Hetsika Faha 10 taona

61. Papoose ( 04/10/2009 17:48)
t@ firy vao nirava ny la fete?
62. tess ( 04/10/2009 17:56)
jusk'à l'aube 5h du mat vao niparitaka dool norohasampotsiny e! :-D
63. rakaroka ( 04/10/2009 18:47)
[quote=tess]

zà kalou nalahelo tsy mba nahita an'i rakaroka na nikarokaroka aza e!
izany de tsy lmba nahita , naninona aza tsy niditra tany am lalindalina fa tsy tiko ilay nande tany am fidirana fa be oul loatra...kivy beuh aho alou e! sady nody alou ngamba tsy hita marina tam gatô


Eny e! eto 'zany 'ndry vao arabaiko indray :-* :-* :-* Dia nieritreritra BBe anjy tokoa 'za ny alina io! Raha ny marina 21h45 'za no tonga tany fa "SAHIRANA BBBbeee nitady place pour se garer " Donc 10h et quelques teo 'za vao tena tonga, mbola tsy nanomboka fa efa "hanomboka".
Heu... I Raozigasy no hitako voalohany indrindra "nandray sy nampiditra" dia ny "tsikin'i Sefo BBbe" , dia ny namana teo @ sisiny teo!....Petite sakaiza, Mimoza , Sipagasy sns .Dia "aiza @ 'zao aza wà i Tess :roll: :roll: :roll: :?: :?:
fa sarotra moa ny :-D :-D :-D hivolana @ ankizy hoe "aiza i Tess?", rahateo nihazo ny toerana dia nanomboka ny fotoana, dia ny fiarabana sy ny "Ambondrona" 'zany no natrehina e!
Avy teo "entr'acten'Ambondrona" mbola nitsangana nandehandeha 'za, si nandalo tery aloha mihitsy 'za niarahaba an'i Faha, dia mbola nanontany namana hafa 'za hoe "aiza i Tess?" fa tsy tafahoana, ny "lumière koa moa" tsy mba narehatry rizareo! Ka 'za io tsa nandeha irery fa nisy "hafa" koa ni-"invite" ny alina io ihany, 'za aza mbola nitaraikiraiky tao anefa ny namana niarahako efa niandry ahy tany ivelany ! Dia lasa nanaraka an-drizareo aho,
tsy afaka "niandry gâteau" izany!...Voilà!


64. Papoose ( 04/10/2009 19:00)
an atta lait faux taux :D
65. tywa68 ( 04/10/2009 19:18)
faly ery mamaky ny pitsopitsony fa misaotra anareo e ! hay v tany koa i petite sakaiza nilaza tsy ho any, be fika hihihi
Dia lany dhl v ireo gatô bdb reo ry Sipagasy ?:D
Tantara sisa marina, asa raha mbola hiampy ny sary :lol: :wink:
66. fahamarinana ( 04/10/2009 19:51)
:arrow: tywa :tsy lany ny gatô na dia niverenana indroa,intelo aza ! hihi ! Tsy dia misy tantara loatra fa tsara ny fihaonana,tsara i Ambondrona sy ny artista hafa koa !Tsara ilay reraka beuhh ,hahaha !
rakaroka :tena nandalo niserana tokoa njy an,fa faly aho fa nihaona na dia tsy "naharitra"loatra aza e! Andro hafa manarina tsara be ! :wink: (l)
67. Samoana ( 04/10/2009 20:11)
bichette:

nahafinaritra tokoa tao !!!


Faly indray mahita an'i bibich efa 5 taona tsy nifanena :D :wink:
68. tess ( 04/10/2009 20:26)
Eny e! eto 'zany 'ndry vao arabaiko indray Dia nieritreritra BBe anjy tokoa 'za ny alina io! Raha ny marina 21h45 'za no tonga tany fa "SAHIRANA BBBbeee nitady place pour se garer " Donc 10h et quelques teo 'za vao tena tonga, mbola tsy nanomboka fa efa "hanomboka".
Heu... I Raozigasy no hitako voalohany indrindra "nandray sy nampiditra" dia ny "tsikin'i Sefo BBbe" , dia ny namana teo @ sisiny teo!....Petite sakaiza, Mimoza , Sipagasy sns .Dia "aiza @ 'zao aza wà i Tess

