Hetsika Faha 10 taona

21. Papoose ( 02/10/2009 23:20)
ary tsy mba mba misy manao tatitra en direct marina nga? :-D
22. tywa68 ( 03/10/2009 07:18)
rakaroka:

Nahafinaritra alou ny "jeu de lumière"!


Zay fotsiny ve ny tatitra ataonjy ? asio détails pitsopitsony moa e : ary ny paparazzi angah mbola renoka ?? :-D
23. ni81 ( 03/10/2009 07:34)
Zay fotsiny ve ny tatitra ataonjy ? asio détails pitsopitsony moa e : ary ny paparazzi angah mbola renoka ??
mbola lanaka daholo izy izao e! Raha vao misy mifoha eo dia efa ny mason-tsika indray no tsy aharaka knou :D
Ny ahy izao ilay namantsika nisitrika tao ambany latabatra iny no tena ho tiliako eto :-P :-D :-D
24. tywa68 ( 03/10/2009 07:38)
ni81> ka izy anie hono hanao paparazzi d tsy mila misitrika ambany latabatra e :-D :-D ary njy angaha tsy afaka nandeh mihitsy e ??
25. ni81 ( 03/10/2009 08:21)
ni81> ka izy anie hono hanao paparazzi d tsy mila misitrika ambany latabatra e ary njy angaha tsy afaka nandeh mihitsy e ??
:-D :-D ay tokoa mou ikala iny hanao paparazzi! zà oa akia tena tsy afaka a! lavitra be loatra :?
26. tywa68 ( 03/10/2009 09:03)
ary mety mbola tsy tonga any an-trano koa fa nody tara loatra :-D :-D
27. tywa68 ( 03/10/2009 09:07)
na nanaraka an'i Kotobekibo koa :-D :-D
28. ni81 ( 03/10/2009 09:11)
ary mety mbola tsy tonga any an-trano koa fa nody tara loatra
mety mbola nijanona kely any @ havana aman-tsakaiza dia avy misakafo antoandro vao mody angamba e
na nanaraka an'i Kotobekibo koa
nataony indraim-bava tany izay angamba e! =)) =))
29. rakaroka ( 03/10/2009 10:52)
En faite naka sary angé 'za dia toa izao :



Dia "Manja BBbeeee doholo ny olona rehetra ao tarafin'ny zé de lumière!"
30. rakaroka ( 03/10/2009 11:04)
Dia tahaka izao koa :

'Zany hoe tafa-vondrona tao izany ny mpisera dia 'zay 'zagne angamba no
mahatonga ny hoe "Ambondrona" no natsidika eto!
@ manaraka an' Antaninarenina indray ô ! :-D :-D :-D
Dia nahafinaritra koa ny "initiative" hoe mba tokony mifandrimbona @ "fampandehanana" ny "sera" ity!...
31. ni81 ( 03/10/2009 11:15)
Ambondrona marina k'ity! :)
Ary dia ny loko volomparasy aloha no tena tazana sy manjaka eto e! Tsy misy olona azoazo an-tsaina mihitsy klou hoe: iza no iza eto e! :lol: :lol:
32. rakaroka ( 03/10/2009 12:20)
Heu...ka fatratra loatra ilay lumière dia notazonin-drizareo na "entr'acte"aza
:-D :-D :-D ! Mbola ho avy eo tokoa ny hafa fa ny tsy hadino dia ny
FISAORANA an'Atoa Hery "angady nananana sy vy nahitana" sy ny "Fisaorana ireo mpikarakara tsy an-kanavaka" sy mpisera tonga na ny tsy tonga satria
"izao no misy" dia "Isika rehetra!" (l) (l) (l) :-* :-* :-* (l) (l) (l)
33. tywa68 ( 03/10/2009 12:22)
Hay v i rakaroka nanao paparazzi koa e :wink: tena jeux d lumière b marina :-D :-D
ni81 > io hita io kosa i Beranto e d ny ambiny manome lamosina dhl :lol: vavy bdb no tena loha-laharana :-D ary i Kix angah efa nisy nanala teo @ scène no tsy tazana :-D
34. ni81 ( 03/10/2009 12:31)
Hay v i rakaroka nanao paparazzi koa e tena jeux d lumière b marina
ni81 > io hita io kosa i Beranto e d ny ambiny manome lamosina dhl vavy bdb no tena loha-laharana ary i Kix angah efa nisy nanala teo @ scène no tsy tazana
dia tena tsaramaso njy ry tywa mahafantatra hoe i beranto na i keliranto ka :lol:! hitako fotsiny hoe misy lehilahy mitendry fa tsy haiko hoe iza na iza ! Dia ireto loham-baiavy koa miavaka tsara mihitsy tazana avy eto aoriana.
35. rakaroka ( 03/10/2009 12:54)
tywa68:

