vive tgv

1. bazylou ( 05/09/2009 17:57)
io ho aho rehefa tsy misy be mokony ankoatran'i tgv ao amin'ny mada dia akombony daholo ny vava, :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:27
2. vitamatavy ( 05/09/2009 17:59)
tsy ampy dozy kely ve elahy sa ahoana e
3. bazylou ( 05/09/2009 18:01)
vive tgv, izy izaono prezda, ny ankoatranazy tsy misy , satria trondro maty daholo, beuuurrrk :-D :-D
4. xxx ( 05/09/2009 19:32)

Tsy be mokony anie no ilaina hitondra é, fa mba olona mendrika izany fitondràna izany. Tsy mahay afa-tsy ny mampisabàka ny tanany ve de hitondra firenena, aleo mangina !!!!
5. xxx ( 06/09/2009 08:46)
prezidan'iza sy inona hono radomelina ,aza mahantra toa anao ihany fa hataon'olona fitaovana fotsiny ,mba hakaro ny niveau-nao ra bazy lou a,raha ambany loha ,prezidan'ny basy lou ,hapetraho ny basy alou,izahay tsy mila prezida mifoka rongony ,fa anareo irery,mba lazao hoe ohtrinona no karama omeny olona mafy ady ohtranao mirediredy lava eto @sera2,tokony mamorona site hafa any enao ,fa ny eto tsy misy mila mpangalatra sy voakaramana mpagalatra ohatranao!!
Tsy diplome hanana fa jilahimboto safon-dava avy tany maputo ,tohany tsar ny prezida anareo 1500olona voakarama fa kely sisa ny hananareo azy ,karamain'ny tsotsoka,hampitahory ny vahoaka ,hangalaro ny olona manana ,hamidio a@ny tavaratra ny ranon'ny malagasy,olona dondrina tsy mahay lalana ny prezidanao ntso mapalahelo na bepec aza tsy ampaosy n'ny aujour d'aujourd'hui,mapalahelo b,ny accord ny verba @izany tsy misy mandeha a@laoniny ,mafy refa fitaovan olona e,mbola zanahan'ny tsotsoka ny lohanareo nefa efa aty @siècle fahafiry isika izao ,mahamenatra fa mi-existe ny gasy toa anareo!!!
6. ndotofetsy ( 06/09/2009 09:55)
vive sarla :^) :^) :^) :^) :^)
7. xxx ( 06/09/2009 14:08)
no comment

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a97b5166b26b

dridran'ingilo
8. dadabe ( 06/09/2009 14:49)
:D :D
9. xxx ( 06/09/2009 16:56)
Au jour d'aujourd'hui, voire méme maintenant !
samedi 26 janvier 2008 :: Ras le bol :: Lien permanent
Langue française, Médias, Phénomènes de mode

Parmi les expressions à la mode largement propagées par les médias, certaines sont plus ou moins élégantes, d'autres plus ou moins correctement utilisées . C'est déjà plus embétant, mais ce n'est pas ça le pire. Non, le phénomène atteint effectivement son paroxysme de bétise, au point d'en devenir vraiment agaçant, quand il concerne des expressions qui sont en plus absurdes à l'origine.

Dans cette catégorie, la championne est certainement l'expression « au jour d'aujourd'hui ». Elle est tellement répandue, qu'il devient rare de passer une journée entière sans l'entendre ou la lire au moins une fois. Et quand ce n'est pas dans les médias, c'est au boulot que ça se passe...

En effet vous devez savoir que Andry Rajoelina est un homme du médias par son métier de publicitaire ainsi il est inutile de vous expliquer le pourquoi et le comment de l'arrivée de cette expression à sa bouche:-D :-D :-D c'est pour attirer votre attention de manière à ce que vous vous intéressez à ce que il dit, est cela ce qu'on appele "la com"! Enfin ce n'est pas à moi de vous rappeler que d'ores et déjà les politiciens ne peuvent plus se passer de cette COM si envahissante!!!
10. pikatti ( 06/09/2009 20:12)
hoy basseloha

abat tgv, izy izaono prezdafopla, ny ankoatranazy tsy misy , satria zah,wiwi,rapaty trondro maty daholo, beuuurrrk
:-D :-D :-D
11. dadabe ( 07/09/2009 03:12)
:^) :^)
12. terrywui ( 07/09/2009 09:10)
mipika ndray ny hadalan'i ra- mipikaty de ovainy hatramin'ny phrase n'oul milay be io !! ndana ela makany ajanamasina tsaboina fa misy tsy mi-colle ny cerveau anlah !! ha ha ha ha !!!
13. swann ( 07/09/2009 09:59)
VIVE TGV !! OK BAZYLOU A ! TSY HITA TSONY ELAH !! NIANDRY AH LE !!
14. pikatti ( 07/09/2009 12:27)
hoy wiwi
VIVE TGVendrana !! OK BAZYLOU A ! TSY HITA TSONY ELAH !! NIANDRY AH LE hilelafiko é!!
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06