mba revin'lisany v ny sipa mikotrana hai-ady ?
21. sapele
(
28/08/2009 09:36)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: fa maninona ny sipa mikotrana,,,?za taloha tena tia manao an'ireny de niteny mihintsy ny vadiko oe za matahotra anao kosa amin'io ka!,,hi,hi,hi, mihomehy fotsiny za hatramin'zay firy taona izay anefa mbola tsy nikasi-tanana azy aho raha am-pahatezerana na lehilahy hafa aza.fa reefa misangisangy izahay de efa mivonona sy mizaka izay mahazo eo aloha (sagisagy io an!) ny art no najaniko fa ny fanazaran-tena @zavtra hafa mbola mitohy foana toy ny dance,natation,,,etc ny vahivavy no tena mila mitaiza vatana satri reefa avy miteraka de mora mivoraka nefa Atra nanao ny olona tsiriray ho endrikin'ny hatsarany ka raha tsy hainao ny mikarakara ny vatanao de na izy aza mba mety malahelo oe,,toa lasa mivoraka be le olona.tsy misy tokony atahorana ny vehivahy mikotrana fa reefa tiany enao tsy mapiatra izany am-patezerana izany izy raha olona mahay mifehy io zavatra ataony io.
22. milamm
(
28/08/2009 10:57)
sapele ,amiko tsy maninona ka ...eritrereto fotsiny anie hoe akapoky ny sipa @ tany otrany kofafa ny kofa tsy alehany mikasitanana @ vhv reny mety mintsiny,nefa za ko efa nahita kobay akamako akaiky zao niaraka t@ sipa nanao tae-kwon-do toa efa 1er dan aza ilay sipa ary saropiaro sy be fo be fa voalako foana lery,izy moa tsy mamaly fa mandefitra ary farany aza nisarahany
za manokana na akapoky ny sipa tsy hanany antra eny ambony kidoro @ ampiharany sport malefaka tsy mitaraina e iafina eny e :lol:
za manokana na akapoky ny sipa tsy hanany antra eny ambony kidoro @ ampiharany sport malefaka tsy mitaraina e iafina eny e :lol:
23. sapele
(
28/08/2009 11:21)
ha,ha,ha,ha, ka itanao izany fa nisaraka ry zareo,,!tsy le sport ataony no ratsy fa ny fomba fiainany.tokony tsy adinony koa fa vehivavy izy de mila mahay manaiky foana ny vadiny fa tsy hoe za mafybe de amboariko ity reefa tsy manaraka zay tiako.nareo lehilahy aza tokony hamporisika ny vadinareo hikotrana miaraka aminareo koa,,,!
24. Papoose
(
28/08/2009 13:16)
simplex:
ka izay indrindra anie e,
ny fitaovana plastika maivana ary somary transparent no atao @ faladian-kiraro. Somary atao avo talon be izy io raha mety...
Dia ny dihy izany dia atao manodidina ny bara vy na ao anaty trano kely figadrana mintsy ee... misy an'ilay dihy mampiomehy izay koa... tsy tadidiko ny anarany fa otran'ny hoe lap-dihy moa sa in tsara? :roll:
dia izay no mahatonga ny hoe vary amin'anana sy kitoza ve misy hifandraisany @ labiera :)
art e, izay ngamba no mahalaza azy, rehefa sipa art de milay foana... indrindra moa fa ireo matihanina, professional...
