Lasa tsy manao veloma....

1. endrika01 ( 31/08/2009 04:27)
Lasa tsy manao veloma ,hono,namany tezitra,sa tsy izay mou,:D tsy ho eto anaty ny fotoana maharitraritra,dia mampilaza melou i ps endrika01.Raha misy ny hafatra dia apetraho fa valiako eo foana,refa tafaverina indray .Any aminy voalohandohany Octobre ndray sika mitafa amin i ps endrika01 .Tsy ho hadinoina kou i t...Mirary tafa milay,kiss doly. :-*
novalian'i endrika01 ny 11/10/2009 04:47
2. maeva74 ( 31/08/2009 05:06)
Soavadia e! Aza manadino dia hitondray voan- danitra, izany an! :-* :-* (l)
3. ari.malala ( 31/08/2009 05:27)
endrika, hoaty amnay ndray nga ndry? :P tondrao vondalan zà an
4. ni81 ( 31/08/2009 06:11)
Lasa tsy manao veloma ,hono,namany tezitra,sa tsy izay mou, tsy ho eto anaty ny fotoana maharitraritra,dia mampilaza melou i ps endrika01.Raha misy ny hafatra dia apetraho fa valiako eo foana,refa tafaverina indray .Any aminy voalohandohany Octobre ndray sika mitafa amin i ps endrika01 .Tsy ho hadinoina kou i t...Mirary tafa milay,kiss doly.
soavadia! Hamangy an'i C.... angaha ndry? :lol: :lol:
5. boga ( 31/08/2009 07:33)
de soavadia tokoa moa e! tsara mandroso tsra miverina ary e! aza adiono fotsiny ny vondalanay e!
6. endrika01 ( 31/08/2009 11:42)
maeva74:
Soavadia e! Aza manadino dia hitondray voan- danitra, izany an! :-* :-* (l)
maeva74>eo fa itondrako ,rahona indry e,ilay azo andefasana vetsovetso ireny,misy hira zay,manamafy azy, O ! Ry rahona misosa mora....izy ,hono,hoe ka tsy manadino,satriny foana...tohizo mangina,hi hi
7. endrika01 ( 31/08/2009 11:51)
ari.malala:
endrika, hoaty amnay ndray nga ndry? :P tondrao vondalan zà an
ari. >ny antsika mbola misy tsy tafa le t@iny e?Tsy adinoko akia iny a,tsy hoany akia fa toeran-kafa a,ohatra we mhhh,alao tsy lazaina fa sekire kely :-P
8. endrika01 ( 31/08/2009 12:11)
ni81:
Lasa tsy manao veloma ,hono,namany tezitra,sa tsy izay mou, tsy ho eto anaty ny fotoana maharitraritra,dia mampilaza melou i ps endrika01.Raha misy ny hafatra dia apetraho fa valiako eo foana,refa tafaverina indray .Any aminy voalohandohany Octobre ndray sika mitafa amin i ps endrika01 .Tsy ho hadinoina kou i t...Mirary tafa milay,kiss doly.
soavadia! Hamangy an\'i C.... angaha ndry? :lol: :lol:
ni81>angaha mou ny vevavy no tokony hanatona :P ,sady nenay vazivazy anie,fa sao ary heverin i ni81 hoe serieux,samy mifanalanala eto am serasera eto kou:-P
9. endrika01 ( 31/08/2009 12:23)
boga:

de soavadia tokoa moa e! tsara mandroso tsra miverina ary e! aza adiono fotsiny ny vondalanay e!




eo fa dia hotazana doly,zay masaka e!De mirary soa hoantsika rehetra.
10. Papoose ( 31/08/2009 13:13)
any @ le toerana nga tsy afaka mi-S....??
11. Lejoba ( 31/08/2009 21:10)
lasa njay njyyyy an.
aza variana mively vy ho'aho fa tranolay @ izay eritreretina
soava dia e! Tontosà izay kasaina dia mahazoa izay irina sy mahasoa rehetra
mandra-pà
12. endrika01 ( 01/09/2009 13:16)
Papoose> =)) misy ka. Ry Lejoba kou ,raha hampiresaka tsy laitra mintsy =)) aza matahotra akia njy fa hitady trano falafa mitsy zah io,tonga amle we ao an-trano falafa,ao an-trano falafa.Ao zahay :D no hipetrapetraka,sy hiresadresaka,resaka milay,zah alou skill de tsy afaka mively ve e,anjaso alou refa strong =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
13. Papoose ( 01/09/2009 16:49)
dia mba mandalondalova ihany zany mi-s de samy eto koa :D
14. ni81 ( 02/09/2009 07:04)
ni81>angaha mou ny vevavy no tokony hanatona ,sady nenay vazivazy anie,fa sao ary heverin i ni81 hoe serieux,samy mifanalanala eto am serasera eto kou
Tsy misy maharatsy ny fifanatonana ka! Mety ho vazivazy tany am-boalohany fa zary tenany tato aoriana ange e :) Dia ianareo roa ihany no mahita izay mahamety anareo eo ka!
15. Envy7 ( 02/09/2009 07:31)
Fa iza lay endrika01 io?bon voyage sy bon retour ary enao.
16. endrika01 ( 10/10/2009 08:08)
ni81:

ni81>angaha mou ny vevavy no tokony hanatona ,sady nenay vazivazy anie,fa sao ary heverin i ni81 hoe serieux,samy mifanalanala eto am serasera eto kou
Tsy misy maharatsy ny fifanatonana ka! Mety ho vazivazy tany am-boalohany fa zary tenany tato aoriana ange e :) Dia ianareo roa ihany no mahita izay mahamety anareo eo ka!



ni81 > tsy laitra mintsy raha hampiditsa,itako ny hevitsa,raha vao misy kofa mampidobodoboka ny foko any ho any,de atsoiko malaky be i ni81,hampidipidi-dresaka eh! Khouny a,teneno we ouiiiii!!! :P
17. ni81 ( 10/10/2009 08:10)
ni81 > tsy laitra mintsy raha hampiditsa,itako ny hevitsa,raha vao misy kofa mampidobodoboka ny foko any ho any,de atsoiko malaky be i ni81,hampidipidi-dresaka eh! Khouny a,teneno we ouiiiii!!!
:-D :-D antsoy e!
18. endrika01 ( 11/10/2009 04:47)
ni81 > tanjemo ary tsy manohina ny antsoko!!! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1131