mba revin'lisany v ny sipa mikotrana hai-ady ?

1. milamm ( 27/08/2009 13:13)
siora fa misy ny sipa mafibe ra ainga,tsy ratsy http://www.youtube.com/watch?v=DTsdeazg0tE
tsy gasy io sipa io akory fa indoneziana a,misy hidoika indray zao ato oe iza ko no holakoiny vhv :-D iza no efa nahita otran'io ,mba tantarao oe
novalian'i Papoose ny 18/09/2009 19:01
2. milamm ( 27/08/2009 13:15)
oay tsy nivoaka fa http://www.youtube.com/watch?v=DTsdeazg0tE
3. milamm ( 27/08/2009 13:22)
http://www.youtube.com/watch?v=ZjFfo_seejY
4. Papoose ( 27/08/2009 13:35)
5. Papoose ( 27/08/2009 13:36)
mahafinaritra ny mahita sipa mahay art!
6. simplex ( 27/08/2009 14:05)

:)
fa ireny tsy sarotra kotiana be lelika ee? :P
ra hoe ahoana enao amiko, amidiko ny taniko izany aloha tonga dia mahazo ny daka be na voatsipy any @ 3 kilometatra mintsy angamba lelika e ee :)

sinon, omena akanjo sexy fotsiny izy dia efa "fait moi mal" :^):^):@

;-)
7. Papoose ( 27/08/2009 14:44)
fa maninona koa no ho sarotra kotiana ry zimp?

sinon, omena akanjo sexy fotsiny izy dia efa "fait moi mal"
=))
ny aza hitako tonga dia afatopatony ohatran'ny moutsakou le akanjo dia rovidrovitra ery :-P
8. milamm ( 27/08/2009 15:00)
tena mafinaritra mintsiny i Papoose nga mahay an'reny koa, :lol: ra eny dia atsovy za fa mazoto hikotrana :-D any dago any v tsy efa misy sipa mandrava kofibay otrireny e,iza no efa nhita fa tsy vala-maty an
simplex > arakarany fa mbola tsy sendra kalo za ,miakina @ fikotina an'azy ihany ko io ra mivatravatra eo v tsy amboariny fa entina milam sy simpl ihany :wink:
9. Papoose ( 27/08/2009 15:09)
milamm, oui mahay za fa le mbola malefaka noho io @ video io no haiko, dia ny fitaovana ampiasaiko tsy mampiasa hazo za na vy tena izy fa plastika fa sao mandratra!.....ka mazoto hikotrana @ le malefaka ve? :wink:
10. simplex ( 27/08/2009 16:10)

milamm,
ie
marina mintsy zay fa zany hoe za tsy dia manan-talenta @ io taranja io no tena olana amiko ee... za kanefany mba efa miandry mafy an'le hoe hisy hitolona be... mampalahelo be :(

papoose,
le asiana menottes, dia tapenana ny maso ireny mintsy no tena mety manja 8)
sa va re, ilay asiana karavazy eee :roll:

mahafinaritra mintsy ny mahita sipa mahay art e :} :^) :P

:lol:
11. Papoose ( 27/08/2009 16:39)
simp, enao zany tia hardcore art :-P

ny sipa mahay art tsy midawawa :D
12. simplex ( 27/08/2009 18:56)

:D :D
tsara ny zava-kanto 8)

indrindra fa ireo artista sady mahay mihira no mahay mandihy :P

^:^

13. ikaretsaka ( 27/08/2009 19:00)
le sipa midawawa aloha tsary anona e.. rehefa sipa art de milay foana na martiaux io na raha hafa
14. milamm ( 27/08/2009 19:08)
tena mifanaraka mintsiny ny bizna ry Papoose fa afaka mifanafatra fotoana sika,misy oul malala-tanana ve ampikotrana malefaka ve de ho lavina raiketo :-D za no miantoka ny fitaovana tsy mandratra fa ahazahona fafiny :wink:
15. Papoose ( 27/08/2009 20:12)
milamm, fitaovana plastika maivana no ampiasaina azoko atoro anao!

ny fotoana mihitsy sisa....fa tsy mimeme an!fa raha vao mime indray enao dia tsy mijanona mimeme koa zah! :-D

simp, nga lasa nivadika hira sy dihy ndray karavasy sy tapi-maso? :-P :-D
16. simplex ( 27/08/2009 22:04)

ka izay indrindra anie e,
ny fitaovana plastika maivana ary somary transparent no atao @ faladian-kiraro. Somary atao avo talon be izy io raha mety...
Dia ny dihy izany dia atao manodidina ny bara vy na ao anaty trano kely figadrana mintsy ee... misy an'ilay dihy mampiomehy izay koa... tsy tadidiko ny anarany fa otran'ny hoe lap-dihy moa sa in tsara? :roll:

dia izay no mahatonga ny hoe vary amin'anana sy kitoza ve misy hifandraisany @ labiera :)

art e, izay ngamba no mahalaza azy, rehefa sipa art de milay foana... indrindra moa fa ireo matihanina, professional...

:-$
17. ikaretsaka ( 27/08/2009 22:18)
misy mamofona drigy zany le
18. cutie ( 28/08/2009 00:10)
Mpandefa : Papoose [ Valio ] 27-08-2009 17:09:59
Lohateny : Re : mba revin'lisany v ny sipa mikotrana hai-ady ?
milamm, oui mahay za fa le mbola malefaka noho io @ video io no haiko, dia ny fitaovana ampiasaiko tsy mampiasa hazo za na vy tena izy fa plastika fa sao mandratra!.....ka mazoto hikotrana @ le malefaka ve?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. ari.malala ( 28/08/2009 06:13)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. milamm ( 28/08/2009 09:05)
memezany cutie sy ari njay ny kofa fa mba mila sopapa @ le kotrana malefaka
papoose > raha vonona hanampy anah ary de zao misy herinandro malalaka afaka ampihofanana anah tsara fa alamino ny progany
de efa izy e ,za njay tsy mifidy toerana no tsy mitsatsaka fa alefaso atsy @ sisiny ny details :lol:
tsy mime za fa mitsiky fotsiny an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3027