refa ts azo hifanarahana reo Prezida Rajoelina d alao any a

1. swann ( 28/08/2009 13:33)
Efa hatao daolo ze sitrapondry zalah amlé hevitra avaoakany rehetra oe avoahy ny gadranay TIM e! ataovy anzao e! zao e! mbola mikonetaka otran'ny Pikatti ihany ! ka tsy aleo ve Prezida adaboka any ze fifanarahana any fa isika samy isika no aleo hanao ny fifidianan-tsika eto a! vitatsika io ! iza ko no hanaovana resa-balala lava eo e! ny miaramila ko ane zao tsy faly mihitsy aminio fifanarahana maputo, maputo io ee!

ADABOHY ANY IO PREZIDA DE ALEO VITAINA ETO A

RAHARAH TOKATRANOTSIKA IO ! ZE HANAO DE AFAKA MIDITRA FA ISIKA IHANY NO MIKARAKARA AZY !

TSISY AFA KITSABAKA KOU EO SATRI ATAOTSIKA AMIN FAHADIOVANA SY FAHAMARINANA IO RAH OHATRA KA TSY MANANA DOSSIER ANY AMN TRUBINAL LE MPILATSAKA ! MAZAVA BE IZY ZAY
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:12
2. ndotofetsy ( 28/08/2009 13:48)
asaiko samborin i sarla eo koa ela an :^) :^) :^) :^)
3. locl ( 28/08/2009 14:13)
Tongava aty geneve Charles raha hisambotra ahy
4. xxx ( 28/08/2009 14:19)
Aiza izay ray aman-drenin'ity zaza maditra ity haka azy fa mandreraka be e,

omeo mofo, omeo vary, omeo katsaka , ... tadiavina daholo izao rehetra izao nefa tsy mianatra tsy maninona ! Mampijaly ny hafa fotsiny eto !!!!

Ampianaro ihany ny zaza rey olona fa mahamenatra izao ataon'i Razoelinina izao a. Ireny atao hoe zaza ratsy taiza !!!
5. xxx ( 28/08/2009 15:35)
tsy ampy ronono re izy fa aza omena tsiny e! dia izao manova ps lava zao nefa fantatra fa olona 1 ihany ireo
6. terrywui ( 29/08/2009 08:52)
iza io ra-xxx ? ary maninnn no miafina rah tena hikozy marina isika ! tsy lehilahy angah ? sa sarim-pelaka ?
7. swann ( 29/08/2009 10:34)
azo hatao anie ny tonga de manao ny fifidianana eto amn tanan e! tsy mila zany fifanarahana sy maputo mandany andro zany ! fa atao izy de ze hanao manao ze mila vaniny mijanona izy !
8. xxx ( 30/08/2009 14:38)
ka ataovy irery eo aza e! de ankatoaviny ra charle sy lelison ny valiny avy eo de hovatsiany vola i andry aminy alalany fangalarana erany dago! :-D :-D
9. terrywui ( 31/08/2009 12:35)
atao amin'ny ara-dalana tena le ara-dalana marina ku izy de gaiaka be eo ny TIM kely mitsipozipozy io ,fa tsy ara-dalana anareo fopla be io akory! ze i "dadanareo" kou ve no tsy eo de hampiova zavatr ! vao maika aza milay be ny fifidianana ! aza manao e! mijanona any ! ngah rah midongy be ry TIM de hampiova zavatr zany a! ny baiko de baiko ihany ! zay TAPITRA
10. pikatti ( 01/09/2009 05:12)
zao e! mbola mikonetaka otran'ny Pikatti ihany ! ka tsy aleo ve Prezida adaboka any ze fifanarahana any fa isika samy isika no aleo hanao ny fifidianan-tsika eto a! vitatsika io

manararaotra marina ny foza ,sy akohovavy fataka wiwi ato hono hahaha,tonga ndray ty ny noforatsin'elah fa aiza taitra e, tany @ province lesy ah de tsy hitako le cyber falehan'elah iny klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3342