lalaon' i bedada

41. ni81 ( 04/09/2009 08:06)
ni81 > aaa mety io nataony io fa afaka andikana ilay mot voalohany aby ireo. Dia avy teo izy nidina an-dalana t@ mot faharoa. hihihihihihi
tara ndray zà zany t@ iny e! :)
42. ari.malala ( 04/09/2009 11:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ôtsin ny droit d'auteur ilaindriko ry booboo a :-D :-D :-D

lanin'ny kisoa = migadra
43. dadabe ( 04/09/2009 14:28)
booboo =(( :@ :-D
44. ikaretsaka ( 04/09/2009 22:19)
Vida be Sopy= Sipa bebe fitombenana (style pondro..... ihany io)

Mers= Stringy (minanala be ny mers=hita be ny stringinao fa akaro kely ny pataloha)

Vorona tratra hariva= le sipa bebe taona ireny nefa tsy mbola manambady
45. dadabe ( 05/09/2009 04:59)
:-D :-D :-D nahita less elah le
46. dadabe ( 06/09/2009 14:32)
possibl vita ny lalaon'i bedada le :roll:
47. ari.malala ( 07/09/2009 06:35)
d mamorona ndray ko! zany nge no maha dadabe anareo e! mampilalao ny kilonga :)
48. dadabe ( 07/09/2009 14:29)
io fa naraka ahy avy ao aoriana i arimalala le he he he :-D :^)
49. rhina ( 08/09/2009 10:29)
Samoana:

vongo ny mody e= ela loatra enao saofera a!



fa nga ts oe vody hazo
50. rhina ( 08/09/2009 10:37)
Bazily:

milay = tsara
Fa io koa misy milaza hoe : fax be = favy
ôsika = prà = polisy
bôdika = bôdega = zandary ( gndarme )
kala ray sy klou = vola telonjato ( roanjato+ariary zato )
keta sy kodiny = ariar telo ( ariary roa+ ariary )
mavo = ariary efatra
zaza iray = ariary folo
sari = roampolo
sari sy zaza = telopolo
...........



ts mananiany za an
fa le
kalaray sy klou = le olona tsy ampy ilareny na kapila ve moa iz zay
51. dadabe ( 08/09/2009 14:44)
yee marina izany :roll:
52. rhina ( 09/09/2009 09:27)
:-D :lol:
53. dadabe ( 09/09/2009 17:20)
toi angaha kala 1 sy klou ?? :-w :@
54. Papoose ( 09/09/2009 17:39)
mety ho ratsy be zany hoe kala fotsiny zany fa tsy ampy klou zany!
55. xxx ( 10/09/2009 07:33)
Ary le olona gila maso be dia hoe : le kôdifara ratsy be (côde-phare @ vâm io)
56. rhina ( 10/09/2009 07:59)
dadabe:

toi angaha kala 1 sy klou ?? :-w :@



tsia kan, otrana teny mba nandalo tato an-tsaiko fotsiny iny
fa tongava aty amany bedada ra hanamarina e :-D
57. dadabe ( 10/09/2009 13:15)
kiiii amany????? fa maninona no amany leuleu ??? :* :@
58. rhina ( 13/09/2009 11:23)
ni81:

kikina = tsy manam-bola



kola = banky na kinkina = tapaka = borina = tsy manambola
59. dadabe ( 14/09/2009 13:40)
tsia kan, otrana teny mba nandalo tato an-tsaiko fotsiny iny
fa tongava aty amany bedada ra hanamarina e
rhina a inona le amany oaa hihi??

60. ikaretsaka ( 17/09/2009 15:06)
Ohatran'ny sinoa braonina= cas tena mahalana sy rare raha misy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1862