J.C.:Des élections crédibles garantiront une reconnaissance

1. diloo ( 29/08/2009 00:05)
Joaquim Chissanno:

...
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:15
2. patrick2002 ( 29/08/2009 15:10)
Efa manaiky letsy i Andry hanao fitsapa-kevi-bahoaka mialoha nhy farany taona ,fa ny CI no tsy nanaiky raha tsy misy charte de transition voasonia Ah!
Ary Ravalo tsy mety manao election presidentielle raha tsy miverina ny ordre constitutionelle izany hoe izy no president ,aminì`izay misy ny raha matahora hatao an`i candidat mifanandrina ,tsy havela hivoaka ny vola ao0 @ banky raha vao misy transfert de fond dia 1 ER TOUR DE VITA no tadiavina .
:-D :-D :-D
3. terrywui ( 31/08/2009 12:29)
tamin'i Ravalo teo moa lety ra-pà mba heverinlah ve fa nisy nahazo nitsabaka tamin'ny Fitondrany zany na nanao fifanarahana taminy zany na nanome torohevitra fotsiny aza e! zay no nahatonga lay teny malaza hoe:""manao bemarenina!"" ? azo niresahana ve izy ? azo nanaovana resaka toy izao atao amin tgv zao ve ravalo tam zany ? mba lazao kely ? fa ref ny olona zao no mba manao de lazaina fa tsy mampiasa demokr e! ratsy toetra e ! tokony hitambarana e ! sa manao vaindrahalahy ve ra- "aradalana "a ! ze miseho eo d ekeo na ho innnn na innn e !! tsisy hanao ze ahafaty azy mitsy koa eo e! TGV ve no tompon'ny fahefana sy Mitondra de elah no atao Prezida sy ho mpitondra vetivety eo !! mba misaina nama fa tsisy laisoa eto a!

4. pikatti ( 01/09/2009 05:15)
Raha manana ny raririny i Andry TGV, dia tsy tokony atahotra ny fifidianana filoham-pirenena.
Mazava tsara ny position'ny CI ary i reny malala koa mbola nanamafy fa manaraka ny CI.

voahedin'ny voaibe tao Mputo tao lery fa niseho bemarenina zao vao alohalika ny ranom-bary
TGV ve no tompon'ny fahefana sy Mitondra de elah no atao Prezida sy ho mpitondra vetivety eo !! mba misaina nama fa tsisy laisoa eto a!

tsisy laisoa lesy eo ry rainiketaka ,elah zao no tena paiso ato ry wiwi =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.088