bandy 1 sy capsat 20

1. sylvain ( 28/08/2009 15:55)
bandy 1 any RFI tsy lany CAPSAT 20
http://www.youtube.com/watch?v=Je0zL5Wz89Q
répondu par fijo le 01/09/2009 22:33
2. diloo ( 28/08/2009 20:39)
Ary ireo Capsat oa toa manao fihetsika tavaratra: tsy masàky manao zavatra raha tsy tambabe.
Raha sendra mandeha irery izany izy ireo any an-tanàna dia miforo- drambo, sao dia tratran'ireo voatsindry. Araka izany dia tsy maintsy miray trano izany mba tsy azon'ny tody miverina.
Mba misaina ihany ve ry zalahy ireo fa indirectement, dia mety mianjady amin'ny fianakavian-dreo ny fampijaliana ataon-dreo, rehefa leo ny vahoaka voatsindry.
Tsy misy classe sy honneur mihintsy ry zalahy raha io oronan-tsary io no jerena.Manao fihetsika abibina. Izao ve no atao hoe miramilam-pirenena?
Tena mampalahelo sy ambany mihintsy ilay fihetsika: olona iray hitsahan'ny olona 20. Ntsss.
:evil:
3. nancy ( 28/08/2009 21:48)
ny capsat oa tokony hoeliminena daholo. Mpifoka rongony daholo.....jilamboto.

sylvain:

bandy 1 any RFI tsy lany CAPSAT 20
http://www.youtube.com/watch?v=Je0zL5Wz89Q



4. diloo ( 28/08/2009 23:09)
Ary i ra-Sarla toa kely hendaka miolotra ilay miaramila RFI. Nisintona ny ankanjony ihany i lery ary saika nianjera irery, raha vao nanome lamosina ilay miaramila.
Izay izany ilay hoe rehefa be ny manondidina dia mibontsona ilery, fa rehefa irery dia miafinafina.
Ary toa tsy natohotra an'ilery intsony na ny PAF, na ny Zandary, na ny RFI.
Humm, misy rahà ao zalahy e samy miaramila.
Tsy mahita fika intsony ilery, dia i Andry TGV indray no omeny menace hoe:
raha manao sonia any Maputo eo dia izaho mihintsy no hanao destitution azy.Ntss.
Tena maniry ho Bokassa sy ho Amin Dada marina ilery kle, mba ho halaza eran'ny Afrika. :evil:
5. xxx ( 28/08/2009 23:11)
Tsy azoko mihintsy hoe inona no handrasana hatra@izay ,tokony efa ela no notaperina izy rehetra mihintsy ,indrindra fa ra charles sy lilyson,biby olona ,tsy halefa any lomé any ireo ,bola hilaza hoe gasy ve ireo ??? RAGIDRO ireo sady mahamenatra hataon(ny olona hoe ireny ve ny malagasy???af-baraka daholo ny malagasy rehetra fa tapero ,haondrano any ireo!
6. diloo ( 29/08/2009 00:30)
Ouadray kle, hay dia nanaohainina manoloana ny CI tao @'ny salon VIP Ivato mihintsy i ra-Sarla:

Gazety Times of Madagascar 28-08-09

Tena afabaraka ny gasy kle. :evil:
7. dadabe ( 29/08/2009 08:17)
ouajayy leangaha nisy an'izany ??? tsy misokatra aty amiko le youtube kle :evil:
8. locl ( 29/08/2009 11:18)
Toa tena rotaka be ny teny e! Tsy mahalala menatra olona intsony ireo CAPSAT
9. dadabe ( 30/08/2009 16:56)
resaka lindinakika be zany kleuleu
10. zoam ( 30/08/2009 21:54)
menatra aho raha izao mba manana fianakams miaramila gasy teny ambany saina be
11. terrywui ( 31/08/2009 12:24)
innn no mahamenatr anlah ra-zoam a! ty zany zao menatra anah nefa ty akamako sad fianakam's iany? ary ref makany amty any ah zan de ts hanao camouflage na rangers tson fa mataoatr ah ay elah lety ! ha ha ha ha!!
12. dadabe ( 31/08/2009 14:33)
:-D :-D
13. pikatti ( 01/09/2009 15:19)
innn no mahamenatr anlah ra-zoam a!

fahafaham-baraka kozy é, kay vava rora fotsiny de olona antitra sisa no mba sahiny ha ha ha,tena fozatay marina reto capsat vatatay tony :-D =))
14. fijo ( 01/09/2009 22:33)
olona kely saina ve ahalala menatra e,nareo ko,aminy izao dia hoe za no tena milay fa samy manao vava an tsena.rehefa voanjobory anie no ao anaty loha fa tsy atidoha dia manahirana be e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567