Hetsika Faha 10 taona

1. hery ( 06/09/2009 01:18)
Efa henonareo ihany fa alefa fotsiny ny pub. Amin'ny Zoma alina (manifika) 2 octobre 2009 no fotoanan'ny namana ao Paris sy ny manodidina. Miaraka amin'i Ambondrona, Jobily Weber, ary DJ SimJay (infinity)...

Soirée privée ho an'ny mpikambana serasera sy ny namana na fianakaviana... zany hoe tsisy vahiny tsy fanta-piaviaa :-p

2. hery ( 06/09/2009 01:23)
http://pub.serasera.org/2009/09/10-eme-anniverserasera-03-octobre-2009.html ny fanazavana fanampiny
3. raozigasy ( 06/09/2009 02:06)
Ho tohin'ilay resaka fankalazana nolazaina ihany io napetrak'i sefo io e
4. JMR ( 06/09/2009 07:15)
Any izany mihaona e. Bana Rahalahy
5. hery ( 07/09/2009 11:56)
Efa manomboka ny fivarotana billet an http://shop.serasera.org/product.php?id_product=10
6. sipagasy ( 19/09/2009 17:02)
aza adino ny fisian'ny t-shirt serasera ô! 10.00e ny sandany ô!
7. rakaroka ( 23/09/2009 15:26)
hery:

Efa manomboka ny fivarotana billet an http://shop.serasera.org/product.php?id_product=10



Tsss!!!!! mbola mameno Newspaper sns kay na dia hoe ny paypal aza no tsotra indrindra mdrrrrr
8. arialy ( 24/09/2009 12:20)
hanokana vola apitondraina ze mandeha hividy t shirt zany knou :D
9. xxx ( 27/09/2009 11:59)
saika mba hanontany we iza lé (FAMAKY) azf ?
10. tess ( 28/09/2009 19:13)
mba efa feni ve ny place????
j-4 :-P
11. ni81 ( 28/09/2009 19:14)
saika mba hanontany we iza lé (FAMAKY) azf ?
mba iza hono io e? ary tsy misy antsibe angaha? :)
12. rakaroka ( 29/09/2009 20:17)
Ny "artistes sy ny "famaky" sns aloha eo ihany! Fa ny "tsara ho fantatra dia misy "kaly" moa ve izy ity?...
13. ni81 ( 29/09/2009 20:22)
Ny "artistes sy ny "famaky" sns aloha eo ihany! Fa ny "tsara ho fantatra dia misy "kaly" moa ve izy ity
lanonana izany kosa ve dia tsy hisy kaly e! Tsy ho reraka ao kosa raha sady mijery no mitsinjaka dia tsy hikaly? :)
14. rakaroka ( 29/09/2009 20:31)
Tsy voatery hoe "menu" compris" ny kaly t@ alim-pandihizana maro an!
Ary rehefa tsy voaresaka ao @ "affiche" dia tsa hay marina ny "fizotrany"!
15. ni81 ( 29/09/2009 20:37)
Tsy voatery hoe "menu" compris" ny kaly t@ alim-pandihizana maro an!
Ary rehefa tsy voaresaka ao @ "affiche" dia tsa hay marina ny "fizotrany"!
ka ry zareo nandeha t@ taon-dasa toa be sakafo ka izaho ve mahalala e! :) ho avy eo izy hanazava
16. rakaroka ( 01/10/2009 12:12)
ni81:

ho avy eo izy hanazava




Repotra @ fikarakarana angamba izy fa te toute façon @ 22 h vao hanomboka dia efa vita "diner" vao asaiko mamonjy any ity namana nanontany!:!:
17. sipagasy ( 02/10/2009 07:53)
boite de nuit izany ka tsa misy toerana hisakafoanana fa tsaky no ao kalehhhhh
18. lovelyri ( 02/10/2009 12:02)
tess sambatsa njy hijery mbombondrona :cry: :?)

tokony mba asina mbombondrona ko ny fankalazana aty dago refa miverina ry zalah :lol: possible ve zany :?)
19. rakaroka ( 02/10/2009 23:18)
Nahafinaritra alou ny "jeu de lumière"!
20. rakaroka ( 02/10/2009 23:20)
Dia ny "fifankahitana t@ namana" indrindra indrindra" (Izay moa ny anton-dia!)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338