HAFA INDRAY ARY TY EE!
1. xxx
(
26/08/2009 11:37)
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!!
Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany
Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy
Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy io fa tany @ fahatelo vao nisy
De vao 2 ans zao ny zanakay farany io vao tena tsy zakako mitsy ny ataony anà satria:
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
-Tsy avelany miasa mitsy za, nefa za mba te hiasa fa efa mba lehibe ny zanakay; tsy navelany miasa mitsy za taloha fa hoe: mitaiza hono fa mbola kely ny ankizy. Za nefa mahatsapa fa efa tsy ampy anay intsony ny karamany fa efa 5 mianaka zao zahay (tsy banga mitsy ny karamany aloha atr@ zao)
-Lasa kizintina be izy ato an-trano ka na ireo zanakay aza dia bediny lava fa tsy azo resahana izy!!
Marihako fa mbola maharaka tsara @ fianarany tsara mitsy izy 2 lahy!!fa ilay vavy no kasainay ampianarina @ ty rentre ty
Toroy hevitra reto an!!

novalian'i lako ny 03/09/2009 07:59
2. ni81
(
26/08/2009 11:42)
Ka raha ampy anareo ihany kosa ny karamany ve dia aleonao haka mpiasa hanampy ao an-trano indray raha miasa ianao? Sa?
3. nathie86
(
26/08/2009 12:29)
fa manin hono iz no lasa misotro toaka??? in no tsy zakany sns, tokony mba miresaka kosa iz. D aiza ny vola ireveny zany ra izany?? sendra mba tokony hitombo ny s miditra par rapport ny karamany isambolana.
@ ko ndray azo afangaro tsara ny miasa sy ny fitaizana zanaka, enao ihany io, mila mba indépendante koa ny vhv fa tsy miandry ny lhl lava zao eh, eritreritro manokana.

4. ravonjison
(
26/08/2009 12:57)
xxx:
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!!
Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany
Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy
Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy io fa tany @ fahatelo vao nisy
De vao 2 ans zao ny zanakay farany io vao tena tsy zakako mitsy ny ataony anà satria:
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
-Tsy avelany miasa mitsy za, nefa za mba te hiasa fa efa mba lehibe ny zanakay; tsy navelany miasa mitsy za taloha fa hoe: mitaiza hono fa mbola kely ny ankizy. Za nefa mahatsapa fa efa tsy ampy anay intsony ny karamany fa efa 5 mianaka zao zahay (tsy banga mitsy ny karamany aloha atr@ zao)
-Lasa kizintina be izy ato an-trano ka na ireo zanakay aza dia bediny lava fa tsy azo resahana izy!!
Marihako fa mbola maharaka tsara @ fianarany tsara mitsy izy 2 lahy!!fa ilay vavy no kasainay ampianarina @ ty rentre ty
Toroy hevitra reto an!!
Olana dia olana tokoa itý, na ho voavahanareo roa ilay izy , na ianareo mandeha any @ dokotera.
Ny alcoolisme dia toy ny " symptomes cliniques " , izany hoe manambara fa misy olana ao ambadimbadikao ( misy antony be dia be mahatonga izany).
Misy zavatra manahirana ny sainy ao ka tsy mbola nahitany vahaolana, ny lehilahy matetika dia manana tendance manafina olana ( matahotra sao dia ho voaeson' ny vadiny hoe faible).
Noho izany dia rehefa tsy mamo izy dia resaho milamina, henoy milamina, mba ahafantaranao ny zavatra mampahory ny sainy. Raha olana azonareo roa vahana ilay izy dia mety ho vita haingana. Matetika anefa ilana dokotera ilay izy. Mila fitsaboana lavalava ihany .
5. Mirananirina
(
26/08/2009 13:07)
Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)Sarotra ny miala aminy mahazatra e...,nefa raha hainao ny manakana azy ,mety ho vitanao ihany.Ilazao izy fa hitady asa ianao fa leo ny hodiany alina isan'andro lava izao sy ny misotro toaka.Dia mba iny koa aho ny hody alina dia mba ahoana hoy ianao???
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
6. nathie86
(
26/08/2009 13:37)
Mirananirina:
Sarotra ny miala aminy mahazatra e...,nefa raha hainao ny manakana azy ,mety ho vitanao ihany.Ilazao izy fa hitady asa ianao fa leo ny hodiany alina isan'andro lava izao sy ny misotro toaka.Dia mba iny koa aho ny hody alina dia mba ahoana hoy ianao???
