ts mahay mandihy mits
1. poulet
(
26/08/2009 13:29)
SLT!mb mila torohevitra @nareo f sad sarokenatra b no ts mahay mandi mits ref mb mis fet nef t analazy otran rehetra;ra mb maita fianaran danse 2 salon isak week end nareo d mb atoroy a f tena sairana mits e!merci d'avance d manantena valin avy@nareo.bye
novalian'i Papoose ny 10/09/2009 21:07
2. Simpona
(
26/08/2009 18:14)
Bobaka ireny e, matetika mis annonce am gazety na radio ( aza variana loatra am télé
- Taloha ny K'danse, teny am LTI Alarobia taloha fa za efa ela no tsy tany de tsy haiko intsony hoe aiza
- Ery am akanin'ny scout eo ambonin'ny tunnel ambohidahy koa nisy fa tsy haiko raha mbola ao
- Ao am K'Art Antanimena mety misy
- Tao am RM1 koa sa moa tao am tranom-pokonolona analakely
- ...
Misy maromaro fa tsy tsaroako daholo
raha te hahay handihy tsotra (ts danse de salon) dia atomboy amin'ny zouk fa io no tena mora hahaizana, manaraka rythme tsara fotsiny de poins, mande ho azy ny ambiny (mba mahay mihetsika am'zay manomboka eo fa ts tonga de hoe pro akory an)
Ary ny danse de canard nga ts mety am poulet
Mazotoa mandihy e

3. sapele
(
27/08/2009 09:27)
raha vao saro-kentra enao na matahotra de tsy hahay andihy mihintsy,,,,,esory aloha ireo de mianatra amin'zay.
6. Papoose
(
27/08/2009 15:12)
na miaraka @ bandy mahay mandihy dia ampianariny de tonga dia poinsaa sdy tonga de panntnera fixe :D
7. ravonjison
(
30/08/2009 10:43)
poulet:
SLT!mb mila torohevitra @nareo f sad sarokenatra b no ts mahay mandi mits ref mb mis fet nef t analazy otran rehetra;ra mb maita fianaran danse 2 salon isak week end nareo d mb atoroy a f tena sairana mits e!merci d\'avance d manantena valin avy@nareo.bye
Tokony ho fantarinao aloha , inona marina no tadiavinao. Zavatra roa tokony havahanao :
1- fandihizana rehefa misy fety, tsinjatsinjaka , disco , kilalaka, fangaro sns....
2- danse de competiton ( danse de salon = standart sy latin, hip hop, disco.sns...) .
Raha ilay voalohany no tadiavinao ( mino aho satria io no azo andihizana any @ fety ) dia voatery tsy mandeha mamonjy discotheque isanandro ianao , satria any no hianarana sy hameriberenana azy ( izay ataon\' ny hafa no mba averinao). Tsy misy regle fa samy manao izay fantany.
Fa raha ilay faharoa kosa, dia tsy maintsy mitady école de danse ianao. Tsy maintsy ianarana toy ny metiere rehetra ilay izy ( misy lesona). Itý kosa anefa dia tsy misy hifandraisany @ tsinjatsinjaka izay hitantsika matetika @ tele na any @ discotheque, ary tsy mety atao any @ discotheque na any @ fety koa satria misy regle be dia be arahina ( ankoatry ny fampisehoana ).
Izy roa ireo dia samy hafa mihitsy ny filozofie ,ny fipetrany eo fiarahamonina, ny akony eo @ ray aman-dReny sy ny namana aman-tsakaiza.
Ankoatr\'ireo anefa dia misy ny marimaritra iraisana anstoina hoe \" danse de club \" ( salsa , menrenque, bachata, lambada sns...). Ireo dia enarana any @ club isankarazany, ary azo atao koa no mandihy azy any @ club, fety isankarazany, fampisehoana sns.. Ndaindray izy ireo ataon\' ny école de danse fanampiny @ lesona omeny.
Samy nataoko daholo izy telo ireo, mandany fotoana be, manadany vola.
Anjaranao no mifidy , ny toerana efa voalazan\' ny namana etsy ambony.
Samihafa mihitsy izy telo ireo, fa ny mampitovy azy ireo fotsiny dia itý : rehefa tafiditra ao ianao diy tsy te-hiala intsony satria mahafinaritra dia mahafinaritra tokoa ny mampifanaraka fihetsika sy muzika.
NB: ny henatra dia miala tsimoramora eny ihany, ka tsy tokony hatao olana goavana.
8. lako
(
01/09/2009 10:40)
Ary @ EPP Ampasanisadoda no misy ny D'DANSE zao eeee!!!
Milay any fa zandrinay koa sarokenatra be de tany no mba nahay!!!ary tena nahay an!!fa zao!!!!tezaina elaela mitsy izy vao tena nahay satria isak'asabotsy ihany no mianatra dia @ 14h30 eo no manomboka!!!Fa tena mahay tsara mitsy izy zao!!
Fa zao kosa aloha eeee!!!refa mande miditra club ôtran'reny dia mangalà namana ao @ io club io refa ao dia mahaiza manala tahotra fa za efa nijery ny fomba fampianarandry zareo fa refa tsy mahay mifandray @ ankizy kosa aloha de eo no raisina eeee!!!ataovy tsikelikely eeee!!mazoto eeeee!!!!

9. fahamarinana
(
01/09/2009 12:10)
:arrow: za ry reto faran'ny olona saro-kenatra fa mahagaga fa ilay mandihy tsy nipetraka olana tamiko ,tsy resaka mahay mandihy na tsy mahay fa tsy nipetraka ho sakana zany e !Mahagaga an !Nefa eo indrindra ary no hitam-bahoaka sy jeren'ny olona maharitra,mazana !... :lol:
Ny toro-hevitra azoko omena dia hoe miaraha mivoaka amin'ny namana ,manao rodobe fa amin'iny somary tsy manahy na mahay na tsia satria hafa ny ambiance !
Ary ilay mpandefa dinika nge ry reto ka mety tsy hamaly eto fa efa napetrany ny adiresy mailaka e ! :-D (l)

10. Samoana
(
01/09/2009 15:13)
fahamarinana:
Ary ilay mpandefa dinika nge ry reto ka mety tsy hamaly eto fa efa napetrany ny adiresy mailaka e ! :-D (l)
mety efa nahita poulety manokana hampianatra azy izy :-D
11. ni81
(
01/09/2009 19:33)
za ry reto faran'ny olona saro-kenatra fa mahagaga fa ilay mandihy tsy nipetraka olana tamiko ,tsy resaka mahay mandihy na tsy mahay fa tsy nipetraka ho sakana zany e !Mahagaga an !Nefa eo indrindra ary no hitam-bahoaka sy jeren'ny olona maharitra,mazana:-P
14. fahamarinana
(
10/09/2009 09:33)
samoana:
mety efa nahita poulety manokana hampianatra azy izy
:arrow: :-D :-D :-D mety zay marina (l)