telefona

1. xxx ( 04/09/2009 21:17)
mahamenatra v ny vhv mangataka numero telafona bandy? ,raha ohatra ka sur ianao fa tara aminao ilay bandy , fijeriko azy manko ohatrany sarokenatra zany izy, fa olona mifanao bonjour sy mifampanontany vavao fa tsy mpinamana koa anefa (iz koz mety tsy sahy hangataka numero fa zahako efa hitany nampiaraka taloha kely teo d miheritreritr'iz fa misy tompony ity!
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:21
2. Papoose ( 04/09/2009 21:21)
andramo aloha eee :^)
3. boozkel ( 05/09/2009 07:23)
tsy ny mangataka ny numero-ny ve no tsara kokoa toy izay ianao hanao premier pas hanome ny numero nao aminy?

eny e, samy 1er pas izy roa fa ilay mangataka no hitako tsaratsara kokoa
4. peta83 ( 05/09/2009 08:20)
ka manina mo ra hoe mba misy service kely angatahinao aminy , asah ohatra hoe ze mba zavatra mety hoe hifandraisanareo, dia amin'iny mantsy tsy maitsy hifanome num d zay ! iny ko mety hi-creer contact ho anareo! nefa tsy aiko alo e! andramo iany so mba mahasoa, zany mantsy anisan'ny ny mba experience vecue iany ko!!!
5. nathie86 ( 07/09/2009 05:27)
d refa azonao nefa ilay num d atao in?? tsy maintsy ianao ihany no iantso aloha zany d manao 1èr pas anakiroa ianao mdrrr :-D
6. ari.malala ( 07/09/2009 07:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nathie :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Mirananirina ( 07/09/2009 09:08)
Rehefa tsy omeny aky ny numerony dia avelao amin'izao an!Aza mangataka izany.Matetika manko ny lhl foana no mangataka io voalohany sy manome ny azy.
8. nathie86 ( 07/09/2009 12:36)
ny ahy ndray ny torohevitro d ito, aza fohazina tsy @ ftônany ny fitiavana. :)
9. xxx ( 07/09/2009 21:56)
ka zao anie ry nathy e, ohatrany mifoha b zany zà @ lery!zà aloha mbola mahita tory @ alina e!ohatrany ilay angataka service teneniny pata io marina no toa ataoko !ohatrany tsy premier pas zany fa fangatahana service d eo iz mananararaotra miteny zay tiany ambara! :-P
10. ari.malala ( 08/09/2009 10:18)
ka zao anie ry nathy e, ohatrany mifoha b zany zà @ lery!zà aloha mbola mahita tory @ alina e!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. mandrindra ( 16/09/2009 08:41)
nathie86:

d refa azonao nefa ilay num d atao in?? tsy maintsy ianao ihany no iantso aloha zany d manao 1èr pas anakiroa ianao mdrrr :-D

raha vao azo ilay num dia tonga dia antsoina eo no ho eo, sady manamarina hoe tena izy ve io 8) , no ampiana hoe io misoratra io izany ny num-ko e; dia ho hita eo izay miantso voalohany
12. cartina ( 14/07/2010 14:21)
raha amiko de tsitokony hamenatra ny mangataka numero telefone aminy bandy ,satria tiako izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6923