Aza mbola manary toky aloha eh, ny pb misy fôna ry neny an, courage.
ito kosa aloha @ko tena fika tranainy b eh, efa mahazatra, tsy azo atao ny tonga d manao chantage zany oe ra zao ko zao za no manao ôtr'zao d aôna ozizy enao??? tsy mety io fijeriko manokana ihany io an.
Ilay oe tsy maintsy nitady dokotera aiza kosa eh, voatery v, je pense pas :)
7. Ratoa
(
26/08/2009 14:57)
Marary ny vadinao ka mila fitsaboina sy fanampiana. Amiko aloha dia tokony hiresaka aminy amin'ny fo tony dia tony ianao rehefa tsy mamo izy ahafantarana ny fototraretina.
Mety ny naman-dratsy koa no mitarika azy; Aiza no ahitany vola isotroana raha lazainao fa tsy banga mihitsy ny vola? Sao dia ny any ivelany no mikasa androdana ny tokatranao dia variana amin'ity vavany maimbo taoka fotsinyianao? Raha izay no izy dia mbola mitandro ny fianakaviany izy saingy mati-kenamaso any ho any. Confidence sy confiance ary fitiavana no fanafodin'io. Jereo izato izy fa na maditra aza tsy manadino ny zanany fa hoe alefa ianatra amin'izay ikalaha pisokely. Tsy maninona na mbola kely aza izy fa mbola lalao anie no atao any ampianarana amin'izany taona izany.
Zonao ny miasa, voaron'ny lalàna izany. Saingy aza atao fitaovana andravana tokatrano izany. Mahaiza mandamina sy miresaka fa tsy teny jadona mihitsy no azahoanao mampihatra ny zonao. Mba mila miasa aho hoe, misy banga ny personne koa, misy tsy tanteraka ao anefa aho mbanianatra. Asa mi-temps aloha tadiavina satria ikalaha piso mi-temps fotsiny no hianatra.
Aza miresaka zo mihitsy fa mahaiza mandambolambo.
Izao mantsy: 1°)rehefa zatra ny asa-antrano ianao dia tsy mahay mivaoka intsony, tsy mahay mifanerasera aman'olona intsony. " sao tsy mba mahay, tsy mba mahafantatra ny fantatry ny olona ka tonga manontany hoe "mba inona moa izany ange," hoy ilay hirantsika fony kely" . Rehefa ela tsy niasa, tsy fantatra intsony hoe inona moa ilay tena haiko, dia inona ilay 'haiko-haiko' dia inona ilay tena tsy haiko.
2°) mazàna ny lehilahy tsy tia vady miasa (mazàna hoy aho fa tsy ny rehetra) dia hanitsakitsaka rehefa atsy ho atsy, rehefa antitrantitra ramatoa. Misy fianakaviana tsy tia vinanto-vavy tsy miasa ary ny zanakavaviny dia miasa daholo.
Efa nandre rafotsy be aho niteny izao nony hanambady ny zanany lahy voalohany : "Zanako i X, raha avy ny andro itenenany anao hoe ajanony ny asa fa ny zaza vonjena na ny tokatrano vonjena, misaraha; Manaova divorce eo no eo ihany. Mitady hanitsakitsaka anao izy izany. Tsy ekeko ny anitsahana anao fa raha manaiky ny itsahana ianao, izaho kosa tsy hanaja anao intsony".
Tiavo ny vadi-amanjanakao, vonjeo ny vadinao fa mila vonjy io, saingy aza adinoina ny tenanao fa manana zo ahalala izany atao hoe vehivavy miasa ianao. Mivavaka ho anao lalandava fa mijaly ianao satria tia.

8. xxx
(
26/08/2009 16:13)
xxx:
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!!
Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany
Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy
Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy io fa tany @ fahatelo vao nisy
De vao 2 ans zao ny zanakay farany io vao tena tsy zakako mitsy ny ataony anà satria:
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
-Tsy avelany miasa mitsy za, nefa za mba te hiasa fa efa mba lehibe ny zanakay; tsy navelany miasa mitsy za taloha fa hoe: mitaiza hono fa mbola kely ny ankizy. Za nefa mahatsapa fa efa tsy ampy anay intsony ny karamany fa efa 5 mianaka zao zahay (tsy banga mitsy ny karamany aloha atr@ zao)
-Lasa kizintina be izy ato an-trano ka na ireo zanakay aza dia bediny lava fa tsy azo resahana izy!!
