lalaon' i bedada

61. dadabe ( 20/09/2009 16:58)
:-D :-D
62. RATOVOARY ( 23/09/2009 06:40)
Ary nisy nahatsiaro an'ireto ve a fiteny taloha izy ity fa mbola misy mampiasa hatr@zao :
Mivazana = mihinan-kanina
Mitomany = Mihinana fary
63. rhina ( 24/09/2009 16:02)
dadabe:

zany no atao hoe "argot" hono e :D

veloma e...= six e

vendrana = zefa (fomba filaza io a)



DONTO ary ko na oe : tononina tsirairay le mot an
D.O.N.T.O = vendrana
64. dangytsmaty ( 25/09/2009 08:58)
Ngah tsy henonareo le fiteny ao @film vaovao TVPlus "kôzy eélah" otrany tsy de tsara zany, miala tsiny aloha ze mandray anjara ao @iny film iny an
"Kôzy eélah!"
65. rhina ( 25/09/2009 11:54)
ni81:

midaina = mpifoka rongony
mifezaka = matahotra




mitsatsaka = miforitra V. = mifezaka ko na matahotra
66. rhina ( 25/09/2009 12:01)
dadabe:

tsia kan, otrana teny mba nandalo tato an-tsaiko fotsiny iny
fa tongava aty amany bedada ra hanamarina e
rhina a inona le amany oaa hihi??





tongava aty aminay no tiako ho lazaina fa diso tsipelina aho
:lol:
67. dangytsmaty ( 25/09/2009 12:53)
quote]Pondro-dory= avy any=venans= ela be vao mahazo zavatra...[/quote]
vongo mody

Aza miteniteny foana ry zalahy à, mba fantatraeo moa ny tena dikan'io Pondro-dory io? hi hi hi hi ohatran'ny hoe dangytsmaty=mangytsdaty; mifoka sigara=migaka sifora; ny tena niandohan'ireny fiteny avadibadika reny mantsy de tany aminay tany (Merikanjaka/Manjakandriana). Tiako hazavaina @ namana mantsy eo teny ratsy io(ohatran'le hiran-dRaboussa eo may amina-terre é.; zah kory tsy hoe manakiana an, fa juste manazava fotsiny
Hisakafo=ndeha hiady na hikefona :-D :-D :-D :-D , hoy ny sasany. :-D :-D :-D :-D :-D Raha te hianatra an'zany fiteny zany de zah contactena!
68. dadabe ( 01/10/2009 09:52)
innnno dikan'ilay hoe contactena ?? :roll:
69. pitiny ( 10/10/2009 13:16)
rhina:

Samoana:

vongo ny mody e= ela loatra enao saofera a!



fa nga ts oe vody hazo



hoe tongotr'omby kou mbol filaza
70. tovovavy ( 13/10/2009 12:20)
booboo:

ni81 > aaa mety io nataony io fa afaka andikana ilay mot voalohany aby ireo. Dia avy teo izy nidina an-dalana t@ mot faharoa. hihihihihihi

12 [ douze ] = midizina = mamo = dôzy²
kisoa = mpisava billets bus/metro/train
gamatana = taperina (motika)
motika = kaly ( tena tokony nangalako droit d'auteur io mot-ko klé hum hum )
pondro-dory = ***** **** ( mampiana-dratsy ny zafikely mihitsy i Dadabe hihihihi )
hatrany an-dreniny = hatrany am-potony, hatr@ voalohany, tany am-piandrohana ( io koa zao ry Dadabe tokony nangalana droit d'auteur é ? hihihihi )









...tany am-PIANDROHANA ve ?????????? inona no dikan'ny : " am-piandrohana" ?



:?: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5171