Aza hitako marina

1. xxx ( 07/09/2009 10:11)
Tena mety hitombona ve izao?

Aza mba matim-boninahitra ihany.
novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:07
2. vitamatavy ( 07/09/2009 10:27)
dia ho vitamatavy dagokely e ,
3. xxx ( 07/09/2009 12:10)
Izaho koa nankafy an'io , tena ohatran'io ny ao an-dohan'ireto miseho azy ho mpitondra "vahoaka" ireto
4. pikatti ( 07/09/2009 12:39)
aleo ny tgv no ho vita matavy klé,ry zalahy ihany no mampidikizo an'i gasikara ka aleo ho faizina é :-D :-D :-D
5. maryline ( 07/09/2009 12:43)
Fa Gaigy lasa izao raha tsy mibolisatra
6. pikatti ( 07/09/2009 12:47)
sali mary
:-* :-*
le sarin'i Andrikely bitrovoalavo manala aneh sécurité :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 07/09/2009 13:03)
toa ohatra ny misy frein be ao aoriana ao ko hihihi
8. pikatti ( 07/09/2009 13:05)
sali mirana :-* :-*
le frein mitotona be :-D :-D :-D
9. Noue ( 07/09/2009 13:25)
mitotona any an-kady :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. pikatti ( 07/09/2009 18:22)
:-D :-D :-D
11. diloo ( 08/09/2009 00:12)
Sali daholo

Tsy mila miteny intsony fa sary dia ampy. :-D :-D :-D :-D :-D
:-* :-* :-*
12. Mirananirina ( 08/09/2009 09:59)
Tena marina mihitsy io sary io an!mbola tgv ihany
13. fijo ( 08/09/2009 22:07)
inona no hiraharahiann'y hat an'io e,ny azy efa miraraka ny saosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4611