financement parallele ouz Andry Rajoelina !

1. nytsiry ( 03/09/2009 07:15)
kozy an !
hialana ary tsy hiankin-doha amin'ireo mpamatsy vola mahazatra intsony ve izany ny firenena malagasy rah ireny kabary nataon'Ingahy Andry Nirina Rajoelina omaly tetsy Ambohitsorohitra ireny :!:
tsisy maharatsy izany amiko fa izao ho VITA VE IZANY :?: :?: :?:
manakarena i madagasikara ary manana ny "potentiel" amin zany fa azo heverina ve fa ao anatin'ny fotoana fohy dia hivadika euro sy dollars tampoka ireo harena ananatsika ireo toy ny vatosoa sy ny hafa rehetra koa !
ho tonga vetivety ve izany solitany sy solika misy eto amintsika eto izany sa aza avadika vola vahiny koa ny ariary :!:
aleo ho avy tokoa izany ho jerena dia ho hita eto marina izay tena tsy mahazaka na ny vahoaka entina na ny mpitondra !
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:36
2. pikatti ( 03/09/2009 07:33)
Efa fahatsiarovana lesy zany bainn a,efa taloha zany no niseho,t@ andron'ny Pr Zafy/Andriamanjato resaka fampiadiana ny bailleurs de fonds classique( FMI-Banque Mondiale ) sy Privée (Banque off shore sy ny Mafia ) de ireny hitantsika ireny no niafarany :-D :-D mafy marina refa latsaka an-katerena zany klé
3. maryline ( 03/09/2009 07:40)
Nofy ve sa mba tena izy :?: :?: :idea:
4. ntss ( 03/09/2009 08:15)
raha tao am facebook de hoy ao hoe : j'aime
5. xxx ( 03/09/2009 09:20)
Tena olona mirediredy ity TGV ity ! Hita mihitsy hoe tsy ampy fahendrena ary mbola tsy mahataka-davitra . Ekena fa misy ny harena fa tsy midika akory izany fa tsy ilaina ny volan`ny FMI sy ny BM . Ary ny harena dia mila tantanina am-pahendrena sy amim-pahaizana (rationnel ) mba hitera-boka-tsoa marina ho an`ny rehetra . Jereo fotsiny anie ny fitrandrahana bois de rose am`zao fotoana izao e ? Gaboraraka ny hanaovan`ny mpomba ny TGV azy ! Zavatra mbola tokony hisy valeur ajoutée eto an-toerana zay vao aondrana kanefa dia ataon`ny vahiny miantoka matiere premiere fotsiny dia faly ery atao hoe "Mpandraharaha nanondrana 175 container " ....sns ! Mbola ho ela e !!!
6. patrick2002 ( 03/09/2009 12:25)
Ka ny FMI sy ny BM miteny fa mpitondra izay manaiky ny hanome azy anireo harena be ao madagasikara ireo no tohanany ary mbola tohanany koa ,inona no hilaina famatsiana avy aminy raha izany ,
Izaho manokana dia miaiky fa hilaina ny famatsiany BM sy ny FMI fa saingy ny takalony toa tsy mifanetana loatra ,vola sady efa misy zanany ve ko izy koa no mbola hanery hoe tsy maintsy i Ravalo no mitondra ,sa efa misy accord secret koa tany ,ka tsy hanankery intsony ilay accord secret t@ Ravalo raha i Andry no mitondra .
Asa aloha.
7. pikatti ( 03/09/2009 12:51)
nomen'elah an'i zanak'elah ndray nga leity rapaty ny MDP ,tena mbola tsy arany lesy le resaka toekarena a,efa lazaiko elah fa aza apetrapetra hoa ny MDP! :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 03/09/2009 12:54)
aza avadika vola vahiny koa ny ariary
aleo ho avy tokoa izany ho jerena dia ho hita eto marina izay tena tsy mahazaka na ny vahoaka entina na ny mpitondra !
avadika vola vahiny????Dia hoan'iza ilay vola vahiny avy eo :x :x :x :x Hoan'ny vahiny ihany sy ireo mpitondra :x :x fa ny vahoaka,miandry foana ny manda avy any andanitra.
9. pink ( 03/09/2009 13:52)
patrick2002:

Ka ny FMI sy ny BM miteny fa mpitondra izay manaiky ny hanome azy anireo harena be ao madagasikara ireo no tohanany ary mbola tohanany koa ,inona no hilaina famatsiana avy aminy raha izany ,
Izaho manokana dia miaiky fa hilaina ny famatsiany BM sy ny FMI fa saingy ny takalony toa tsy mifanetana loatra ,vola sady efa misy zanany ve ko izy koa no mbola hanery hoe tsy maintsy i Ravalo no mitondra ,sa efa misy accord secret koa tany ,ka tsy hanankery intsony ilay accord secret t@ Ravalo raha i Andry no mitondra .
Asa aloha.


