MAPUTO 2: La HONTE, SHAME ON YOU

1. remahity ( 25/08/2009 15:25)
Je suis Indigné, scandalisé, outré, halluciné, et très très remonté.
Aiza le fahendren\'ny razana hoe: TOKANTRANO TSY AHAHAKA?

Ces gens agissent comme des eleves à la maternelle, ils n\'arrivent pas à s\'entendre sans l\'intervention de l\'exterieur

ressaisissez vous bon sang, C\'est la première fois au monde, qu\'un pays soi disant independant et souverain, se laisse regler ses problèmes par un etranger.

Car chaque pays a ses problèmes, mais méme l\'île Comores n\'est pas tombé aussi bàs,

Madagascar aiza ny hambonao????

et pour discuter koi exactement ????, des sièges à octroyer, et des amnisties
c\'est à dire , on efface les crimes des presidents assassins d\'avant , pour dire à celui qui le sera prochainement que lui aussi il pourra tuer,massacrer! dia amnistier-na indray @ 20112 na 2015 @ dakar 3 na maputo 4...

ary ny HAT sy ny MINISITRA ankehitriny dia tokony hiala iaby, complice ny didier, sy marc, sy andry, ary meme i albert iaby nareo, tsy manjary, hatao akory iaby izao olo maty t@ 26/01 07/02, 10 /08/91 etc... ireny???

que ces messieurs se fassent l\'esclave des Mozambicains, sans honte, en baissant leurs pantalon, c\'est leurs problèmes, mais au moins qu\'ils ne parlent plus en notre nom les MALAGASY

NOT IN OUR NAME please
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:57
2. Hinagasy ( 26/08/2009 05:50)
Tena mitovy hevitra aminao! toa fitadiavan-tseza ny samy efa maimbo ny Maputo.!
Azo atao ny manongam-panjakana amin'ny hery, ny famonoana ny vahoaka Malagasy amin'ny tsy rariny, ny fangalarana natao tamin'ny vahoaka Malagasy etc... Fa andeha zaraintsika mpangalatra sy mpamono olona aby ny toerana afaka hitantana ilay Madagasikara efa nodakantsika, tsy nasiantsiaka haja. Izany no atao any Maputo!

3. xxx ( 26/08/2009 08:10)
qu'ils ne parlent plus en notre nom les MALAGASY

mitovy amin'ireo ianao io ry remahity an!! teny gasy aza tsy hainao fa hizesistiavanao amin'ny teny frantsay ny forum dia nefa hainao no mitsikera ny any maputo!!!!
raha tena miaro ny maha malagasy anao ianao maninona petsapetsana manao forum amin'ny teny vahiny?
Madagascar aiza ny hambonao????

izao ve no olona manakambo amin'ny mahagasy azy???

mapalahelo ilay toetsaina!
mais méme l'île Comores n'est pas tombé aussi bàs

soa dia ny toetsainao no efa tena ambany dia ambany?? inona no hanaovana forum @ teny vahiny nefa ny tena gasy sady tranokala teny gasy no ato?
4. ni81 ( 26/08/2009 08:39)
5. xxx ( 26/08/2009 09:08)
Hinagasy:

Tena mitovy hevitra aminao! toa fitadiavan-tseza ny samy efa maimbo ny Maputo.!
Azo atao ny manongam-panjakana amin'ny hery, ny famonoana ny vahoaka Malagasy amin'ny tsy rariny, ny fangalarana natao tamin'ny vahoaka Malagasy etc... Fa andeha zaraintsika mpangalatra sy mpamono olona aby ny toerana afaka hitantana ilay Madagasikara efa nodakantsika, tsy nasiantsiaka haja. Izany no atao any Maputo!

Iombonako hevitra tanteraka
6. solemio ( 26/08/2009 14:06)
Vous avez honte parcequ'on règle le sort de Madagascar à Maputo, mais c'est notre faute.Nous sommes incapables de nous entendre entre nous.Raha isika samy malagasy no mitady vaha olana dia tsy maintsy misy foana no miseho fetsy noho ny afa ,koa tsy aleo ny vahiny no manao azy dia tafavoka amin'ity krizy efa mandreraka ity ny firenena !Ny zavatra kendrena amin'ity Maputo 2 ity ange dia hanangana Tetezamita neutre, izany hoe tsy tokony hitondra ao izat rehetra mihevitra ny hitondra amin'ny 4éme Republique. Ny antony dia mba tsy hisy hiteny indray avy eo hoe nangala-bato indray ry zalahy mpitondra.C'est simple et clair, ny sisa resak'....tra Miseho milay nefa mifanakaiky lotra angamba ny loha sy ny vodin'ny sasany
7. remahity ( 27/08/2009 11:32)
eh oui mec , on le crie sur les toits et en français, pour que le monde entier sache, qu'on est pas d'accord, et que ça ressemble à une humiliation, et que le peuple n'acceptera pas, et surtout qu'on est très jaloux de notre independance

laha nataoko t@ teny gasy, ny gasy efa mahalala fa tsy d'accord, ny vazaha no tsara ampahafantarina.

ary ataoko @ anglisy koa aza:

Eh yes guy, we proclaim from the rooftops , so that the whole world knows, whom we are not all right, and it's seems like a humiliation, and the people will not accept, and especially, that we are very jealous of our independance

satria ny vazaha sy afrikanina mifanena amiko dia ketraka hoe: fa nareo ve olon-dehibe sa ahoana ry galasam e!e?

ETRE INDEPENDANT, ça veut dire quelque chose non?EN TOUT CAS POUR TOUT MALGACHE CA VEUT DIRE REGLER SES PROBLEMES SOIS-MÊME
8. xxx ( 27/08/2009 12:15)
remahity:

minable!! minable la mentallité!!
9. pikatti ( 27/08/2009 12:57)
eh oui mec , on le crie sur les toits et en français, pour que le monde entier sache, qu'on est pas d'accord, et que ça ressemble à une humiliation, et que le peuple n'acceptera pas, et surtout qu'on est très jaloux de notre independance

refa tsy mahay mifandamina less de aleo any @ terrain neutre a,sty misy fanindrahindram-pirenena io fa sao elah hanao hoe Madagasikara tsy madohalika nefa mandady :-D
refa mikatso ny raharaha politika de vaha olona no tadiavina,tsy misy firenena velona tsy mifandray @ firenena hafa zany sao enao mbola mihevitra fa i corée du nord mandroso kokoa nohon'ny corée du sud
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0979