vive tgv
1. bazylou
(
28/08/2009 10:44)
io ihany no ady eo e, sady zany maputo midona poto izany tsy ho poinsa le hoe le8 no atao prez de i tgv Pm, tsy misy io, ary tsy hisy mandrakizay, ary ny maputo 3 izao no efa miala any, beeeuurrk vive tgv :-D :-D
novalian'i dadabe ny 06/09/2009 14:48
2. locl
(
28/08/2009 11:25)
Tena olona mivadika atidoha raha toi ry bazylou, f'angaha moa isika afaka mandroso na mihemotra intsony @ ity loza amin'atambo nentinareo TGV ity. Atovy eo aza fa @ ity vao mety ho possible ny hatongavany miaramila SADEC
3. xxx
(
28/08/2009 11:41)
Aleo ho avy mihintsy ralocl a ,ny ahy alou aleoko mihintsy izay ,ny olona intelligent mba mihevitra ny ho avin'ny firenena dia nanaiky maputo fa refa miseho milay be loatra ireo babakoto tsy nahita fianarana fa hanao bodogerona a@coup d'etat dia aleo ho avy ny sadec ,sady @ zay koa no tena tsara mba tsy hisian'ny coup d'état aty afrrika intsony !
Aza lany andro mamaly @reo basy basse loha sy ry patrick 2002 tsy ampy sakafo ireny enao ,aleo hiwawawa eo ,olona tsy nahita fianarana ireny lainga sy fandragitana no mba hainy,sady izany no asany tsy omen-tsiny ,tsy mihinakanina ireo raha tsy mandainga sy miaro ny vendrany,ALEO ho avy ny sadec ,normalement ,tsy misy rà latsaka eo fa ny miaramila ny sadec contre capsat ,avy eo madio madagasikara ,reo tgvendrana ireo avy dia tokony tsaraina any lomé f'efa any ihnay ry zareo!

4. kwit
(
28/08/2009 12:16)
xxx:

zay ndray nareo sy ny fanaratsiana ny mpisera samy maneho ny heviny io fa aza sendotra ry nama , ary maninona mou no atao xxx eh ,mba sahia mijoro amin'ny maha ianao anao .
zay an !
5. ntss
(
28/08/2009 12:23)
Hoy locl
hita mitsy le zanak'i 8 fa efa desespéré tanteraka, antsoy ny miaramilan'ny SADEC nareo fa zahay mitsy no hanao volontaire handroaka an'reny, ko raha tsy tany tsis fiandrianana izy ty ko SADEC a SADEC
mety ho possible ny hatongavany miaramila SADEC
hita mitsy le zanak'i 8 fa efa desespéré tanteraka, antsoy ny miaramilan'ny SADEC nareo fa zahay mitsy no hanao volontaire handroaka an'reny, ko raha tsy tany tsis fiandrianana izy ty ko SADEC a SADEC
6. AndriambyII
(
28/08/2009 12:24)
Madagasikara ho an' ny malagasy ,
ny Malagasy kosa hoy aho ho an' i Madagasikara !
Tadidio ilay hira kalon' ny fahiny io !
:lol: :lol:

7. terrywui
(
28/08/2009 12:29)
slt bazylou ! ary nandrasako elah tamlé re-appel letsy a!
ary hadinonlah ko nandefa mesaz anle izy ! okay e
NY TENA GAIGY ANIE BAZYLOU DE ITY E ! misy kozy mande anie hoe aleo hiditra moramora mody tsy tabaina Ravalo de paingorina tampoka amzay e! satria ny famoahana gadra politika no napetraka fa ny fagilinnana andravalo tsisy kozy ! de mety azo hatao ihany ny mampihinana anlery rah vao miditra eo fa aleo lery tsy tabaina ! olona firy zay matiny teo zay odiany fannn fotsn !! vola firy miliara nopehany odiany gisa daholo !

8. patrick2002
(
28/08/2009 12:41)
ho avy ny miaramila SADEC dia hiteraka @ miaramila SADEC izany ry locl sy ry Noue :-D :-D :-D ,
Izany no mahafalifaly anareo hahatongavany miaramila sadeky =)) =)) =))

9. terrywui
(
28/08/2009 13:08)
hoy rapa :
maty aho Noue keliko marina ! hiteraka amin'ny sadeky ? aona lety zan locl aa! ha ha ha !!! =)) =)) =)) =)) =)) =))
ho avy ny miaramila SADEC dia hiteraka @ miaramila SADEC izany ry locl sy ry Noue ,
Izany no mahafalifaly anareo hahatongavany miaramila sadeky
maty aho Noue keliko marina ! hiteraka amin'ny sadeky ? aona lety zan locl aa! ha ha ha !!! =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx
(
28/08/2009 19:59)
NOUE EFA MANAMBADY FA SAO DIA NY BAVINAO NA ENAO NO HAHAZO zandry tsy koi fa aleo izy ho avy é,refa izay ny tetikoa dia hatao tonga aminao izany ,mifalia fa hitombo ny fianakavianareo hihihi!
11. terrywui
(
29/08/2009 08:49)
aza atao xxx mo lets noue ref mamaly a! sady ts za anie no niteny an'io fa namerina fotsiny ah e! toa za ndray no tezeranlah ,tsy za no mamely anlah io fa jereo tsara !
--rah ny fianakam's tgv ndray letrsy ra-noue efa betsak a! tsy mila tsony zahay fa ny fianakam's aradalana no ampitomboy fa ef ho avy ny sadec !!

12. pikatti
(
01/09/2009 04:59)
satria ny famoahana gadra politika no napetraka fa ny fagilinnana andravalo tsisy kozy !
ary le vendran-dahy ty ve manao an'kilôty vao maheno ny fotsiny hoe R8,tsy mahazaka anarana ve elah ry zaza tsy voasoratra a,voasoratra ihany moa fa mba manao ouiouioui foana ato ataon'ny capsat :-D :-D :-D
13. dadabe
(
06/09/2009 14:48)
ouajayy leuleu resaka lindinakika foana no ato .....fetseprrr ray trano daholo le :-D :-D