lalaon' i bedada
21. ari.malala
(
02/09/2009 06:50)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D andray ry dadabe! :-D :-D :-D :-D :-D zay zà vao naheno an'io teny io d zay no nampime anà ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zany d tena tssssssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. Bazily
(
02/09/2009 07:38)
milay = tsaraFa io koa misy milaza hoe : fax be = favy
ôsika = prà = polisy
bôdika = bôdega = zandary ( gndarme )
kala ray sy klou = vola telonjato ( roanjato+ariary zato )
keta sy kodiny = ariar telo ( ariary roa+ ariary )
mavo = ariary efatra
zaza iray = ariary folo
sari = roampolo
sari sy zaza = telopolo
...........
27. ikaretsaka
(
02/09/2009 16:17)
Pondro-dory= avy any=venans= ela be vao mahazo zavatra...
Vouvoum= le olona tsy mamely ireny saingy tsy atao arany hoe tsy mamely izy (endrika sy fiakanjo io generalement)
Sdooooou= reraka na mamo total
Vouvoum= le olona tsy mamely ireny saingy tsy atao arany hoe tsy mamely izy (endrika sy fiakanjo io generalement)
Sdooooou= reraka na mamo total
28. dadabe
(
02/09/2009 17:29)
Lohateny : Re : lalaon' i bedada=D> =D> ekena less
Pondro-dory= avy any=venans= ela be vao mahazo zavatra...
24. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 02-09-2009 17:17:11
Lohateny : Re : lalaon' i bedada
fidele castro=
inona no idiran'i Fidel castro amizany le ?? :-w :-w
31. artefy
(
03/09/2009 04:48)
taxi=pikla
maty=mops
maro=vitrakiny misy koa virakiny
tsy manam-bola=zéro bal=tapaka total=na n kodiny
vendrana=vomanga
sns...
maty=mops
maro=vitrakiny misy koa virakiny
tsy manam-bola=zéro bal=tapaka total=na n kodiny
vendrana=vomanga
sns...
32. RATOVOARY
(
03/09/2009 06:23)
Pondro-dory= avy any=venans= ela be vao mahazo zavatra...
Tapaka ny tsinaiko shannnnnnnnnna!!!!!!! :-D :-D :-D :-D Io zany mitovy @ le vongo ny mody.
Papoose > Ahatsiarovako ankamatatra kely izay io fidèle castro io hoe:
Fa maninona ny vehivavy any cuba no tsy misy virjiny tsony
Valiny : satria fidèle casse trop
34. Papoose
(
03/09/2009 18:58)
ratovo: ka i fidele tena mpandrava b mintsy hatrany cuba ka h@ eraky ny net ne!! :-D
37. klitika
(
04/09/2009 03:06)
bona = mijajika = milay = ao tsara = mbola mitana = raitra = tsara joro = gloma
bandy = tary = kofa = akama = rakoto = tsam
bandy = tary = kofa = akama = rakoto = tsam
40. booboo
(
04/09/2009 07:57)
ni81 > aaa mety io nataony io fa afaka andikana ilay mot voalohany aby ireo. Dia avy teo izy nidina an-dalana t@ mot faharoa. hihihihihihi
12 [ douze ] = midizina = mamo = dôzy²
kisoa = mpisava billets bus/metro/train
gamatana = taperina (motika)
motika = kaly ( tena tokony nangalako droit d'auteur io mot-ko klé hum hum )
pondro-dory = ***** **** ( mampiana-dratsy ny zafikely mihitsy i Dadabe hihihihi )
hatrany an-dreniny = hatrany am-potony, hatr@ voalohany, tany am-piandrohana ( io koa zao ry Dadabe tokony nangalana droit d'auteur é ? hihihihi )