha !!! :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D
4. diloo ( 05/09/2009 15:17)
Normal kosa raha i Pikatti no voalohany e:

Légi(TIM)e ny fanohanany ny ara-dalana. Izany hoe mitazona ny heviny, ary izay ilay dinika.
Sady izao koa anie e, efa vanompotoana ny atao hoe "parité". Fa nahoana kosa ny bandy foana no hanindry ny vehivavy e?
Aza manao an'i Pikatti tsy ho Pikatti, fa mbola ho aiza ny anjo: i wiwi sy i essera aza lasa nistsaoka vao mipika(tti) atsy fotsiny ny fanokafana ny dinika.: :-D :-D :-D .

I Terrywui koa miaro ny heviny ary normal koa izany:

Tsy mah(Andry) ny vokan'ilay Tgv fa voa(pikatti) atsy sy eroa nandritran'ny fito volana ilay lohamasinina.
Normal raha mi-déraillé ilay TGV, ary amboarina foana ny lalamby,tsy misy laoniny, atao ny assises tsy misy vokany, nangataka vola tany UE poinsa, mamarotra rano sy tany amin''i Pirintsy Alwaleed, izao indray mi-snob ny GIC, appelez moi prezida comme Amin Dada. C'est çà que je veux :-D :-D :-D , aides-moi leitsy dadatoa ra-Sarla an!
Izay ilay dinika e.
Ary i Pikatti no voalohany sady légi(TIM)e ny fiarovany ny ordre constitutionnel contre ny lalanan'ankondro. :-D :-D sy ny Tgv mandeha amin'ny lalamby natao ho an'ny train à vapeur. :wink: :-D :-D
5. diloo ( 05/09/2009 15:33)
hmgn,hmgn, tsy dia fombako loatra izao fa mba te hitsiky fotsiny eto androany.
Koa miala tsiny sy aza tezitra an!
Sangisangy zary tenany ireny fa aza raisina an-tendrony.
:-*
6. maryline ( 05/09/2009 16:26)
terrywui:

i MIPIKATY ve zany oul voalohany tao amin'ny TIM"ara-dalana "zany ? io oul mivika io ve ? ha ha ha !!! :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D

Be fialonana indray i terrytwui izany koa
7. vitamatavy ( 05/09/2009 17:18)
dia atolotra an'i pikatti izny ny amboara rehefa avy nandresy ny fianakams t@ isa mavaesatra no tsy misy :* :* :*
8. diloo ( 05/09/2009 19:41)
Hoy i Vitamatavy:
nandresy ny fianakams t@ isa mavaesatra no tsy misy

Aiza koa e. Mba manana ny laharany kosa ny fianakam's:

-Patrick2002 nahazo ny laharana faha 16 , ny isan'ny hafatra 26;
-Terrywui --------------------------------- 17,...........................23;
-Ouiandry ................................. 28............................15;
-Vitamatavy ..................................31............................13;
-Bazylou ................................ 32............................13;
-Diloo .................................41.............................8 (Ntso resin'ny fianakam's aho, mahafinaritra izany)

Fa ekena aloha fa i Pikatti no mahery e! :-* :wink:
9. maryline ( 06/09/2009 03:31)
Resak' olona mitovy @ zazakely any ampianarana izato ianareo
10. ouiandry ( 06/09/2009 04:11)
diloo:

Fa ekena aloha fa i Pikatti no mahery satria sady maimbo ryfo no efa maina be ary tonga matetika manala azy eto satria tsis lylempi tsony ny ryfony e!:-* :wink:

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. diloo ( 06/09/2009 05:51)
Io indray i ouiandry fa tsy mahatoraka an'i Pikatti. Fa dia milentika andro aman'alina amin'ny fotopisainana ambany dia ambany.

Tsapa tokoa fa ny tetika hezaka afetsena hamadika ny tsipelin'ny sasany mivoaka amin'ny vavany samy irery,avy amin'ny devoly, amin'izao andro alahady izao sisa no fomba fikolokoloiny ny voninahiny sy ny toe-tsainy.