Marihako fa mbola maharaka tsara @ fianarany tsara mitsy izy 2 lahy!!fa ilay vavy no kasainay ampianarina @ ty rentre ty
Toroy hevitra reto an!!
Inona no manakana anao tsy hiasa???
Miasà dia avelao eo fa vendrana! Olona mamolava izany koa hatao inona? Ny ahy ny namako teto no mamolava fa nadaboko toy ny siny fôna!
10. simplex
(
26/08/2009 17:17)
mila miresaka nareo (refa tsy mamo izy)... dia ataovy feno tambitamby sy fitiavana ny fomba firesaka...
refa tsy mandaitra izay dia antsoy ny Neniny
;-)
12. remahity
(
26/08/2009 20:13)
ireto ny hadalan'ny lehilahy par ordre de gravité deccroissante: 1)mamono vady 2)mamo lava 3)tia miloka 4)tia ampela 5) tia lanonana
iray @ ireo ihany ny an'ny vadinao (mamolava): donc 1/5 izany:
Ny zone rouge dia 3/5
faharoa: 5 ny zanakareo, efa mba misy adolescent angamba, iresaho asio Maputo 1 sy Maputo 2 miaraka @ ankizy ny probleme-nareo
fahatelo: ny lehilahy misy olo atahorany na hajainy foana @ ireo havany na ny namany, iny no iresaho, fa rehefa tena tsy zaka vao miditra amin'io.
sinon, iareto 2 ou 3ans, après divorce dia manaova inscription @ site MEETIC @ izay.
sinon, je suis toujours celibataire , mbo dogalahy avao hoy toliara, ka raha ohatra ka.... + si affinité

13. ni81
(
26/08/2009 20:30)
sinon, iareto 2 ou 3ans, après divorce dia manaova inscription @ site MEETIC @ izay.:lol: :lol:
sinon, je suis toujours celibataire , mbo dogalahy avao hoy toliara, ka raha ohatra ka.... + si affinité
15. Bazily
(
27/08/2009 05:51)
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
xxx> Zah tsy hiafina mamaly anao, zaraiko aminao ity fa hitako nahatsara ny fifandraisanay tao an-trano. Taloha aho dia tena mpisotro tokoa, ary isan'andro araka an'io filazanao azy io. Tsy voatery hoe misy olana aloha vao hanarydia @ alcool, ary tsy ny alcool koa no ahitana vahaolana. Misy ny fahazarana fotsiny, ary misy koa ilay fitia te-hiaraka mirevy @ namana. Rehefa tena hitan'ny vadiko fa tsy zakany io fisotroako isan'andro io dia nojonoiny moramora tao antrano aho no nividianay, ary natombony isaky ny WE ilay izy, nolazainy t@zay fa mihinan-drery aho, tsy mba misy fotoana iarahako mifaly @ fiaraha-misotrosotro kely @ vady amanjanako ao antrano fa laniko @ namako ny fotoanako. Ny azy @io jus no ataony ho azy; ny hitarihany ahy ho tia miaraka mifaly ao antrano no tanjony. aty aoriana nahatsapa tsielikely fa mamy ny fiarahana ao antrano. Mihena miandalana io fangalaram-pihinana io rehefa atranao izay. Ataovy @ tambitamby anefa, avy eo ianao mandresy lahatra azy miandalana fa tsy tsara ny fisotroana isan'andro.
Mirary soa.
16. tywa68
(
27/08/2009 09:29)
xxx:
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!!
Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany
Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy
Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy io fa tany @ fahatelo vao nisy
De vao 2 ans zao ny zanakay farany io vao tena tsy zakako mitsy ny ataony anà satria:
-Misotro tôka fôna izy isan'andro, de lasa tsy zakako tsony ny fofo-tôkany (indrindra refa......)
-Matetika izy mody alina be na maraina @ 3 na 4 vao mody, marihako fa tsy hitan'ireo zanako izy refa mody alina be fa maraina vao hitany
-Tsy avelany miasa mitsy za, nefa za mba te hiasa fa efa mba lehibe ny zanakay; tsy navelany miasa mitsy za taloha fa hoe: mitaiza hono fa mbola kely ny ankizy. Za nefa mahatsapa fa efa tsy ampy anay intsony ny karamany fa efa 5 mianaka zao zahay (tsy banga mitsy ny karamany aloha atr@ zao)
-Lasa kizintina be izy ato an-trano ka na ireo zanakay aza dia bediny lava fa tsy azo resahana izy!!