ka zahay kou adiny iray nitady pilasy ary tam 22h teo mitsy zahay no tonga teo de zahay no niditra laharana faharoa tao anatiny donko zahay tafiditra tonga i rakaroka ngambany :?
am manaraka njay e!!!! :-*
69. tess ( 04/10/2009 20:29)
mety nande toilette ngamba zhaya sy fanantenana2003 raha izany entr'act izany de zay no tsy nahitan'i rakaroka anahy fa zahay teo am devant be teoi mitsy anie !e
70. tess ( 04/10/2009 20:31)
64. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 04-10-2009 21:18:21
Lohateny : Re : Hetsika Faha 10 taona
faly ery mamaky ny pitsopitsony fa misaotra anareo e ! hay v tany koa i petite sakaiza nilaza tsy ho any, be fika hihihi
Dia lany dhl v ireo gatô bdb reo ry Sipagasy ?
Tantara sisa marina, asa raha mbola hiampy ny sary

kazay no ataoko hoe midira facebook fa any aby ny sary sy ny vongany gato rehetra :-D izao try mandombaravarana ihany hahaha
71. fahamarinana ( 04/10/2009 20:47)
:arrow: tess :ahoana kay fidirana facebook fa za mba te ahita ? :lol:
tywa :tongava hono any fa ndrao hasiso zao ambina-gatô zao raha ela loatra vao avy an ! :D (l)
72. tywa68 ( 05/10/2009 04:50)
ndeh handombaravarana zany vao hahazo gatô sy hahita sary :-D :-D
73. ni81 ( 05/10/2009 06:12)
tess :ahoana kay fidirana facebook fa za mba te ahita ?
tywa :tongava hono any fa ndrao hasiso zao ambina-gatô zao raha ela loatra vao avy an !
:lol: :lol: f'angaha moa i tywa tsy hoe mipetraka teny akaikin'ny mme FB e! :-P :lol: :lol:
74. fahamarinana ( 05/10/2009 07:56)
:arrow: tywa : ao fa tsenaina njy f'aza matahotsa na dia blindée aza ny varangarana dia misy fanalahidy azo sokafana ! :-D :-D :-D
ni :kay moa ! :-D (l)
75. ni81 ( 05/10/2009 08:42)
tywa : ao fa tsenaina njy f'aza matahotsa na dia blindée aza ny varangarana dia misy fanalahidy azo sokafana
tywa kounkou! :lol: :lol:
ni :kay moa !
ie, dia hoy indry t@ zay fotoana izay hoe: "mety nifanefa teny @ gara angamba i ni sy tywa, samy handray lamasinina fa tsy nifankalala" (tsy tena tadidiko ilay fomba filazan-tsika azy fa ohatraohatra io), dia angamba izahay roa tafaraka tao anaty lamasinina ihany fa tsy mifakanfatatra fa samy manao maska tsinona eto fa misy gripa :-D :-D
76. tywa68 ( 05/10/2009 09:26)
Faha > aza lanianjy ny gatô fa ho avy aho an :lol: (tsy sain-kanina hoy i Rakaroka hahaha)
ni81 > poy hitako tsara njy sy ny maska be d niverin-dalana aho
77. ni81 ( 05/10/2009 09:55)
ni81 > poy hitako tsara njy sy ny maska be d niverin-dalana aho
poy poy foana eo njy! :)
hita fa rehefa tonga tany @ ilay terminus n'ilay train dia tsy manao maska be intsony fa nesorina ilay izy kou! fa zà angamba no tsy mahafantatra anjy, dia zà koa mou tsy be fanontaniana hoe: iza avy ry faha ireo olona namangy tao aminareo tao ireo na dia mety nifanena teny ambavahadiny aza isika , :) dia efa mety. Fa mba miantranoa raha te hiantrano injy rehefa sendra mandalo iny e! Misy mofogasy sy menakely ihany ao amiko ao e! :-D :-D
78. tywa68 ( 05/10/2009 11:24)
oay zany fanasàna ! andraso mihitsy darofako mafy ny varavarana sao mody be marenina eo njy :-D :-D
79. ni81 ( 05/10/2009 11:47)
oay zany fanasàna ! andraso mihitsy darofako mafy ny varavarana sao mody be marenina eo njy
memezan-dry fotsiny ndray mantsy a! hehe
Mety njy io mihitsy ilay tazako nitsirika teo ambaravarank'elin-dry faha iny ka! :-P manao salovana dia nisaron-doha :lol: :lol:
80. tywa68 ( 05/10/2009 11:55)
zany an : andraso anontaniako mihitsy hoe ilay trano tary ambany andrefana io sa ilay hafa ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5044