aiza le gasy milaza azy hoe mahay

1. bazylou ( 24/08/2009 17:32)
sy mandroso ary mandala ny fihavanana e?? aiza le gasuy le lazainareo mianakavy hoe mbola neutre sy bonne ary be diploma sy intelligent noho i tgv sy ireo antidahy isany iretsy e?? aiza , toa zary trondro maty manara drenirano sisa?? Aiza, Aiza, sa efa maty hozatra ilay bandy io ?? dia mahazaka 2 taona hihanahana fotsiny izany ianareo gasy 20.000.000 an??? eh binnn, beurrk :-D :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 26/08/2009 18:04
2. bazylou ( 24/08/2009 17:33)
ny gasy dia olona mpimenomenona sy ariary zato ampandrina daholo , fa tsy mpandray andraikitra, ka tsy mahagaga fa aleony lalaoviny sy very andro eo toa izay handroso sy hiasa :-D :-D :-D :-D beurkkk
3. zoam ( 24/08/2009 18:43)
i bazylou izao le gasy miseho mahay eto ,ampiasao le fahaiza elahy e ,miandry izahay
4. xxx ( 24/08/2009 20:58)
Tsy hoe ny mpisera no tsy mahita gasy mahay, fa raha vao hitan'ny maro fa i bazylou no manolotra ny dinika de efa dinganiny eo fa tsy manary fotoana amin'io lohahevitra io ny maro. Izany no fomba fijeriko azy.
5. xxx ( 24/08/2009 22:32)
Sady manao resaky ny mamondrongony le basse loha ,gasy nefa mpanambany malagasy ,inona ary no hataony eto@serasera,tsy mety ange rahery izao sosokevitra izao é,omaly izy nanatsara vazaha ,androany izy manaratsy gasy nefa gasy petaka ,tsy tokony hampidirina intsony rahery refa resaka maivan-doha ohatra izao ny hataony a,samy gasy ve dia hifanamabany,izay izy raha mba nanao hoe ny sasany ,fa avy dia faoka be mantsina ,mitandrema ihany enao rahery @io olona io fa mamofona fanavakavahana ange izao sosokeviny izao,olona ambany saina mpisolelaka a@vazaha io dia havelanao hamoaka hevitra vendrana toy izao!!!
6. pink ( 24/08/2009 22:54)
bazylou:

ny gasy dia olona mpimenomenona sy ariary zato ampandrina daholo , fa tsy mpandray andraikitra, ka tsy mahagaga fa aleony lalaoviny sy very andro eo toa izay handroso sy hiasa :-D :-D :-D :-D beurkkk



mi-délire sisa bazylou fa diso fanatenana .Tsy mahita resaka hanatsarana ny foza fa dia ny manaratsy ny hafa sisa no hitany sy vitany sainy
7. bazylou ( 26/08/2009 11:55)
vive tgv
8. terrywui ( 26/08/2009 12:14)
aza mimenomenn elah lety ry zoam rehef ampihinan'i bazylou fa vao manomboka n konetakelah io ra zoam a!

ny anareo TIM sy ny aradalana nareo aza ny gasy mihitsy no naripakareo sy Ravalo tamin'ny hanohanana be tsisy otrizany tanatin'ny 7taona be zao kou eo no manao mamo miantso polisy eo lereto ref faizin'i ndra bazylou !! ha ha ha !! vao manomboka io hoa !!!
9. pikatti ( 26/08/2009 18:04)
aza mimenomenn elah lety ry zoam rehef ampihinan'i bazylou fa vao manomboka n konetakelah io ra zoam a!
aza be taraina eo leity refa tsisy atokona a,elah ihany no bekonetaka eto zao :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.108