Marihako fa mbola maharaka tsara @ fianarany tsara mitsy izy 2 lahy!!fa ilay vavy no kasainay ampianarina @ ty rentre ty
Toroy hevitra reto an!!
Raha mahita asa mety aminao d aza mihaotra fa ataovy, mba manana indépendance sy miova rivotra, fa tsy lanin'ny trano sy ny fitaizàna ao. Ny ankizy anie mi s'adapte foana koa e ! f'ilay eritreritra hoe mijanòna mitaiza tsara be raha tsy miteraka frustration ho anareo mivady. Mety tsy ampy ny vola fa mitombo ny ankizy sy ny besoins-ny d lasa kizitina izy, d mila manala azy any @ akamany koa izy. Aza kivy, mahereza e :-*
17. xxx
(
27/08/2009 09:45)
Tena misaotra betsaka anareo reetra mitsy alo namaly ny olako eeee!!
Manana fidiram-bola hafa ankoatra ny asany izahay!!!fa na izany aza dia hitako fa tsy ampy anay tsony izany!!!afaka mahita vola hafa koa izy ankoatra ny asany!!
Fa zao: Efa niresaka taminy mitsy za @ fisotroany tôka lava ty!!de namaly izy fa misy zavatra mba tiany koa hono zao!!dia hoy za hoe: inona zany? dia ny misotro tôka hono no tiany alo zao!!
Tsy nahateny tsony mitsy za satria tô nanambitamby azy za nanontany fa izy namaly hafahafa!!!
Dia nalahelo koa zaho @ anaovany ny zanakay, satria trerominy fôna ilay zaza ao an-trano refa misy tsy mifanaraka @ eritreriny na ny kely na ny lehibe!!
Tsy teo imason\'ny zanakay za no niteny azy fa \"aza manao manao masiaka be ôtran\'zany @ ankizy ianao fa efa tsy nataonao zany izy atr@ zay\"!!dia ny valiny dia ny hoe: ka zany hono no hanaovany an\'zany!!efa tsisy zany atr@ zay dia ataony indray hono zany!!
Ny tena mampalahelo dia refa mitrerona be ireo zanakay 2 lahy izy dia tonga dia mitomany mankany aminy ilay vavy kely!!ary iny zanakay iny ihany no tsy mahazo aminy fa izy 2 lahy zokiny tena mahita aminy mihintsy!!
Dia efa niteny koa za fa te-hiasa za fa fotôna mampety zany zao!!!
Dia novaliany hoe: tezao tsara hono aloha pisokely fa mbola mila anà hono iny!
Dia niteny mitsy za fa za eo fôna fa asa no atao!!dia tsy mety izy!!
Ao ary hono za mitady tsy ho tamana izy ka maika fa tsy ao an-trano fôna!!
Sady marihiko eto fa tamana an-trano mitsy io vadiko refa mba tsy ao an-trano za!!!
Fa mety marina koa fa mety mihena angamba ny fitiavako azy @ fisian\'ireo zanakay!!Satria tena hitako fa taloha zahay t@ mbola tsy niteraka dia nifampisangy be mitsy, nisy zanakay voalohany aza mbola nisangy, t@ zanako faharoa mbola kely mbola nifampisangy ihany zahay fa nony efa lehibebe izy dia tô tadidiko fa tsy nanao zany tsony zahay atr@ zao!! dia sanatria ve zany no mampiova azy? ka tokony ho tsapany ihany ange zany eee!!efa mba varina @ zanakay @ zay za!!!sa aôna?
Dia manantena valiny hafa indray ary fa hiezaka mitsy za hanao ze mety eee!!dia mirary soa ary eee!!!

19. Djhamhal
(
27/08/2009 12:21)
mety ho tsapany ihany fa variana @ zaza enao ; nefa misy fotoana tena ilany ny tambitamby sy ny sangisangy nao miitsy satria mety misy zavatra tsy voambarany ra tsy ao anatin'iny évenement iny ! fa amiko ! azo alaminao tsara ny tokantranonao !! de mahereza ary é!!
20. roxanaha
(
28/08/2009 10:50)
Raha nandany fotôna nianatra enao taloha dia lazao an dramose hoe mba nandany andro sy vola nianatra ihany ve zaho dia tsy avelanao miasa fa mipetraka sy velomi potsiny ato an trano.