Ka sao kosa anie laniny mpanao coup d'etat ny vola e.
Tazany ihany koa mantsy fa ny malagasy mihintsy no mihinam-pako izao fa tsy ny FAT na ny HAT
10. patrick2002 ( 03/09/2009 15:27)
Ka ny TGV tsy mila trosa hampahantra vahoaka koa eh! nisy izany t@ Ratsiraka fa tsy nankaiza ra malagasy ,nitohy t@ Ravalo nefa tsy niakatra ny fari-piainany malagasy ,entreprise ny Sarah Ravalomanana ,sy Josoa Ravalomanana ihany no nahazo tombotsoa t@ ireny ,fa ny malagasy nitsilopilopy nividy menaka 25 000 Fmg ny litatra vary 5 500 ny kg . @ izao tsy eo Ravalo tsy misy ny financement fa mividy menaka 15 000 fmg ny gasy 4 500 ny kg ny vary.
Vive TGV.
11. bazylou ( 03/09/2009 17:51)
o ry ntsiry an, ?? fa angaha misy zavatra atao nefa tsy vita, ary vao kabary fotsiny ve tonga dia hoe ratsy le izy, sao dia mangidy tsy andramanaizany??? vive tgv :-D :-D
12. ndotofetsy ( 03/09/2009 18:37)
bazylou ko raha hanger ampatalou an nefa mbola tsy eo akory i sarla =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. fijo ( 03/09/2009 19:52)
le hevitra anie ry zalahy ka tsara e,izany mahavita tena izany no tena tsara indrindra,saingy izany tsy hovita raha mbola izao toekarena misy anyamintsika izao.ny firenena efa matanjaka ara mpamokarana,orinasa sy fambolena efa ahafahana mahavita tena,izay vao hafaka manao izany ,fa tsy hoe orinasa zara raha misy io,ka hoe hiala ny fanampiana.famonoana ny firenena izany
14. pikatti ( 03/09/2009 20:57)
bazylou ko raha hanger ampatalou an nefa mbola tsy eo akory i sarla
:-D :-D :-D
15. AndriambyII ( 04/09/2009 10:04)
Misy zavatra tsy dia mitombina ny @ ilay resaka BM sy FMI teo , f' angaha moa tsy izy ireo ihany no nametraka ny suspension financiere ho an' iMada , sa misy olona mieritreritra eto @ serasera fa ireo mouvance politique ihany no nahatonga ny situation catastrophique ohatr' izao miseho izao ? mifandray daholo ny zavatra rehetra ara- toe-karena eto an-tany fa tsy misy mandeha ila izany .Ary raha momba ny monetisation dia inona moa no maharatsy raha manao ny vola ho antsika manokana isika ,fa tsy hiankin- doha foana @ ireo vampires sy sangsues mpitsentsitra ny harenan' ny firenena foana hatramin' izay ? efa tonga ny fotoana hanaovana izany raha ny fijeriko azy , question d' imprimante et de vouloir faire les choses bien au terme de ses utilités .
:roll: :roll:
16. pikatti ( 04/09/2009 11:38)
raha momba ny monetisation dia inona moa no maharatsy raha manao ny vola ho antsika manokana isika

elah ve leity mba misaina a!inona no nandrasana hitadiavana azao vaha-olana etsy sy eroa izao raha agfaka namorona vola tonga de samy manan-karena daholo :-D :-D :-D
17. fijo ( 04/09/2009 20:21)
andriambil an,asio fisainana kely;tsara dia tsara wa izany hevitra izany,saingy izy io tsy ankizy manao kindriandriana ,ka hoe fonona baombao no atao vola ,dia izay mahangona be no manana.
indexcena amin'ny inona ity vola gasy tian'ialahy hoatonta?????amin'ny vomanga
18. patrick2002 ( 04/09/2009 21:23)
av y indcray ilay fanapepoana ,tsy takatr`ialahy ve ra -fijo ny tiany hambara ah!
Ny vola malagasy dia any allemange no hatonta ,tsy manana isika na imprimerie hanatotana vola aza ,io no tiany ho tenenina .
Ary aza hadino fa misy sandany ny manonta vola ary lafo,izay no mahatonga ny lalana hoe mampigadra ny manimba vola ,io dia efa tokony vola tsy hivoaka na fidiram-bola izany ,izany no mahatonga ny volagasy ,ratsy ny qualité ny tsy mitovy @ vola euro ,ny vola gasy dia mora rovitra ary mora maloto ,fa ianao tsy mahita euro maloto mihintsy .
Tsy miteny mihintsy izy hoe hatonta ohatry ny fonona bombon ny vola ,fonona bombon aza mbola misaina kely ianao manota azy hoe firy ny vokatra bombon ao hofonosina amin`ity .
19. pikatti ( 04/09/2009 23:36)
av y indcray ilay fanapepoana ,tsy takatr`ialahy ve ra -fijo ny tiany hambara ah!
Ny vola malagasy dia any allemange no hatonta ,tsy manana isika na imprimerie hanatotana vola aza ,io no tiany ho tenenina .

hay ve elah ihany io Andriambil io e,hitako mantsy le fisainana tena vomangabe :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3077