rakaroka:

Nahafinaritra alou ny "jeu de lumière"!


Zay fotsiny ve ny tatitra ataonjy ? asio détails pitsopitsony moa e : ary ny paparazzi angah mbola renoka ?? :-D



'zay "nahamarika" ahy alou no volagniko, c'est normal !
Ny sary nalaiko 'reo aza , nisy "flash" fa sarotse rô ny maka sary @ maizine!,
'zany 'zaho sahiragne aby namantatry ny "iza sy iza aby!" no nandinike ny
tarehin'ny namany tanaty maizine tao!
Heu...dia nisy namana tsa hitako 'gnefa tokony ho hitako dia nantsoiko aby ny namana hafa hitarika ahy hihaona @ hafa!
Ha....dia nifankahita t@ ry Faha , sns, soaman-tsara vokatr'izany, 'za io efa kivy wé tsy hifankahitana izy izany! kanjo moa mbô nahita ny tsindraikandraike @ ndrizareo ihany!...
36. tywa68 ( 03/10/2009 15:10)
Rakaroka > efa faly aloha zahay hoe nihaona t@i Faha sao very lalana tany izy fa h@zao anie d tena tsy re na hita hoe aiza izy zay ... tena nanita-dalana angambany e :lol:
ni81 > tsy hoe tsaramaso fa mba manome ny eritreretina hoe hita, ary miandry ny sary misy gatô sy ny namana efa mpampiseho sary e :wink: :-D :-D sa mbola mila trier-na ny sary ry paparazzi :D
37. ni81 ( 03/10/2009 15:22)
Rakaroka > efa faly aloha zahay hoe nihaona t@i Faha sao very lalana tany izy fa h@zao anie d tena tsy re na hita hoe aiza izy zay ... tena nanita-dalana angambany e
mbola vizana akia izy dia maka aina sady mbola manao konty rendi @ rams ny niseho tany @ fety kosa a!
ni81 > tsy hoe tsaramaso fa mba manome ny eritreretina hoe hita, ary miandry ny sary misy gatô sy ny namana efa mpampiseho sary e sa mbola mila trier-na ny sary ry paparazzi
katsaka ary rehefa tsy tsaramaso e :lol: :-P. Eny tokoa, kay moa misy gatô!:-$ Miandry tsika ry tywa fa aza manontanintany gatô eo fa sao d lazain'ny oul fa sain-kanina tsika roa :-D :-D
38. tywa68 ( 03/10/2009 16:50)
tsy sasatra ny miandry hoa ! sain-kanina hihih :lol: :D
39. rakaroka ( 03/10/2009 19:03)
tywa68:

tsy sasatra ny miandry hoa ! sain-kanina hihih :lol: :D


"tsy sain-kanina mihitsy" kosa toi e!
Etsy ambony 'zao 'za nanao mise au point nikasika "sakafo" .
Dia novalian'i Ni81 hoe d'habitude misy sakafo !
Dia nazavain'i Sipagasy hoe tery ilay toerana tsy natao hisakafoanana loatra!
Dia "tonga tany efa tsy nisaina "hanina" intsony izany!
"SIMPLEMENT" na nisy na tsy nisy sakafo tsy any ny "olana" fa ny "Clartén'ny
Info" mba misy hiomanan'ny olona, indrindra ny avy lavitra @ izay
handaminany ny prog!
40. sipagasy ( 03/10/2009 19:28)
ary i rakaroka tsy hitako t@ gateau sy ny champagne annnnnn mmhh nody aloha gah nareo???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5347