mendrika apetraka amin'ny livre des record guiness !

1. ravatorano ( 20/08/2009 05:15)
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=9523:fort-soupcon-sur-deux-membres-de-la-federation&catid=37:sport-madagascar&Itemid=56

dia tena mamohehetra sy mampalahelo ary mampihomehy mihitsy ny fandehan'ny fanatanjahantena eto amitsika ary nahitana vokatra tena tsy fahita erak'izao tontolo izao indray ny baolina kitra tany amin'ny ligin'Itasy/Imamo iny tamin'ny herinandro lasa teo fa satria fa nahoana hoy ianao :
-raha tsy maintsy natao ny fifanintsanana farany amin'ny teo amin'ny fiadiana ny tompon-dakan'ny ligy any Itasy izay andraisan'ireto ekipa efatra anajara ireto : CNaPS-DS Maeva lalao natao tany Analavory ary ny ASAM-ASAR lalao natao tany Ampefy.Ny cnaps sy ny asam dia mitovy isa ary eo amin'ny "goal difference" no mety hahatafakatra ny anankiray amin'izy ireo.
Ny zava-nitranga sia izao tsy mba niaraka natomboka ilay lalao araky ny efa fanapahakevitry ny migy fa ilay tany Analavory nalefa aloha antsasakadiny ny lalao .Teo dia nampihomùehy be ny voakatra satria dia tena nahavaky vava mihitsy ary mbola tsy fahita na fandre hatraiza hatraiza :
Cnaps 47 ary DS Maeva 0 na aotra ( 47-0)
Asam 58 ary Asar 1 (58-1)
Taiza no mbola nisy an'izany ??????? :-D :-D =)) =)) =)) :p :p :-P :-P
Raha nanontaniana moa ny filohan'ny ligy dia nilaza izy tamin'ny rta izay namoaka ny lalao sy ny sary fa haka fepetra momba io "komiberaka" io !
Nisy feo aviteo nilaza fa raha miseho mlay koa ilay raprezy dia hamboarina ary nivoaka gazety antsoratra mihitsy izany omaly !
aiza re zany e ! :evil:
farany moa dia nisy sazy ihany nomena andry zareo ekipa ireo ary tsy afak milalao amin'ny migy any Itsay tsony ry zareo nefa aloha dia ohatran'ny nifamahofaho be ihany ny tantara avieo ka dia ho hita eo indray ny tohiny !
2. RATOVOARY ( 20/08/2009 13:38)
Dia tena menatra ny tena ravato, ny marina koa misy tsy fankasitrahana kely ilay izy. Ny CNaPS sport sy ny ASAM dia samy mpilalao avy any Tanà avokoa. Ny DS MEVA indray dia tena tompontanana ao Analavory ao, ary zanak'Analavory ny ankabetsahany . Tsy dia ankasitrahandreo ilay avy ivelan'Itasy no ho lasa solontenan'ny ligy hiatrika ny champion's ligue ka izay no nahatonga io gafy io. Vao avy niresaka t@ zokiko aho ny maraina teo no nahalalako izay vaovao izay. Izy moa ao rahateo no mipetraka.
H hita eo moa ny tohiny, ny hanahirana dia somary misimisy loh izay ny zatovon'Analavory sy Ampefy iny ka hatahorana ny mety ho voka-dratsny.
3. tsipolitra ( 21/08/2009 08:41)
:* :lol: Efa hatry ny ela mihitsy ry zalahy no mahamenatra ny sport eto amintsika, mbola tsy tena manana lay toetsaina "fair play" isika e ! hany ka tsy mety mandroso.
4. kotobekibo ( 20/10/2009 22:19)
Ny tena blem @ resaka sport ao dago d ireto :
- Raha mbola tsy miezaka hanatsara ny resaka sport , izany hoe ny infrastructure mihitsy ny fanjakana d tsy hiovany toetsaina arat-sport ao dago .
Aiza v ka idina mahamasina tsy azo hialalaovan'ny ankizy , d aiza no mba haka experience ny bandy sy ny sipa kely , ny hiafarany d misotro taoka sy mifoka rongony fotsiny sisa .
- Raha mbola misy resaka hoe zanak'i dada aloha vao ny mahay no milalao d tsy androso mihitsy .
- Raha mbola hoe i anona sy i anona no atao entraineur sy mpitarika satria ireo akamandry ngahy lehibe isany d tsy hamokatra ihany koa .
- Ny resaka sisi-bola moa d zvt hita ( tahaka ny erantany ) na d mandritra ny coupe du monde aza .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8276