Koa dia arabaina izany i ouiandry voalohany amin'ny filalaom-bava mandoa afero
tsakoina miverin-kantelina nivadika asidra ka nandaoka ny vavoniny vao niantso vonjy noho ny adalany ihany.
Izay no maha be voninahitra'azy toa ny lambo mitsilany sy mihinana ny maha izy azy ihany.
:-D :-D :-D :wink:
12. maryline ( 06/09/2009 06:28)

Bingo
13. maryline ( 06/09/2009 06:30)
ouiandry:

diloo:

Fa ekena aloha fa i Pikatti no mahery satria sady maimbo ryfo no efa maina be ary tonga matetika manala azy eto satria tsis lylempi tsony ny ryfony e!:-* :wink:

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

Mivadik' ondana marary saina koa ra-ouioui
14. maryline ( 06/09/2009 06:32)
maryline:

diloo:

Io indray i ouiandry fa tsy mahatoraka an'i Pikatti. Fa dia milentika andro aman'alina amin'ny fotopisainana ambany dia ambany.

Tsapa tokoa fa ny tetika hezaka afetsena hamadika ny tsipelin'ny sasany mivoaka amin'ny vavany samy irery,avy amin'ny devoly, amin'izao andro alahady izao sisa no fomba fikolokoloiny ny voninahiny sy ny toe-tsainy.

Koa dia arabaina izany i ouiandry voalohany amin'ny filalaom-bava mandoa afero
tsakoina miverin-kantelina nivadika asidra ka nandaoka ny vavoniny vao niantso vonjy noho ny adalany ihany.
Izay no maha be voninahitra'azy toa ny lambo mitsilany sy mihinana ny maha izy azy ihany.
:-D :-D :-D :wink:

Bingo

Rehefa manao loto de izay no tiako ho lazaina an fa tsy zavatra hafa akory, marary ilay terrywui ouioui tsy hay intsony
15. halloween ( 06/09/2009 16:28)
ouiandry:

diloo:

Fa ekena aloha fa i Pikatti no mahery satria sady maimbo ryfo no efa maina be ary tonga matetika manala azy eto satria tsis lylempi tsony ny ryfony e!:-* :wink:

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

ary ampinan'ny fianakam's njay ny TIMiondana ato zany, d ny pokatti nivadibadika tsy fantatra tsony ny nisy anazy kanefa toe teny tinpan teny fa tsy sah :-D
16. pikatti ( 06/09/2009 19:42)
Sali daholo ny akama é,
:-* :-* :-* :-*
Io indray i ouiandry fa tsy mahatoraka an'i Pikatti. Fa dia milentika andro aman'alina amin'ny fotopisainana ambany dia ambany.
17. pikatti ( 06/09/2009 19:45)
Aza manao an'i Pikatti tsy ho Pikatti, fa mbola ho aiza ny anjo: i wiwi sy i essera aza lasa nistsaoka vao mipika(tti) atsy fotsiny ny fanokafana ny dinika.:

endasina lery refa tsy misaina é, :-D :-D :-D
18. ouiandry ( 07/09/2009 07:18)
pikatti:

endasina lery refa tsy misaina é, :-D :-D :-D

ny divonlah zao ry pokatti no efa voaendy tsara a!!! :-D :-D :-D fa ny ryfonlah efa maimbo be sady efa maina tanteraka, d aona lity le Pantin ry pokatti???mitonatonana ety kou elah fa d vomaika voendy an :-D :-D :-D
19. terrywui ( 07/09/2009 09:46)
d aona lity le Pantin ry pokatti???mitonatonana ety kou elah fa d vomaika voendy an

inona letsy zany kozy pantin zany le ?? ha ha ha ! hanapoaka innn ndray elah ?? zaza tsy ampy taona anie letsy io sipakely mipikaty io fa aoka a!! kozy e! enjehin'ny CRS eo elah !!

--tena marina tokoa fa resin'i mipikaty amin'zany maimbo inona moa izy teo ra- ouiandry marina ny TGV ka !! manaiky ah rah zay !! ha ha ha ha !!!
20. pikatti ( 07/09/2009 12:25)
hoy wiwi=halloween=terrywui=ouiandry
zefa mintsy lesy elah ty kah,efa fantantr'ol daholo ny momban'elah é :-D :-D :-D
hoy i wiwi
mpitory teny ao Pantin zah lesy ny alahady de mpanompa olona ny alatsinainy a

zé adin'elah any less tsy raharahiko a,tsy aty hoa no hitarainana
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501