lalaon' i bedada

1. dadabe ( 29/08/2009 08:11)
tairo aza ny resaka tsy manjary ee (oupsss hay mo tena fiteny andavanadro)
ohatra:


:@ :@ = mifoka moly = saura =bozaka = maina.


:miam: = andao hisakafo= hikefona= himotika= hikaly


anjaranao ndray aza e
novalian'i tovovavy ny 13/10/2009 12:20
2. artefy ( 29/08/2009 08:23)
hiaps sa hi klind ???
3. ni81 ( 29/08/2009 12:35)
pokona=olona
4. dadabe ( 29/08/2009 13:02)
ariary =kodiny
5. JOSIAH ( 30/08/2009 08:29)
Hikapa:hangery :lol:
6. ni81 ( 30/08/2009 12:50)
mifika = mandainga
7. fahamarinana ( 30/08/2009 16:46)
:arrow: milaiso=mipalaka=mangalatra (l)
8. dadabe ( 30/08/2009 16:53)
tsy manambola tsony = tapaka total :P
9. ni81 ( 30/08/2009 17:24)
kikina = tsy manam-bola
10. fahamarinana ( 30/08/2009 18:12)
:arrow: ratsy=fopla=nofa=daizo (l)
11. ni81 ( 30/08/2009 19:20)
midaina = mpifoka rongony
mifezaka = matahotra
12. Bazily ( 31/08/2009 04:41)
Kôk's=makorelina=mpikill
tongotra nakatoka = mihazakazaka mafy
zarika(=>j'arrive)=tonga (Fiteny efa t@1995 io fa tsy dia lasa lavitra)

13. ni81 ( 31/08/2009 05:43)
tongotra nakatoka = mihazakazaka mafy
toa fomba fiteny gasy tanteraka mihitsy aza io koa! saingy hoe an-katoka fa tsy nakatoka
14. dadabe ( 31/08/2009 10:03)
zany no atao hoe "argot" hono e :D

veloma e...= six e

vendrana = zefa (fomba filaza io a)
15. nathie86 ( 01/09/2009 08:20)
nga tongotra nakatoka zany eh, fa tongotra an-katoka, d tsy argot io fa tena fiteny :-D :-D :-D
gebona : simba
kaly ; sipa: vehivavy
kofa : lehilahy
mipomaka : manao
ranenitoa ; pams : mpamosavy
16. ni81 ( 01/09/2009 08:26)
nga tongotra nakatoka zany eh, fa tongotra an-katoka, d tsy argot io fa tena fiteny
Ka io ange no nazavaiko tery aloha e!
bizina=afera=asa
17. nathie86 ( 01/09/2009 08:29)
ni>>> ay tsitako fa zafady eh :-*
18. ari.malala ( 01/09/2009 14:21)
mipomaka : manao
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. Samoana ( 01/09/2009 14:37)
vongo ny mody e= ela loatra enao saofera a!
20. dadabe ( 01/09/2009 14:56)
17. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 01-09-2009 16:21:25
Lohateny : Re : lalaon' i bedada
Voalaza teo :
mipomaka : manao

ny azy hoaa haingana be raha vao resaka manao hahaha :-D
Lohateny : Re : lalaon' i bedada
vongo ny mody e= ela loatra enao saofera a!

tonga d tsory oe "mongo ny v...hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2611