:-$
:-D nenao dihin'ny ampy taona be zany! ny ahy sport mbola azon'ny tsy ampy taona andraisana anjara tsara!!! :-P
cutie, ari. aza alefa lavitra ny saina! :-D :-P
milamm, misy etapes 24 le izy dia rehefa akaikin'ny faratampony (etape 20 any vao mampiasa fitaovana) oviana zany? :D
25. milamm
(
02/09/2009 14:33)
Pap> :?) ao @ ilavako azy tsara zany,ze mapalalaka anao de mety foana amiko e :wink:
30. milamm
(
07/09/2009 15:37)
azafady aloha ari fa nisy vidaka kombaka nap :-D http://www.youtube.com/watch?v=bsfznO9r3wU ana ty anjoany tsetsatsetsa tsy aritra =)) zaraiko eto
32. Papoose
(
08/09/2009 20:03)
ary za nde mba hanao ankety hoe in aza no tena taranja tian'ny bandy ataon'le sipa! :^)
33. milamm
(
10/09/2009 09:21)
bobaka ireo taranja Papoose a,raha vatana no atomboka @ le malefaka de azo alahatra fohy otrizao,ireo talenta tsara ananany sipa
-mahay manaja sy mikarakara ny vatany
-mahay mifehy ny kitikitika(safosafo,orokoroka sns...)
-manana lazon\'ady,mitapolaka tsara raha mahay anle tsy misy taolana mo de arahabaina fa tafa :miam: inn moa no tombony azony joba @ zany ?
-ny adidy vita mionona tsara @ zay le kofa tsy mananjakanjana ny hafa tsy mahasoa ny fafiny moa azo tsara etsy andaniny,mandaitra io fa za tsy manoro voana de ao ko ny saina,fanahy izay maha-olona itovizany rehetra tsy latsa-danja :-P

34. Ratoa
(
10/09/2009 17:33)
sao dia matahotra ny ataon'i sipa K.O. kosa i bandy? Lasa tsy ny adi-nevitra intsony no ifaninanana fa ny hai-ady sy kitra hafa? hi hihihihihihi
35. Papoose
(
10/09/2009 18:37)
mahay mifehy ny kitikitika(safosafo,orokoroka sns...)tsy azoko, fehezina ahoana?
manana lazon'ady,mitapolaka tsara raha mahay anle tsy misy taolana mo de arahabaina fa tafa inn moa no tombony azony joba @ zany ?dia mbola tsy azoko tsara koa!
36. milamm
(
13/09/2009 00:39)
Rtoa > tsy voatery oe misy oul mahay mirombo(na lahy na vavy) de tsy maintsy ataony K.O de tsy maintsy atahorana na ko ny pra manana tongokisoa/basy dia tonga de mipirina sao voatifitra,mety ho namana izy ireny mety ho fahavalo nefa raha mbola misy ko ny fofon\'aina de miady foana rehefa ao anatiny sarotra na ara- batana ,saina sns...zao no koziko
ny fifanajana no kalitao sy lanja ambony @ fifandraisany rehetra ,misy ny mafibe tsy olana rehefa tsy mifanaja fa izaho dia zanaky ny efa mangotraka tsy matahotra izay mangoro vitsika ,raha baka mahay manorirana ziy izaho koa
kirongo tsy azo idirana,zao no amitinako azy e,
za kalo tsy manisy olana izay taletany sipa manokana any tsar zany refa mikotrana,mitaiza vatana samy manana ny tiany io ary hajaina zay taletany hafa izay fa tsy oe atahorana ,ny fanondro iray tsy mahazo hao,ary ny hazo iray tsy mba ala ka ampitampitao eny ny resaka ifanakalozan-kevitra m\'saotsa @ le fanotaniana ary mino aho fa nahafa-po ny valiny 8)

37. milamm
(
13/09/2009 00:59)
Papoose > otrany reo oul taloha mijery le horonantsary " feux de l'amour "
oe tsar ko zany filma zany na ozy de mbola tsy itako aza,de za @ zao fotoana milaza fa m'lay ko ny joba mahay " ze de lamoro" fa joba matsiro :-D
oe tsar ko zany filma zany na ozy de mbola tsy itako aza,de za @ zao fotoana milaza fa m'lay ko ny joba mahay " ze de lamoro" fa joba matsiro :-D
39. milamm
(
14/09/2009 14:44)
Ratoa > :wink: aleo aloha azava fa eny ambony fandrina ihany za no tia manamboatra joba mafibe :-D