iza no ekentsia ho president ny trasition

1. vitamatavy ( 20/08/2009 20:38)
sondage dia mazotoa mifidy e
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=30
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:00
2. ravatorano ( 21/08/2009 05:52)
i ravalomanana izany efa tsy eo
i zafy albert koa efa nilaza fa tsy ho eo
i ratsiraka moa dia mazava ho azy fa tsy ho eo amin 'izany toerana izany
andry rajoelina indray dia efa nilaza fa "mazava loatra raha izy no tokony hitantana ny tetezamita satria izay mamono ny voay ihany no miravaka ny vanginy !
Ankoatran'izay dia tsy hitako mihitsy aloha hatreto hoe iza no tokony ho eo
Rajemison efa nahiliky ny tim nefa mataotra azy koa ny mouvance hafa satria efa deba be tatsy amin'ny ankilany izy
ny hafa indray toa ny taloha ihany no hiverina
ka iza ary hoy ravato e ?
d izay mahasoa nama ataon'Andriamanitra an !
zay sia raha momba ity tetezamita ity fa raha amin'ny fifidianana kosa dia any mba misy azo lazaina satria ny tena no hanatsafidy ! :wink:
3. dadabe ( 21/08/2009 06:38)
henana be zany kelaza a
4. pikatti ( 21/08/2009 11:29)
mba tadiavo ao lzssy le autre dadabe a :lol:
5. milamm ( 21/08/2009 14:02)
ilay olona faha-5 no hilatsaka ho filoha lefitra na mpanolotsaina tetezana hiampitana ny rep.4 satria izao no fitsapana ho an'izay sahy miantsoroka adidy
-olona sahy sy tia tanindrazana ary ampy fahalalana,fahaiza-mitondra eo anivony fiaraha-monina sy mikatsaka hahasoa ny firenena
-mahatandro toy ny anankandriamaso ny firaisam-pirenena sy ny lalana isan'ambaratongany ka mankatoa izany hatr@ tenany,tsy ho voasariky ny fitiavantena sy kolikoly izany hoe hanompo tanindrazana marina
ny hoe iza "ombay mitady" isika rehetra no manana ny valiny
6. MANEVIL ( 21/08/2009 16:28)
Rajoelina mazàva loatra
ary tsy maintsy ho izay fôana no hitrànga eo na ahoana na ahoana
7. xxx ( 21/08/2009 17:01)
ny ho avy no hilaza azy fa zao, angaha moa izy io zany moa voatery hoe chef de file foana no atao président, maninn raha olona anaty delegasiona ohatra.

Olona anaty Delegasiona an'i Zafy na Ratsiraka no tena mety.
8. bazylou ( 21/08/2009 17:08)
izaho ho aho no prezda num 1, dia ho avy eo ny 19 999 999 ambiny , mazava, ::: :-D :-D :-D
9. dadabe ( 22/08/2009 04:00)
Mpandefa : pikatti [ Valio ] 21-08-2009 13:29:22
Lohateny : Re : iza no ekentsia ho president ny trasition
mba tadiavo ao lzssy le autre dadabe a
:-$ sekire antsika sy toi izany :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568